filmE
1. rajoelina
(
28/02/2008 12:02)
xxx:
rajoelina >> nga film vavy le izy no misy "e" à la fin ?
sakaizabe:
filmE vita gasy sa vita sinoa izy zany ?
yonika:
mahita filmE kou ato ka hihihihi
''filme: 1 Pelicula cinematografica. film 2 Capa muy fina de una sustancia.''
Izaho ve no diso fanoratra sa ny sasany no efa diso favôry be loatra amin'ny fahaizany manokana:?::°)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bf79644a0cb
;-)
répondu par ari.malala le 29/02/2008 05:52
2. tess
(
28/02/2008 12:25)
rehefa azon'ny pokona fotsiny reh ny tina lazaina defa basy ry jouelina an!:wink::-*
3. yonikafopl
(
28/02/2008 12:32)
filmE = filmé
fa refa mba tsy te hanisy le aksa de atao sorabaventy re rajoelina aaa
fa reo lazainao reo de tsa mba mishy haikouuuuu:?:?:?
fa refa mba tsy te hanisy le aksa de atao sorabaventy re rajoelina aaa
fa reo lazainao reo de tsa mba mishy haikouuuuu:?:?:?
4. mmmhh
(
28/02/2008 13:52)
Zany ve de hatao blem be e! sao de ho tapaka lalan-drà ampanaovana forum ato ary ty enao fa ento mora, mba te hanala azy fotsiny re ry zareo a,
5. rajoelina
(
28/02/2008 14:12)
mmmmmmhh: zah koa anie manala azy e, ary tena manala azy be maintsy, sady milay le manoratra teny gasy ah.
;-)
;-)
6. ikaretsaka
(
28/02/2008 15:08)
izao ve no fika fanalana azy... le E amin'ilay film aza tsy mbola afaka hatramin'izao ... ko "manala azy" @ ahoooooona ary:roll::roll:8)