SADY TIA NO TSY TIA
1. mpindrana
(
28/02/2008 08:09)
Misy tovovavy iray mifankahazo mifanerasera amiko ,rehefa eo akaikiny sy miresaka amiko izy dia hafa ny fitiavako azy ,fa tsy toy ireny fihaonana sy fiarahan'olon-droa ireny ,fa rehefa mieritreritra azy kosa za de lasa tia azy be .
répondu par mirianah le 05/03/2008 21:25
3. mmmhh
(
28/02/2008 08:17)
Tianao ihany izy zany, matoa lasa any aminy fôna ny eritreritrao,
rah tena tsy tianao manko izy de na hieritreritra ny fiarahanareo de maharikoriko anao. Na enao na izy koa tsy mahay mampiseho fitiavana be, de mangatsiatsika le izy reefa mihaona nareo, fa reefa tsy mifankahita de hita ihany hoe hay tia,

4. tsiafoi1
(
28/02/2008 08:24)
Raha mbola tsy manana olon-tiana enao de inona ny olana raha tiavina izy. Sao de ho tonga @'le an-tratra tsy manitra ka an-tanan'olona vao mamerovero
Zany foana ange na rehefa mpivady aza e, rehefa eo mahita zvt manirikiry foana, nefa vao misaraka in-1 andro fotsiny de mifampitady
Zany foana ange na rehefa mpivady aza e, rehefa eo mahita zvt manirikiry foana, nefa vao misaraka in-1 andro fotsiny de mifampitady
7. mpindrana
(
28/02/2008 18:39)
ka ny ao an-tsaiko mantsy de hoe :mbola mpinamana tsy mifankafoy ,fa tsy ilay tena mpifankatia be ireny .
10. mirianah
(
05/03/2008 19:24)
...
Sometimes I love you
Sometimes I don’t
But I never ever
Never want to let you go
The road’s not easy
But the feeling’s strong
It’s the little things that keep me holding on...
Sometimes I love you
Sometimes I don’t
But I never ever
Never want to let you go
The road’s not easy
But the feeling’s strong
It’s the little things that keep me holding on...