Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana
1. LazaDaddy
(
28/02/2008 02:16)
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana.
Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona.
Sambatra iza mangetaheta fahamarinana :)
Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona.
Sambatra iza mangetaheta fahamarinana :)
répondu par Rasiligaoma le 01/03/2008 05:14
2. ikaretsaka
(
28/02/2008 03:06)
raiso ary hano .. fa ity ny vatako atolotra ho anareo...ho'zy ilay ranahy izay
ny teny tona nofo ny nofo tonga mofo...
ny teny tona nofo ny nofo tonga mofo...
3. ikaretsaka
(
28/02/2008 03:08)
izay tsy mahazo mofo sy nanda tsy nihinana mofo dia very fanahy mbola velona...
"ary tsy hanana ny fiainana mandrakizay" ary tsy "atsanany any @ farany"
ho'zy ihany ilay rangahy
"ary tsy hanana ny fiainana mandrakizay" ary tsy "atsanany any @ farany"
ho'zy ihany ilay rangahy
4. Fody
(
28/02/2008 14:22)
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana.
Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona.
Azafady fa lojika tena diso be mihitsy io.
Voalohany aloha dia miana-kendry noho ireo raiamandreny malagasy ianao nefa milaza zavatra tsy mitombina mihitsy, fa terena hifanaraka amin'ny Evanjely fotsiny.
Tsy mitombina satria: isika dia olombelona fa tsy fanahy akory. Ny Vatana, saina, Fanahy, Fo dia miaraka tsy afaka misaraka raha mbola olombelona koa isika. Ka raha naona ny vatana, hoy ny fahendrena malagasy, mivezivezy ny fanahy.
Ary raha ny Fanahy no naona ( mety ho maty) dia ny vatana no mihabiby fiaina. Satria ho an'ny malagasy dia olona maty fanahy ny olona manao toetram-biby
Aza ampiasaina amin'izay tiana hampiasana azy ny tenin'Andriamanitra fa mba lazao araka izay nilazany azy.
Misaotra anao.
5. ikaretsaka
(
28/02/2008 14:34)
marina koa izay an'i Fody izay... tahaka ny hoe ilaina ny rano fa tsy rano akory dia ampy!
marina!!
Aza ampiasaina amin'izay tiana hampiasana azy ny tenin'Andriamanitra fa mba lazao araka izay nilazany azy.
Misaotra anao.
marina!!
6. Veloo
(
28/02/2008 16:56)
Sambatra iza mangetaheta fahamarinana
ie sambatra izay mangetaheta ny fahamarinana nohon'ny Anarany.
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana.
Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona.
tena mitombona mihitsy io :wink:
7. ikaretsaka
(
28/02/2008 17:06)
andramo aloha ko:
i Rajesoa aza noana vatana (hanina safafo no nofadiany) dia nivezivezy fanahy ka tratran'ny temptations koa nony tapitra ny 40 andro ka!:wink::wink::wink:
i Rajesoa aza noana vatana (hanina safafo no nofadiany) dia nivezivezy fanahy ka tratran'ny temptations koa nony tapitra ny 40 andro ka!:wink::wink::wink:
8. Fody
(
28/02/2008 17:26)
"Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona".
Miandry mana milatsaka avy an-danitra ve Laza fa tsy hikaroka, tsy hiasa, tsy hampiasa saina?
Satria Jesosy efa nilaza fa aza manahy izay hohaninareo?
Ary izy koa efa niteny fa: tsy ny mofo ihany no mahavelona fa ny teny rehetra avy amin'Andriamanitra?
Aza adino ry namana fa Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany (na tsy tianao aza io teny io). Ary ny teniny tsy odana malemilemy ka azo atoritorina, fa afo mandoro tsy mamela antsika hipetrapetraka io.
10. Veloo
(
29/02/2008 01:51)
ikaretsaka [ Valio ] 28-02-2008 18:06:56
Lohateny : Re : Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana
andramo aloha ko:
i Rajesoa aza noana vatana (hanina safafo no nofadiany) dia nivezivezy fanahy ka tratran'ny temptations koa nony tapitra ny 40 andro ka!
zany dia tena tsy mitombona mihitsy kle...:roll:
11. fijo
(
29/02/2008 21:53)
za kosa milaza hoe azo ampiasaina io voalazan'i laza io.
raha noana ny fanahy.izany hoe tsy hainy izay tena hiantsampazany."finoana io" dia iny ny vatana fa mivezivezy.katolika de lasa protes de mijery sekta ve mety hifindra silamo de mety hanompo vola sns.
ilay faharoa!"Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona."eto kosa aho momba ilay voalzan'i fody.sao dia hiandry mana milatsaka avy aiza???

12. Rasiligaoma
(
01/03/2008 05:14)
rehefa misy olana , hanohanana ohatra na ara batanan aara panahty dia mifampiditra foana izy roalahy ireo
toy ny salaka sy ravimbody manko ireo amin'ny olombelona
fa tsy misy noana irery izany
toy ny salaka sy ravimbody manko ireo amin'ny olombelona
fa tsy misy noana irery izany