possible ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4

1. xxx ( 27/02/2008 16:23)
mba vojeo re olona ; mety ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4jr ; nitaky taratasy tsy ampy ry zareo defa naterina nefa mbola tsy novaliany ihany efa nisy toy izany ve nareo
répondu par xxx le 28/02/2008 12:01
2. tess ( 27/02/2008 17:06)
tsy manakivy aho fa raha vao tsy milaza vaovao otran'io izy defa :{:{:{ raha ok! mantsy de kinga ery zareo miantso anao! bonne chance e!
3. Veloo ( 27/02/2008 17:17)
ary maninn raha manontany?
4. xxx ( 27/02/2008 17:31)
hanontaniana hoe ahoana t@ nanatitra dossier anie de tsy nisy blem eh! fa vao omaly izy no nitaky taratasy tsy ampy defa nalefa any aminy
5. tess ( 27/02/2008 17:41)
andraso alouha zany e! refa tsy mahazo valiny amity semaine ity de mankanesa any fa tena ahiako ....
6. blogy ( 27/02/2008 17:49)
ho hita eo re ; fa tena mandreraka be
7. Ylly ( 27/02/2008 18:11)
xxx:

mba vojeo re olona ; mety ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4jr ; nitaky taratasy tsy ampy ry zareo defa naterina nefa mbola tsy novaliany ihany efa nisy toy izany ve nareo
aza mora kivy fa nahafantatra olona tahaka anao toy izao aho dia naharitra iray volana vao nahazo valiny ary fahafaham-po no azony.

Be dia be ny fangatahana na fanavaozana taratasy fa tsy hoe olona mihisy roa na telo akory dia efatra na dimy andro dia ho vita.


8. Veloo ( 27/02/2008 18:54)
xxx [ Valio ] 27-02-2008 18:31:18
Lohateny : Re : possible ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4
hanontaniana hoe ahoana t@ nanatitra dossier anie de tsy nisy blem eh! fa vao omaly izy no nitaky taratasy tsy ampy defa nalefa any aminy


kay nenao vo omaly no nalefa ny tsy tsy ampy ko.. manana finoana e rehefa sitrapon'Atra io tateraka foana

tess [ Valio ] 27-02-2008 18:41:35
Lohateny : Re : possible ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4
andraso alouha zany e! refa tsy mahazo valiny amity semaine ity de mankanesa any fa tena ahiako ....


ity atao avy eo...
9. tess ( 27/02/2008 19:12)
ny an'i zandriko dimy mianaka kely zareo fa nampidirina ny lundi ohatra ny papier komplets kosa aloha! fa ny zoma izy de efa niantso hoe ok ny visa nareo......:wink:
10. tess ( 27/02/2008 19:15)
nefa kosany ny an'ilay zaodahy iray izay! raha vao nila vaniny hoe tsy ampy anzao.... fa raha tsy miantso zahay ozy de miantsoa anay amzao! nony niantso de hoe refusé ny fisa nao !

aza atao mahatahotra izany rehetra izany fa raha
aradalàna ny tts rehetra mahazo foana! sy raha mbola tsy nanana blem tam visa koa lay oul....
11. xxx ( 28/02/2008 12:01)
tena leo be za ry reto an! hatramin'izao mbola tsy misy resaka ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6916