29 FÉVRIER!

1. endrika01 ( 27/02/2008 09:07)
Mba makalaza ny tsingerin-taona nahaterahany isan-taona toy ny rehetra ve ireny namana teraka 29 fév ireny é?Toa isaky ny fito taona mantsy vao miverina io date io.
répondu par endrika01 le 28/02/2008 12:23
2. kelly13 ( 27/02/2008 09:27)
4 taona ka
3. tsiambaratelo ( 27/02/2008 10:23)
Tonga kosa angamba dia atao makotrokotroka mihintsy!Mampalahelo ry zareo raha isaky ny 4taona vao ankalazaina!
4. ainaheri ( 27/02/2008 10:50)
Kelitrezy,za saika mba gaga fa ny an'i Endrika angambany 7 taona ny bissextile:-D:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 27/02/2008 10:57)
ainaheri:-D:-D:-D:-D:-Dtsy efa trisextil v zany:P:-D:-D:-D
6. agoago ( 27/02/2008 11:42)
Misy hetsika karakaraindry Mahery eny amin'ny Eldorado, ny teraka 29 fevrier miditra fotsiny satria izay isaky ny efa taona hono vao mba mankalaza anniversaire
7. ainaheri ( 27/02/2008 11:50)
agoago,tsy maintsy mitondra kopia zany na karapanondro ra azoko tsara,nefa za tsy manana na ray @ reo aza,le bandy nefa te ho any lol
8. fahamarinana ( 27/02/2008 17:11)
:arrow:ainaheri :ampindramiko ve ?:-D:-D dia lasa viavy (l)
9. ainaheri ( 27/02/2008 18:43)
fahamarinana,tsy magnino fa agnano perika za :-D:-D:-D
10. kelly13 ( 27/02/2008 19:03)
fiteny inn kay io ry vieforce (ainaheri) hihihihih
11. Kwasi ( 27/02/2008 20:01)
Mankalaza foana ry zareo isan-taona ka, ny ampitson'ny 28 fevrier.
12. diamondra27 ( 27/02/2008 20:02)
kelly hahaha tsy mahay teny tsy fantatra njy hiii:-D

ainaheri: io mba ampenaro i kelly

ainaheri : aza magnanoperika zany anao manafo fa tsy hainaka anao izikoa manano perika e! anao zao saika tsy hai naka , miaraka am linety iny anao d'efa ok

fahamarinana: ary njy ty an! ampanaovinjy inon njay io zanak'ol io akia a

13. kelly13 ( 27/02/2008 20:10)
loza ty marina! za kou nde hanao teny tsy hay

magnigno hihihi mety v?
14. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:05)
ary ny teraka 29 gevtier hono Bisex?
satria bisekstile?
hono io sao de anona eo indray an!
mythes nolazaian anay t@ mbola kely izany
15. ari.malala ( 28/02/2008 07:00)
lolllllll miarahaba izay nahatratra ny tsingerintaona nahaterahany andraoany zany ko! d asehoy an'ika hoe manakory nareo:-D:-D:-D:-D
16. fahamarinana ( 28/02/2008 07:19)
ainaheri:

fahamarinana,tsy magnino fa agnano perika za :-D:-D:-D



:arrow:Ià ro!!!Kara hitako zegny e!! Tonga Dia Mampanaraka,:-D:-D(l)
17. ainaheri ( 28/02/2008 09:14)
magnigno hihihi mety v?


keliterezy,hihi miteny io ka,betsimisaraka atsimo mampiasa an'io lol

magnino=maninona

:-D:-D vieforce ngah:-D:-D
18. fahamarinana ( 28/02/2008 09:46)
:arrow:tsy ratsy kosa ilay vieforce an:-D:-D=D(l)
19. kelly13 ( 28/02/2008 10:02)
fahamarinana>hihihi ka za ataony keliterezy d izy ataoko vieforce zany kou

vieforce>klou fa za mahay kely antandroy "akory ly", "vinitry mafy aho" "'nao, nakaia naoda iny"

d klou haka sopapa any @ le nahitako masoandro fa izy gravy b ra hiteny antandroy, fanina mintsy za refa miresaka i mamanay sy ny cousines-ko
20. ainaheri ( 28/02/2008 10:30)
hihi,ndao hifampianatra zany ko:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2524