TSY TIA, TSY MANKAHALA

1. tsiafoi1 ( 27/02/2008 06:32)
Matetika ny tsy fitiavana olona iray dia niandoha t@'ny fahitana toetra na zvt tsy tiana teo @'iny olona iny, de isaky ny mahita le olona enao de mitamberina ao an-tsaina le zvt tsy tiana sy nankahalaina teo aminy iny... Ary farany ankahalaina hatramin'ilay olona aza.

Azo atao ve ny tsy tia an'ilay olona nefa tsy mankahala azy
répondu par Rasiligaoma le 29/02/2008 09:02
2. xxx ( 27/02/2008 08:25)
inona moa ny hala ,tsy hoe tsy tia ihany ka rehefa tsy tia izany d efa mankahala ko inona indray:roll::roll:
3. booboo ( 27/02/2008 12:04)
Azo atao ve ny tsy tia an'ilay olona nefa tsy mankahala azy


ie. Io angamba ilay hoe " indifférence " raha amiko manokana. Tsy mampihontsona tsony lé oul :: sady tsy tiana nefa koa tsy ankahalaina. Raha sendra mifanena aza dia topaza-maso fotsiny dia manohy ny lalana ohatra hoe mahita inconnu zany.....
4. mmmhh ( 27/02/2008 12:24)
de lasa tsy maintsy hihatsara velatsihy enao , satria tsy tianao (...intsony) le olona fa tsy tianao avoaka aminy izany de mifanao salut salut fotsiny reefa mifankahita fa tsisy resaka,:wink:
Midika zvtra roa tsinn zay salut fotsiny zay :
- tsy tiako tsony enao, zà tsy mila resaka aminao intsony
- na izany aza tsy hiavona aminao zà .
.... Naleoko ihany olom-patatro ianao, arahaba de vita....:-D
5. tsiafoi1 ( 27/02/2008 13:49)
hoy mmmhh :
de lasa tsy maintsy hihatsara velatsihy enao


De ahoana zany le tenin'ATRA izay mampirisika antsika hitia na de ny fahavalontsika aza, koa tsy tahakan'ny we mampirisika hiatsaravelatsihy ve zany ATRA, sanatria an'izany...raha izay no handraisana azy.
6. ikaretsaka ( 27/02/2008 14:37)
tsy tia , tsy mankahala=miatsara velatsihy

io tenin'Atra io amiko dia izay koa hoe miatsaraha velatsihy
7. tsiafoi1 ( 27/02/2008 15:37)
Ika a :
io tenin'Atra io amiko dia izay koa hoe miatsaraha velatsihy


Ka tsy toetran'Andriamanitra anie izany r'Ika e! De Izy indray ve no hampirisika hanao izany???8O8O8O

Izao kosa angamba e, Mankahala na Tsy tia ilay ratsy eo @'ilay olona isika (na endrika io na toetra), fa Tsy mankahala ilay olona en personne. MANKAHALA NY RATSY FA TSY MANKAHALA OLONA.
- Ohatra we : Tsy tia hasamponana isika (sima, fohy ila, be orona sns..., fa tsy mankahala ilay olona sampona sy ratsy).
8. ikaretsaka ( 27/02/2008 15:57)
dinidinio sy fakafakao fa asa ko...
samy manana ny fijeriny io

fa marina koa io hoe tsy ny olona no ankahalaina matetika anie fa ny ratsy nataony e...
9. Veloo ( 27/02/2008 17:03)
Ka tsy toetran'Andriamanitra

ie marina izany, ary isika koa dia tokony hanana an'izany.
Ny zavatra azo atao mba evitena ny fiatsaram-belatsihy dia ny mangataka famelana foana amin';izay ianao manana (paix):oops: tsy aiko ao an-tsaina. (peace in mind) ry reto a
Rehefa mandry ny sainao dia tsisy olana na tsy ho tia mihitsy ary ilay olona iray efa vita ny adidinao, mandry ny sainao. (izay ny fisainana kristiana an)
10. tsiafoi1 ( 28/02/2008 05:36)
tsy ny olona no ankahalaina matetika anie fa ny ratsy nataony e...

De tena izay tokoa no maharesy lahatra r'Ika a! Satria tsy fidiny an'le olona ny ho ratsy tarehy na ratsy toetra

Ratsy tarehy na bika izy : satria ratsy fahariana
Ratsy toetra izy : satria mbola eto antanin'ny ratsy
11. mmmhh ( 28/02/2008 08:12)
De ahoana zany le tenin'ATRA izay mampirisika antsika hitia na de ny fahavalontsika aza, koa tsy tahakan'ny we mampirisika hiatsaravelatsihy ve zany ATRA, sanatria an'izany...raha izay no handraisana azy.


Toetra ratsy ny fihatsaram-belatsihy fa ilaina izy io indraindray, rah le fihatsaram-belatsihy no tsy tianao ny filazako azy de aleo ataoko oe "mila manana fo tony enao", mba tsy hisian'ny ady lava eo aminareo, na tsy tianao ny ataony de mila manana an'le fo tony enao, io toetra iray io amiko no mampilamina ny mpiara-belona,
nefa ne le fo tony azo lazaina hoe miatsara velatsihy ihany e,! satria tsy tianao izy fa tsy avoakanao, rah havoakanao le izy de lasa ady be tsy vita, tsy haiko angaha hoe olona mitovy saina be aminao le oul, nefa zany vitsy de vitsy, de aleo tony.
12. ari.malala ( 28/02/2008 08:34)
misy cas nitranga tamiko izay nifankahazo b za sy le olona talou, d aveo nizy zavatra tsy zakako nataony ana, d lasa halako maizina mints le oul io, d isak'izay mahita anazy za d mila hamono anazy foana, d taty aoriana, niezaka nyt sy niraharaha anazy tsony za satria matoa mbola romotra aminy zany za d mbola misy importance na d kely ftsn amko aza ny fisiany, fa tena nanaovako indifferente b na manaona aza tsisy, fa izy no mbola miezaka manambitamby miarahaba sns ndrindra refa tafaraka @ namanay iombonana aho k mifanena aminy... tsy haiko na mbola misy fankahalana izany fihetsiko izany, fa tsy miarahaba azy aho, tsy miresaka aminy, toy ny maita inconnu ftsn...
13. booboo ( 28/02/2008 11:32)
toy ny maita inconnu ftsn...


Ari. malala > ie....tsy mahatsiaro n'inona² momba an'azy tsony e ? sahala @ hoe vide zany ny ao anaty dia sady tsy mankahala no tsy tia no tsy malahaleo no tsinona² e ...
14. ari.malala ( 28/02/2008 13:42)
eny aky booboo, nezahiko nositranina irery ny ratrako d lasa ts mivakl amnazy tsony mitns za, ts mankahala ts tia tsitako tsony ze ifandraisana e...
15. tsiafoi1 ( 29/02/2008 08:36)
Ari-malala :
fa tena nanaovako indifferente b na manaona aza tsisy, fa izy no mbola miezaka manambitamby miarahaba sns ndrindra refa tafaraka @ namanay iombonana aho k mifanena aminy... tsy haiko na mbola misy fankahalana izany fihetsiko izany, fa tsy miarahaba azy aho, tsy miresaka aminy, toy ny maita inconnu ftsn


Raha vao maneho fihetsika toy izany de mbola misy izay tsy levona ao anaty...
Fa ny ahy zao de jereko toy ny voarin'Andriamanitra rehetra, tsy mankahala ao, tsy miavonavona, tsy mihatsaravelatsihy koa, fa de toy ireny zavaboary rehetra ireny no andraisako azy.
16. Rasiligaoma ( 29/02/2008 09:02)
ari.malala:

eny aky booboo, nezahiko nositranina irery ny ratrako d lasa ts mivakl amnazy tsony mitns za, ts mankahala ts tia tsitako tsony ze ifandraisana e...


mety ny nataonao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2783