Hono wa ry mpiandraikitra
1. rajoelina
(
25/02/2008 00:26)
Fa maninnn tokoa ny namana sasantsasany milaza fa misy manarabody sns...:?: (indrindra fa ry zareo vhv).
Samia mba milaza ny antony zay mahafantatra.
;-)
Samia mba milaza ny antony zay mahafantatra.
;-)
répondu par Papoose le 04/03/2008 04:38
12. rurik
(
25/02/2008 09:08)
eto @ serasera ve no misy manarabody?
hafa ko zany sa soratra koa mety manarabody?
zany we soratra manarabody zany=))=))=))iny indray no tsy hitako.
hafa ko zany sa soratra koa mety manarabody?
zany we soratra manarabody zany=))=))=))iny indray no tsy hitako.
15. Kwasi
(
25/02/2008 11:28)
Angamba mety nisy vdy nitontona t@ tany koa angamba lesy tany ho any dia aleo arahana aloha sao mbola mitontona eo indray ka simba. Hitan'elah ihany fa raha io manko no maninomaninona eo, gravy be.
17. mmmhh
(
26/02/2008 12:45)
rajoelina:
Fa maninnn tokoa ny namana sasantsasany milaza fa misy manarabody sns... (indrindra fa ry zareo vhv).
Samia mba milaza ny antony zay mahafantatra.
tsy azoko mintsy :?::?::idea:
18. ANARIM
(
28/02/2008 12:30)
vodin'le soratra va no voaraka tao sa vodin'le olona tao ambadiky ny solonanarana????
20. tess
(
28/02/2008 15:25)
ka efa hoe misy ny manaroabody hono kou!:wink::-D
tia vody ozy papoose zay:-D
tia vody ozy papoose zay:-D