Dinika/hevitra vaovao
1. Papoose
(
22/02/2008 18:18)
Mahalasa saina ahy dia mampanontany tena ahy hoe inona ary no zvt tena mbola tsy noresahina teto @ serasera mihitsy,betsaka ve?
répondu par Papoose le 26/02/2008 12:52
3. Papoose
(
22/02/2008 18:24)
marina tokoa izany, nefa mino aho fa betsaka ny efa ray amandreny ato...ary sao de natambatra @resaka fanambadiana?
5. Veloo
(
22/02/2008 18:40)
papoose a nahita iray ko za,
avis de recherche ve mbola tsy teto?:oops:
avis de recherche ve mbola tsy teto?:oops:
6. Papoose
(
22/02/2008 19:17)
iee, de fitadiavana namana taloha koa fa namana vaovao no hitako ao!! mba hitako mantsy any @ reny site sasany reny fa mifampitady ao ny namana taloha!!
7. sakaizakely
(
23/02/2008 09:42)
resaka fianakaviana ve? (famille) (zanaka reny, dada etc..)
comportement ny ankizy
misy dinika manokana Reny serasera azo iresahana mikasika ny ankizy sy ifanakalozankevitra, tongava any fa andrasanay :P
10. sasa
(
26/02/2008 04:40)
marina mintsy io tenin'i yonika io d le resaka avis de recherche koa ry Papoose azo asiana an!
11. xxx
(
26/02/2008 05:35)
efa nisy resaka kapaoty vaky ve tato?
efa nisy resaka nitondra coran tany am-piangonana?
efa nisy resaka nitondra coran tany am-piangonana?
12. Papoose
(
26/02/2008 05:51)
le kapoty vaky mety tany @ resak'olondehibe angamba kosa raha nisy!!
ny coran tany ampiangonana ndray mety tany @ fivavahana sy finoana koa raha efa nisy
ny coran tany ampiangonana ndray mety tany @ fivavahana sy finoana koa raha efa nisy
13. kelly13
(
26/02/2008 10:55)
ny resaka social kou tsy d hitako ato sa...?
de ce genre :
http://www.lesocial.fr/forums/read.php?f=21&i=16075&t=16075
de ce genre :
http://www.lesocial.fr/forums/read.php?f=21&i=16075&t=16075
14. Papoose
(
26/02/2008 12:52)
ie, ny fahalalako azy betsaka ny olona tsy ouvert tsara sy tena sahy mamoaka ny defaut sy ny point faible-ny raha tsy zany v moa ho niroborobo ny xxx