Mpianatra mahay

1. Bita ( 22/02/2008 09:35)
Avy any am-pianarana i Lita dia hoy izy t@ Ray aman-dreniny nitantara:Izaho aloha tsy mahatoky ny madamanay intsony mihitsy.

RaD: Fa maninona ry Lita?

Lita: Afakòmaly izy nampianatra anay hoe: 3 x 4 = 12
Dia androany ve izy nivadidika hoe 12 = 2 x 6

Zavatra isa tsy misy itovizaany mihitsy ve ry Dada sy Mama...........:^):^):^)

Anareo indray ary e!
répondu par johnnyandri le 28/02/2008 04:15
2. ari.malala ( 22/02/2008 11:40)
:-D:-D:-D:-D:-D

Nifarana ny taom-pianarana d ozy ikalapeta, neny a, neny a, ts mahay n'in'in ny mpampianatra anay, d ozy ny reniny, fa naona enao no miteny an'izany? de ozy ikalapeta, izay menakavy ry neny an, nisondrotra kilasy dool fa i maitresse nijanona T1 iany a:-D
3. booboo ( 22/02/2008 12:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. endrika01 ( 23/02/2008 10:45)
De ozizy ty mpianatra iray zay nahazo zero double tamin\'ny fanadinana nataony, dada sy Neny ô,Dada sy Neny ô,aza mividy laoka tsony we ozizy madamanay !rar:Fa maninona ry peta?Efa misy atody roa be zao we ao ampy atao laoka tsara!Hi hi hi
5. endrika01 ( 23/02/2008 11:02)
Ty ndray misy hafa,Fizarana bulletin scolaire!Neny â,neny â,nahazo 20 zaho,jeren\'i Neny!De faly be ty reniny fa nahazo 20 zany ty zanany!Nojerena;aiza zay 20 andry eo é,io kou ve de tsy hitan\'i Neny é,ka aiza zay eo é,ndry ty ve tsisy maso sa...Ka ento aty ary hanazavako azy @Neny é\"5/20kajy,2/20tsianjery efa 7 zay,4/20frantsay...Ka ny fitambaran\'ireo anié ry Neny no 20 é!(mahay izy an, ka 20kosa ny fitambarany!)hi hi hi
6. ari.malala ( 27/02/2008 07:25)
:-D:-D:-D:-D
7. johnnyandri ( 28/02/2008 04:15)
:-D:-D:-D:lol:tsara daoly hihihi, milay e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801