ny fomba fijery no miteny kokoa hononohony fehezanteny bdb''

1. rajoelina ( 22/02/2008 00:23)
misy akamako zay jerijereny sipa, dia hoy lery tamiko oe:
-rajoelina!! jereny elah ange itsy sipa itsy raha hijerijery anah e, adala angamba io sipa lety ah.

Dia hoy izaho tamin'ny ledala oe:
-Somary jereo ao anatiny 3 sengondra fotsiny izy dia somary hahitseho in-dray na in-droa ny volomason-elah, de efa kôpy izy.

;-)
répondu par naughtyboy le 27/02/2008 00:53
2. Veloo ( 22/02/2008 01:13)
:roll::roll:
3. cutie ( 22/02/2008 01:16)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. cutie ( 22/02/2008 01:17)
veloo
tsy kopy ve njy
5. Veloo ( 22/02/2008 01:29)
kopy za ka fa ny azy otran'izao fona ka:wink:
6. cutie ( 22/02/2008 02:19)
efa style-ny akia io a :-D:-D:-D:-D
7. fasaly ( 22/02/2008 13:33)
:-D:-D:-Davy ndray razabdry sy ny resaka sipa:-D
i pachinot anie vao nametrakasary tsy ela sa mba jeriejrenlay namankah klou:roll::wink:
8. booboo ( 22/02/2008 13:38)
:-D:-D:-D:-D

Veloo > hihihihi mbola tsy kôpy ihany ve nefa efa nanetsika volo-maso t@ " ;-) " Rajoelina ? Vazivazy zany aaaaaaaaaaaaaa :-*:-*
9. ikaretsaka ( 22/02/2008 15:04)
tonga de ao anaty anakandriamasony jerena tsara 2 secondra,, dia ahetsika kely ny volomaso aby eo...
tonga deeeeee anontanio ny num phone-ny fa poinsa ra salmola an
10. sakaizakely ( 23/02/2008 09:48)
tiaraha (sal)molamola koa ny tovovay espaniola any :roll::roll::roll:
11. ikaretsaka ( 23/02/2008 18:35)
zay anie hoa e
12. naughtyboy ( 27/02/2008 00:53)
:-D:-Dmisy marina nenla less ry salmon(ozy ikaretsaka zay)ny vava no afaka no mandainga bb koko fa ny maso no milaza zv betsaka ,fijery malefaka no mety @ reny d ita ny tohiny avy eo..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04