Dadavalo sy ny akanjo miaramila
1. todisoa2
(
21/02/2008 14:21)
aôna zan Dadavalo nanao vert armée tan Tamaga zan?
répondu par Papoose le 25/02/2008 14:33
3. Veloo
(
21/02/2008 15:51)
tsara ka bogosy fona lery hihihihih
i TGV ko tokiny hanao indray mande fa mbola bogosy fona ka hihihih
i TGV ko tokiny hanao indray mande fa mbola bogosy fona ka hihihih
8. Veloo
(
21/02/2008 16:18)
tara train ndry ry Papoose. hihihih
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=15082
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=15082
9. Veloo
(
21/02/2008 16:19)
tess [ Valio ] 21-02-2008 17:16:45
Lohateny : Re : Dadavalo sy ny akanjo miaramila
ka lay dadavalo no mampmé ahy anie e!
:-D:-D:-D
10. mitia04
(
22/02/2008 04:35)
itanareo zany hoa fa mampmé e! sady lé kaskety ve risé kely bilitika d nefa ny lohany ngoda, tapaka mintry ny trinaiko!:-D:-D:-D:-D
11. rakapy
(
22/02/2008 04:38)
Efa te hiady izy manao an'io! Asa na mba inonano grade napetraka taminy? :-D:-D:-D:-D
12. peugeot
(
22/02/2008 05:40)
ny grade naperaka taminy de grade miaramila ambony indrindra eto dago
13. Papoose
(
22/02/2008 08:15)
Veloo, misaotra betraka!mba mpanara-baovao ihany ny tena fa tsy tsikaritro le akandro:-D
aiza moa no tsy niforona le fiteny hoe "Miaramila vatatay"=)):^)
aiza moa no tsy niforona le fiteny hoe "Miaramila vatatay"=)):^)
15. Papoose
(
22/02/2008 08:21)
io manandratra tena io ihany nefa rehefa tonga ny tokoa any ambany fandriana no hita!:lol:
17. jiolah
(
22/02/2008 08:40)
Azony anaovana tsara io tenue io.Azo lazaina fa fahavalo ny cataclysme naturel noho izany tenue de combat no entina .Fantaro fa izy irery no afaka manome ny gradena General.
18. tsiafoi1
(
22/02/2008 10:14)
Ka inona moa ny olana ra manao vert armée Dadavalo e! Tsy ireny ve zao no tendance tao ho ao e, mba manara-damaody izy zany
Sady chef Suprême de l'armée koa izy, tsy mitana basy reny fa manindry bokotra fotsiny...
Sady chef Suprême de l'armée koa izy, tsy mitana basy reny fa manindry bokotra fotsiny...
19. todisoa2
(
22/02/2008 14:21)
kanefa afaka mlaza @se zaho fa vono @ vodibasy no nahazo olona 3 be izao tao @ commune Ambalanjanakomby-Maevatana t@ zaho tan nohon'ny nanaovan'izy ireo short toy n an'ny Gendarmerie iren. Eto r tsam tokn ampitovina le zo a. Kôpy enao zay.:lol:
20. tsiafoi1
(
22/02/2008 14:49)
Eto r tsam tokn ampitovina le zo a. Kôpy enao zay.
Ka Dadavalo anie Chef Suprême de l'armée, lalana no nametraka azy ho @'izay, donc ara-dalana zany fa afaka miakanjo miaramila tsara izy.
Ny olana kely ho azy fotsiny zao de we izy tsy nanao service militaire... Tsy haiko raha nanao SN ngahirainy na tsia.