FANINA NY NTENAKO

1. xxx ( 19/02/2008 10:01)
MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO FA TENA MBOLA CONTRACTER BE MIHINTSY NY VAGIN-NY. MARINA VE NY FILAZANY SATRIA TAMIN'IZY NIARAKA TAMIN'ILAY OLONA TALOHAKO HONO MANTSY DIA TSY TAFIDITRA NY VAGIN-NY NY FILAHIN'ILAY PARTENAIRE-NY FA NIALA IZY VAO NAHARE NARARY, TSY NISY MOUVEMENT VA-ET-VIENT HONO, F'ZAH KOSA HONO NO TENA NANAOVANY FIRAISANA KA NHAIZANY IZANY.:?::?::idea:
répondu par Papoose le 22/02/2008 18:45
2. badboy ( 19/02/2008 10:17)
Tsy kobonao anga le fika "katrafay et compagnie"? lol
3. xxx ( 19/02/2008 10:50)

ny hymen mety ho afaka ho azy tao raha nianjera ny vehivavy ohatra a

fa izay ve no tena important indrindra aminao sa ny fitiavany ????

raha aty alohan'ny fanambadiana ianareo no nanandrana izany dia mampihomehy ihany hoe mi exiger virginité ianao nefa ianao aza mikasa ny hangala-pihinana


4. badboy ( 19/02/2008 11:18)
F'anga za raxxx no nametraka ilay fanontaniana? Za naneho hevitra 1 ao antin'ny maro, izay tsy voatery ho marina tsy azo toherina!! Avelako ny hafa no hameno na hanohatra!
5. ari.malala ( 19/02/2008 11:28)
1/ aza mivazavaza
2/inona no important, le hoe virjiny v sa le nareo mifankatia?
3/ ianao v talohan'ny niarahanao taminy tsy mbola nikasika vevavy mintsy? tsy mbola nanao firaisana iany koa?

Mahagaga ny lelà sasany, efa impiry nanao firaisana nefa mitaky fahavirjiniana amin'ny vevavy iarahany... az amba tia tena hoaaaaaa!
6. Papoose ( 19/02/2008 11:53)
sao de natsotsotson'ny beka izy t@ mbola kelikely na talohakelin'ny waintsiklaintsinareo e fa aza tonga de mikorapaka fa efa anao ny entana!8)
7. sakaizakely ( 19/02/2008 12:12)
mampihomehy ihany hoe mi exiger virginité ianao nefa ianao aza mikasa ny hangala-pihinana


efa impiry nanao firaisana nefa mitaky fahavirjiniana amin'ny vevavy iarahany


miombonkevitra tanteraka

rehefa tsy afapo azy de ndana ndray mtady virjiny hafa de hoatrizay hatrany hatrany :-D:-D
8. ainaheri ( 19/02/2008 12:16)
talohakelin'ny waintsiklaintsinareo



aza =))=))=))=))=)) ry papoose a
9. badboy ( 19/02/2008 12:43)
Vereno vakina ilay olana napetrak'i xxx!!!
MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO FA TENA MBOLA CONTRACTER BE MIHINTSY NY VAGIN-NY. MARINA VE NY FILAZANY SATRIA TAMIN'IZY NIARAKA TAMIN'ILAY OLONA TALOHAKO HONO MANTSY DIA TSY TAFIDITRA NY VAGIN-NY NY FILAHIN'ILAY PARTENAIRE-NY FA NIALA IZY VAO NAHARE NARARY, TSY NISY MOUVEMENT VA-ET-VIENT HONO, F'ZAH KOSA HONO NO TENA NANAOVANY FIRAISANA KA NHAIZANY IZANY.

2 no tena namaly, badboy sy papoose, ny sisan'izay nivoana tanteraka ny valiteny!!!

F'anga rehefa gasy miresaka dia tsy maintsy voatery mampivoana resaka????
10. simplex ( 19/02/2008 13:31)

xxx:
TSY TAFIDITRA NY VAGIN-NY NY FILAHIN'ILAY PARTENAIRE-NY FA NIALA IZY VAO NAHARE NARARY, TSY NISY MOUVEMENT VA-ET-VIENT HONO, F'ZAH KOSA HONO NO TENA NANAOVANY FIRAISANA KA NHAIZANY IZANY.:?::?:
mety hoe tafiditra ihany zany fa izy fotsiny no nieritreritra hoe mbola tsy tafiditra...
zany hoe Ra niditra fotsiny fa tsy nanao va et vient dia azo lazaina hoe efa tsy virja tsony dia zay zany, tsy virja tsony izy, afapo?
ra tsy important izay d mbola virja izy zany, afapo? :)

@ manaraka alohan'ny hikotiana azy mintsy d efa anotanio hoe virja ve enao? asehoy hoe ny certificat ana-virginite-ny :°), @ zay tsy ho diso tsony :P

;-)
11. orona ( 19/02/2008 14:27)
xxx, ari.malala:

inona no important, le hoe virjiny v sa le nareo mifankatia?


fa angaha ireo tsy mety miaraka?


12. orona ( 19/02/2008 14:32)
xxx:

MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO FA TENA MBOLA CONTRACTER BE MIHINTSY NY VAGIN-NY. MARINA VE NY FILAZANY SATRIA TAMIN'IZY NIARAKA TAMIN'ILAY OLONA TALOHAKO HONO MANTSY DIA TSY TAFIDITRA NY VAGIN-NY NY FILAHIN'ILAY PARTENAIRE-NY FA NIALA IZY VAO NAHARE NARARY, TSY NISY MOUVEMENT VA-ET-VIENT HONO, F'ZAH KOSA HONO NO TENA NANAOVANY FIRAISANA KA NHAIZANY IZANY.:?::?::idea:

13. ikaretsaka ( 19/02/2008 23:39)
le sens an'ilay hoe manao firaisana izany eto no samy manan any fandraisana azy..

efa miray fitiavana izany nareo .. efa nanao0 firaisana koa izy t@ ilay olona taloha

ny virja hymen et machin... dia raha mpi beka be izy de aza manantena hoe ....
14. rastafarai ( 20/02/2008 02:05)
xxx> Inn no maha fanina an'ise @ zany!?:roll: Efa nolazainy ny marina,any befotaka njay mande refa tsy afa-po:-D:-D:-D
Ary ise marina v virjiny talohan'ny nanaovanareo firaisana!?:^)
15. xxx ( 20/02/2008 06:34)
Izaho ihany ilay nandefa io hafatra io. Hilako tsiny aminareo aloha fa tena misy fohy fisainana isika ka tsy mahatakatra ny hevitra tiana ambara. Tsy nilaza ny tenako hoe mitady virjiny zah na tsy tiako izy fa ny teniko kosa dia hoe "TSY VIRJINY INTSONY HONO IZY
NEFA IZAHO IHANY NO NANAOVANY RAPPORT" mathematiquement c'est absurde. TSY VIRJINY MDIKA EFA NANAO RAPPORT PARTIELLE NA COMPLET.Ny tiako hatongavana dia tsotra TIA AHY LOATRA ILAY SIPA KA MANDAINGA SAO MATAHOTRA HISARAHAKO KA IO NO TSY TIAKO HOE OLON-TIAKO VE HANDAINGA AMIKO FOANA. FA RAHA MANDAINGA AMIKO SATRIA ZAH MBOLA MISALASALA HOE VOADONA NY HYMEN DIA ROVITRA FA KOSA TSY NISY PENETRATION DIA MAPAMANGY NA DIA TIAKO ARY SATRIA LAINGA TSY EKEKO ZAH ARY EFA NIALA AMIN'IZANY.
ALEOKO MIARAKA AMIN'NY MPIVAROTENA NIOVA TOY IZAY VIRJINY MPANDAINGA ARY ALEO MIFANENA AMIN'NY MPAMOSAVY TOY IZAY MIFANENA AMIN'NY MPANDAINGA.

RAHA VIERGE IZY CONLUSION-NAREO NEFA NILAZA FA TSY IZY INTSONY DIA HISARAHAKO FA MANDAINGA

RAHA TSY VIERGE IZY NEFA NILAZA AMIKO FA IZAHO IRERY NO NANAO RAPPORT TAMINY DIA DISO IHANY KOA KA DIA HISARAHAKO IHANY FA MPANDAINGA.8)8)8)

16. tslem ( 20/02/2008 07:08)
papozy >>>waintsiklaintsy :-D:-D:-D
badboy >>>ialàko tsiny fa mivoana, tena tsy tana lé fihomehezana kle=))=))=))=))=))=))=))
17. xxx ( 20/02/2008 12:59)
Oudryyyyyyyyy ... toa ianao no mivazavaza nefa ianao no manana olana ??? Reve-o manja any ny pbm nao raha izany

Tsy mazava aminao akory ny pbm nao na izy virja na izy mandainga kouuuuuuuu , vakio tsara anie ny lazainao e

ajanony @ izay ny bozaka dia mandehana manenjika mpivaro-tena
18. rakaroka ( 20/02/2008 18:09)
Voalaza teo :
1-ny "condition" maha tsy virj ny sipa iray anie tsy hoe niaraka tamin'ny olona ihany. Très possible ianao mpisaina marika , nisy "condition hafa".
2- Raha "fitiavany" anao tokoa no nanesika azy handainga ka tsy ny fitiavana moa no zava-dehibe?:roll: Mahavany mandainga izy noho ny fitiavanay anao => tsy hitako ny olana8O
19. rastafarai ( 21/02/2008 02:48)
Any befotaka njay wa anjamana fa any mbola mety tsy nisy va-et-vien!:-D:-D:-D
20. Papoose ( 21/02/2008 05:09)
ainaheri, tslem ka sao de kosa kooooo!!! raha mbola virja maly anie tsy de fantatra androany hoe mbola omaly izy no virja e!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0913