marina v?

1. youyi ( 18/02/2008 16:43)
salu daholo!!! hono hoa r rreto, rah ny bandy ef nisaraka tamin'ny tena no verenana tenenina hoe "za mbola tia anao"(l) de aona ny mety ho sensation-any?:?:
d rah miteny iz oe aleo "aleo tsika mijann mpinamana":-* de tena ts misy fika tsony zany?merci hoanze vonona hamaly!!!:-*
répondu par xxx le 20/02/2008 09:43
2. penina ( 18/02/2008 16:56)
3. kelly13 ( 18/02/2008 17:22)
miombokevitra @ penina
4. Papoose ( 18/02/2008 17:46)
in ko no dikan'io " e e" io?:-D ie v sa aaaa??:-D
5. penina ( 18/02/2008 18:06)
6. ainaheri ( 18/02/2008 19:04)
in mo zany ry youyi fa ny manova no mety ee,izy aza mba nitsotra we aleo mpinamana kou,bonkourazy e
7. zamanoro ( 18/02/2008 19:11)
hifampiresaho ny antony nampisaraka eh. Ahoana ny handravonana azy?
Fa tsy tonga kosa dia hoe mbola tiako ianao. De raha anontaniany ianao hoe :inona no mbola itiavanao ahy? de ahoana... no lazainao?
De ahoana hoy ianao raha efa manana sipa hafa izy? sns tsy voatanisa

8. mitia04 ( 19/02/2008 04:32)
aza mba miteny an'izany am bandy mintsy fa ny lehilahy sasany angé faly hanjono fotsiny e, d zarany aza enao taratara aminazy eo fona, d iny ndray no entiny idédahana am sipa hafa kotiny oe" ry sipa ry tara be aminà! sns sns....) fa kalme fotsiny ky rafotsy a, lé tia an-jy reny itenenana an'izany fa tonga dia love story milay beuh!!
9. ainaheri ( 19/02/2008 05:01)
Mitia> hay ve misy leh manao an'zany e,aona ny ahafataran-drafotsy we ity oul anie ty anà sa aona,ra otr'zay doli ny leh?????
10. todisoa2 ( 19/02/2008 07:55)
youyi:

salu daholo!!! hono hoa r rreto, rah ny bandy ef nisaraka tamin'ny tena no verenana tenenina hoe "za mbola tia anao"(l) de aona ny mety ho sensation-any?:?:
d rah miteny iz oe aleo "aleo tsika mijann mpinamana":-* de tena ts misy fika tsony zany?merci hoanze vonona hamaly!!!:-*



n ana lou n hvt d tsotra. Rf nialana aleo ts iverenana tson. Otrni mihinana n efa nalou sanatrian'ny vava. N mahampianamana n tsinjovy d mlay b n fiarahana e.=))
11. orona ( 19/02/2008 14:43)
mitia04:

aza mba miteny an'izany am bandy mintsy fa ny lehilahy sasany angé faly hanjono fotsiny e, d zarany aza enao taratara aminazy eo fona, d iny ndray no entiny idédahana am sipa hafa kotiny oe" ry sipa ry tara be aminà! sns sns....) fa kalme fotsiny ky rafotsy a, lé tia an-jy reny itenenana an'izany fa tonga dia love story milay beuh!!

pour

12. youyi ( 19/02/2008 17:40)
eny ary fa de hafoy iz zany ko!!!
ny nisarahana aloha ts nisy hoe ady na zvt otrzany fa otrn samy teny fotsn d tsis resaka e!!
izy ts manana sipa afa satria miona fona zay d fantako oe tsis miarak aminy!! zay kosa aloha d tena miresaka b otrn rey ol ts ef mpisipa reny e!!! fa tena erreur zany le nteny anazy oe "za mbola tia anao"
ny nampieritreritra ana manko d tamnizy nteny oe mpinamana de nantany ana oe "ca ne te convient pa angah?" d ozy ah oe Bold textsi!!
fa rah niteny ah v zany oe ca me convient pa d mety hoe aona ndray ny teniny?
msotra e!!! okay
13. xyxy ( 19/02/2008 20:03)
Rehefa ny bandy aloha no miteny hoe aleo mpinamana d tsy manakivy anao aho fa angamba tsy tia intsony izy izay ary tsy te hiaraka hifampizara fitiavana e.Fa asanao .....izaho lehilahy no miteny an.
14. diamondra27 ( 19/02/2008 23:11)
henoy ny hiran'i melky

za tianao

lasa adala aminao
15. rastafarai ( 20/02/2008 02:28)
So d mande mafy b ary njy d matahotra izy so d voadona raha miaraka njay!
Aza mba aty aminay alou no miteny an'izany...:lol::lol::lol:
16. ikaretsaka ( 20/02/2008 02:54)
arakarak'ilay bandy sy ny disponibilite ny io...

mbola tsy tartran'ilay hoe "teo anilanao aho rasipa no natositosikao an.. efa lasan'olona ny foko zay hoe voro manganao any aho"
17. xxx ( 20/02/2008 09:43)
kouragy e, ty ny numako D atsoy za 007 69
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0544