Hangataka tononkira

1. andryaina ( 18/02/2008 11:01)
Bjr daholo!
Saika mba hangataka ny tonon'ilay hira "Hainao tsianjery" an'i Tiana anie azafady e!
Merci d'avance
répondu par cutie le 19/02/2008 16:41
2. cutie ( 18/02/2008 13:29)
ndraso alou hotadidiko kely :lol:
3. cutie ( 18/02/2008 14:53)
ty ihany no tadidiko :)
Ny aminao koa
Fantatro avokoa
Ny ratsy sy ny soa

Fa hainao tsy an-kiteny
Ireny rehetra reny
Fantatrao na de hoe
Tsy ambarambarako
Ny lalan'ny tantarako

Tsy mila ny mandeha
Fa topi-maso de
Ampy be dia be
Ny ahalalana
Ny ao am-po
N'ilay malala :)
4. andryaina ( 19/02/2008 10:30)
misaotra betsaka re a!Raha ny tena marina mantsy dia hanambady za.Dia mitady hira atolotra ho azy za ka mangataka idée izay mba manana!
merci d'avance e!
5. cutie ( 19/02/2008 16:41)
bbd ny hira romantika ao fa jereo ao @ tononkira ao @radiovazogasy :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439