ny Pelaka ve mba???

1. xxx ( 18/02/2008 06:07)
Eritreritra mandalo ny ahy ity hoa,ireny pelaka ireny ve mety mba miova hetero ihany refa aty aoriana sa de mandrapahafatiny de zay izy?? miala tsiny etoana alo amin'izay pelaka e.
répondu par Bigma le 10/03/2008 06:35
2. xxx ( 18/02/2008 06:11)
fa iza no pelaka ato no ialana tsi:^):-o:-P:-Pny eo:^):^)
3. xxx ( 18/02/2008 07:08)
xxx:

Eritreritra mandalo ny ahy ity hoa,ireny pelaka ireny ve mety mba miova hetero ihany refa aty aoriana sa de mandrapahafatiny de zay izy?? miala tsiny etoana alo amin'izay pelaka e.

Aretina azo tsaboina io ,rehefa miaiky tokoa izy fa misy zavatra mahazo azy,ny sainy ihany no manova azy.Misy anefa efa nandevozin'ny satana ilay izy dia tsy mety miala intsony.
Marobe izy ireny no manambady aty aoriana ary rehefa mahafantatra ny tenin'Atra ihany koa dia miova fa tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra hono mantsy izy ireny raha toa ka tsy miova ,toy ireo mpanota marobe ihany
Aiza re ireo mpitsimpona e,misy milaza an'izany ao anatin'ny baiboly.
4. fafa75 ( 18/02/2008 08:41)
Ary toa xxx no manontany dia mbola xxx ihany koa no tonga dia mamaly?
5. fahamarinana ( 18/02/2008 10:31)
:arrow:mbola tsy araky fafah75 foana ve ilay izy?:-D:-D,ngaha eto ihany,jereo any ankafa any,zay no mba mahafinaritra azy!!!=))=))(l)
6. fafa75 ( 18/02/2008 10:36)
Tena marina ny an'i fahamarinana, fa sady mametra-panontaniana izy no tonga dia mamaly koa avy eo satria hitako ireo dinika hafa:roll:
7. fahamarinana ( 18/02/2008 11:34)
:arrow:fafa75 ::lol::wink:(l)
8. Papoose ( 18/02/2008 11:39)
xxx. aretina v ny fahapelahana?
9. tsiambaratelo ( 18/02/2008 12:03)
fafa75:

Ary toa xxx no manontany dia mbola xxx ihany koa no tonga dia mamaly?



10. Papoose ( 18/02/2008 12:10)
the mask io!
11. kiadi ( 18/02/2008 16:15)
fa in zany pelaka? :-D:-D
12. ainaheri ( 18/02/2008 19:32)
mofo katsaka ry kiady a:-D:-D:-D
13. niryna ( 19/02/2008 04:29)
Samy pelaka daholo ve ry ireto no filaza azy ireny amin'ny teny gasy ?
xxx a> efa misy tantara maro mandehandeha any ka jereo.
14. mitia04 ( 19/02/2008 04:39)
mahavariana!
15. Papoose ( 19/02/2008 11:31)
toa fisaka ny sasany de ny sasany pelaka hoe koa!
16. Bigma ( 10/03/2008 06:35)
Ahoana mou no tsy afaka ny hiova, efa betsaka no niala t@ io. Fa io alou de aretin-tsaina faratampony e! aiza ve kouh ...:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4226