Vita ny delestazy eto Iarivo sy ny manodidina

1. lagoon ( 16/02/2008 05:23)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/901

Ary ahoana ireto teny ireto??
"L’inauguration de la centrale thermique de Mandroseza est un grand pas dans l’approvisionnement en énergie électrique de la population d’Antananarivo. Mais ce n’est qu’un premier pas.

C’est un grand pas, car c’est la première nouvelle centrale installée depuis 27 ans, dans ce pays. Le dernier grand projet en matière de production, le site d’Andekaleka, date de 1982."

Fa dia inona marina no mba natoan'ireo Ratsiraka sy Zafy ireo kle??

répondu par Jeankely le 24/03/2008 17:01
2. ainaheri ( 16/02/2008 07:37)
Mba nanao kosa Radidy f'aza hodin-tsy hita na dia dia nisy nety aza tao!!!
3. ainaheri ( 16/02/2008 08:30)
Ahitsy===> Nanao kosa Radidy f'aza hodian-tsy hita na dia nisy tsy nety aza tao!!!
4. rabingogilabanga ( 16/02/2008 10:39)
lagoon:
, le site d’Andekaleka, date de 1982."


Tsy pour Radidy aho fa kosa aoka isika hanana honnêteté intellectuelle:

-1982: iza no president

-Mandroseza 2008: centrale thermique
-Andekaleka 1982: barrage Hydroelectrique

iza no tena mamokatra, sy iza no tena mandany vola @ ireo?izay no tena fanontaniana? asa ?

ny @ Zafy indray, comparer-vo ny azo comparer-na, zafy 3 taona ihany no président:

-Zafy: 1993-1996
-Ratsiraka:1975-1978
-Ravalo:2002-2005

Mi-cadrer ny debat ihany aho, fa tsy mijery n'iza n'iza

de mampamangy ny ao ambohitsorohitra ao e, de ny delestazy any @ faritany koa hoe mba jerevo!
5. Jeankely ( 16/02/2008 10:49)
Omena tehaka ve sa mbola homena ompa izy e? Nohon'ny fahatongavan'ny TGV sa taitra ny mpitondra ary e? sa niandry fotoana. Na izany aza dia ny faritra hafa koa mbola asa mafy, koa mahereza. Aza dia lany andro mi-wawawa fa asa io.
6. madera2 ( 17/02/2008 18:28)
eh! sambatra anareo iarivo fa tsy misy delestage intsony , oviana ndray @ faritany? ny mandroso ihany mandroso , aza adina zahay @sisiny fa mijaly !
raha zava-bita aloha no lazaina dia samy nahavita zareo telo ireo. ny zavatra tspa aloha @zao androny r8 zao dia tena sahirana ny vahoaka sady mijaly efa tsy mahavita tena satria ny vahoaka efa tsy voaharo @ fananany . zay aloha @ manaraka ndray!
7. Jeankely ( 18/02/2008 01:10)
Izany no atao hoe mpampiresaka. Amin'ny fomba ahoana no ahavitana ny faritra rehetra hiaraka ahazo ny rehetra? Fa tena nisy volabe nahafahana nanao izany rehetra izany tokoa ve tamin'ny andron'ny mpitondra rehetra fa tsy nanao ireo sa sady kely voafetra no tsy ampy ny vola no mbola misy lasa any @'ny tsy falehany. Mba ataovy tsara ny andraikitrao fa ny an'ny Fanjakana azy io ary izy no hijinja ny valiny rehefa tsy mahefa. Jereo fa ny toerana misy vola mikararana noho ny vatosoa sns dia tsy mieritreritra ny hanasoa ny toerana fa ny filibana no betsaka. Mba sahala izany ve ny mpanambola vahiny? Mifamono dia ny Fanjakana no antsoina nefa mifampijaly. Tsy misy Extra-terreste fa ny samy eo ihany no manao dahalo mifamono.
8. zamanoro ( 18/02/2008 18:27)
lagoon:

http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/901

Ary ahoana ireto teny ireto??
"L’inauguration de la centrale thermique de Mandroseza est un grand pas dans l’approvisionnement en énergie électrique de la population d’Antananarivo. Mais ce n’est qu’un premier pas.
"

Fa dia inona marina no mba natoan'ireo Ratsiraka sy Zafy ireo kle??


Aleo aloha haverina kely ho tsaroanao fa ;
-SFF/fokontany, SAFF/Firaisana, SAFM/fivondronana, Oniversity/Faritany
-CSB II/Firaisana, DS/Fivondronana
- Lalana Tamatavy-Tana, Antsirabe-Tana, Mahajanga-Tana, Antsirabe-Morondava, Fianarantsoa-Farafangana-MAnanjary, Ambanja-Diego, Toamasina-Soanierana, Vatomandry-Mahanoro, Vodiala-Amparafa
Aoka aloha ajanona eo, tamin'ny andron-dRadidy daholo ireo
Niampy ny barazy Andekaleka, Namorona, izay tsy mbola misy akory afaka mitaha aminy hatramin'izao
Tohadranon'i Dabaraha sy Mangoky toerana fambolem-bary midadasika

Saingy leon'ny fijaliana tsy miato sy ny korotan-dava ny mponina ka tsy hitany intsony ny vitan'ny fanjakana tamin'izay.

9. Jeankely ( 19/02/2008 02:18)
Ny hiaro ny tianao harovana aloha dia anao irery. Tsy nisy nilaza fa tsisy vita t@'ny andron'ny havanao na izany na tsy izany tsy hivadika hitia ny havanao mihintsy ny Malagasy na tsy alehany na alehany ireo mpitondra ireo. Atsangana ny trano dia ajera inona no dikany? Avadika ho fananampirenena avy eo potehina; manangana orin'asa vaventy avy eo simbaina dia lasa nankaiza? sns.
10. LazaDaddy ( 19/02/2008 10:12)
[size=14]fa Ratsiraka angaha no nampiditra delestazy? =))=))[/size]
11. Jeankely ( 19/02/2008 10:35)
I Badboy, bazylou, Tezitra, Zamanoro koa no nitondra an'io=))
12. zamanoro ( 19/02/2008 18:06)
Mora ny mahatsiaro ny kileman'ny olona toa izay ny zava-bitany.
13. Jeankely ( 20/02/2008 05:33)
Izay hita farany ihany no jerena eto antany. Ny any andanitra mandeha antsipirihany=))=))=))
14. Solitikabe ( 20/02/2008 18:20)
Commune ihany Rangaha no zakan-dRavalo, fa ny Firenena mbola ngza loatra aminy an
15. Jeankely ( 21/02/2008 00:03)
Dia haninona i Solitika. Izy no nofidian'ny olona na inona no zakany na inona ny nifidy azy no tompon'andraikitra. Miandry ny 2012 ary mitady izay tsara heverinao ahavita firenena @'izay fotoana izay. Aza adino fa tsy mbola nisy tsara koa nandalo koa inona no hiresahana hoe itsy tsy mahavoa. Mba tanisao koa ny nahavoa. Tsy mpanjaka nandova fanjakana na niady nitifitra basy sy namono ny teo aloha io fa nofidian'ny vahoaka. Ny vahoaka omena lesona raha mahay.
16. bazylou ( 24/03/2008 12:19)
tsia , mandainga i rajeankely fa tsy mbola vita io
17. Jeankely ( 24/03/2008 17:01)
Tia angaha adala ? F'angaha i Jeankely no nanokatra ny loha-hevitra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0621