iza no tianao
1. voara
(
15/02/2008 22:37)
salama daholo !misy fanontaniana napetrak'olona tamiko ty ka mba zaraiko anareo:inona no maivamaivana kokoa eo aminareo ;maty Ray amandreny sa,maty anaka ,sa maty vady ,tsi maintsy mba mamaly ny anakiray amindreo
répondu par xxx le 20/02/2008 08:03
2. ainaheri
(
15/02/2008 22:44)
Sahirana ny saiko fa asainao Tonga D Misafidy za nefa samy tiko doli reo lazainao reo
3. diamondra27
(
15/02/2008 23:24)
ainaheri: tonga de mamaly fa tsy :-w:-w:-w
azonareo ndray ve ty manisy koms kely aorian'ny dinika ty e hiii
tsy maintsy mamaly .... nefa izy tsy mamaly :-D:-D
nena teneniko refa avy mamaly le nametraka fanontaniana
saotra tompoko
azonareo ndray ve ty manisy koms kely aorian'ny dinika ty e hiii
tsy maintsy mamaly .... nefa izy tsy mamaly :-D:-D
nena teneniko refa avy mamaly le nametraka fanontaniana
saotra tompoko
7. jemimah
(
16/02/2008 09:44)
andramo aloa vonoina daholo izy rehetra dia lazao nay avy eo hoe iza no maivamaivana kokoa
8. rabingogilabanga
(
16/02/2008 10:07)
Tsy mandalo intsony ny eritreritr'i toi, fa tena lasa tsy tana intsony, ka izao:
-vonoy aloha ny afon-drogonin'i toi
-de vonoy ny eritreritr'i toi
-de vonoy ny ordinateur
-de mamonoa tena
de mampamangy any @ belzaboba
-vonoy aloha ny afon-drogonin'i toi
-de vonoy ny eritreritr'i toi
-de vonoy ny ordinateur
-de mamonoa tena
de mampamangy any @ belzaboba
10. voara
(
16/02/2008 12:35)
ainaheri: tsy maintsy mamaly hoa. Penina:za mba namaly ohatranao io ,kanefa io no tena faran'ny mavesatra indrindra hono ,satria rha vao afaka herinandro eo ho eo dia ianao sy ny ankizy sisa tavela ao antrano ary eo no tena mangidy indrindra satria ny vitan'ny vadinao tsy ho vitan'olona novina2 mihintsy
diams:io akia za efa namaly
diams:io akia za efa namaly
11. ainaheri
(
16/02/2008 16:21)
ra vavy ianao d ianao no alaiko vady zany mba ahazoako ilay safidy omenao ee:-D:-D Hainao ny safidiko @ zao an:lol::roll:
12. penina
(
16/02/2008 17:07)
Ka ianao tsy niteny hoe nisy ankizy koa, raha izay indray dia maty ankizy.
13. endrika01
(
16/02/2008 17:51)
Maty n-karena!!Mety io kah very harena raha vao very ireo voalaza ireo!Hihi
15. rakaroka
(
16/02/2008 18:22)
Ny ahy koa dia maty vady no "tsapako" maivana indrindra amin'ireo.Tellement efa zatra miaina
tsy misy, sy tsy miankina aminy izahay!
tsy misy, sy tsy miankina aminy izahay!
17. ainaheri
(
17/02/2008 08:40)
in ko zao mampivanitika andravitrika @ zany? misy vitsika maty vady ve:?::-D:-D:-D
18. antigone
(
17/02/2008 09:40)
za otra"ny POUR @le hevitry Rakaroka satria ny Ray @dreny sy zanaka tsy azo soloina ny vady afaka solosolona :-$ :miam:Tonga De Manolo
20. voara
(
17/02/2008 12:24)
za no tsy nahay nanazava fa ty resaka ty zany rha ny tena marina dia hoan'ny olona efa manambady amanjanaka ,olona efa lehibe azo atao hoe efatongataona no nametraka io fanontaniana io taminay ,fa ny tena mafy hono hoa de ny maty vady ,sy zanaka .raha ohatra hoe maty ray amandreny ,de ireo ray tampo aminao mba hoatranao very ray amandreny koa ka zakandreo ve tsy ho zakanao (afa le hoe vavitokana na lahitokana an) ,
antigone:ny ahita solony ve moa tsy ahita fa raha hoe VADY,sarotrarotra ihany ny tonga de ahita eo no eo
antigone:ny ahita solony ve moa tsy ahita fa raha hoe VADY,sarotrarotra ihany ny tonga de ahita eo no eo