Veta ve Atra?
1. xxx
(
11/02/2008 23:00)
Nahoana no navelany hozeran'ny meteorita ny tany? Dia maty ny Dinaozaoro
Ho fanavotana ny zanak'Israely sy ny mpanota dia nalatsany ny rà
Dia izay no mba nahatonga ahy hametraka ilay fanontaniana hoe: Veta ve Atra eh?

répondu par fijo le 13/02/2008 22:10
2. ikaretsaka
(
11/02/2008 23:04)
velabelaro aloha ilay hoe Veta fa betsaka ny tsy mahazo ilay izy...
amiko manko ny hoe veta vetaveta= pervers.. dia inona ny hifandraisan'ny pervers @ meteorite sy ny dinosaure

3. rabilabila
(
11/02/2008 23:08)
Tokony ho faly aloha i "xxx " satria raha tsy nisy meteorita nilatsaka dia angamba tsy nisy ny olona ;donky tsy nisy i xxx.
Ka raha mino i xxx dia misaora an'andriamanitra .

4. ikaretsaka
(
11/02/2008 23:11)
izya koa izoa raison 1.. fa passons...
i veta izao no velabelarina!
i veta izao no velabelarina!
6. ikaretsaka
(
12/02/2008 03:09)
misaotra an'i xxx nanazava..
dia amiko dia mitovy fijery @ Rabila aho

7. soanja
(
12/02/2008 03:43)
Ny fomba hijerana azy ry xxx dia hoe "universe isika dia mbola hiverina ho isan'ny universe!" Soanja
Misy hery ao amin'ny Universe, izay mampiodina azy. Io hery io izay mbola hatramin'izao tsy arakantsika olombelona tsara ny fandehany dia miasa Andriamanitra ary Izy no mampiodina azy.
Tsy isika irery olombelona no zavadehibe amin'Andriamanitra fa ny zava-boariny rehetra. Tafiditra ao mazava ho azy ny Universe. Tsy takantsika ny maha goavana ilay nahary ary ny voninahiny mihoatra lavitra izay mety tafavoakan'ny vavantsika ary hobian'ny saintsika.
Aleo izy handahatra fa tsara izay omeny antsika! Minoa fotsiny ihany, hoy izay namoaka io teny io voalohany.

9. zamanoro
(
12/02/2008 18:33)
Ngeza be kosa ilay Univers ka mety variana nijery ny faritra hafa Atra dia tsy voavonjiny intsony ny niaro ny tany tamin'io koa
10. rabingogilabanga
(
12/02/2008 19:13)
raha tianao ny hamaliana anao, sy te hiresaka marina i toi, aza manao question provocatrice toa io.
ny mpino no lazaian extremiste, nefa he ty provoation ny toi!
ceci est d'autant plus inacceptable satria, xxx no entinao , donc provocateur kanosa i toi

12. zamanoro
(
12/02/2008 22:58)
Ny ahy izao no haiko dia hoe "vetaina"="Simbaina"
Ohatra hoe aza vetaina leitsy le lalao an, dia hoe aza korotanina le lalao
Aza vetaina le sakafo=aza lotoina ny sakafo

14. zamanoro
(
12/02/2008 23:42)
Ahahahahahahaha
mety hoe simbasimbaina kosa ngamba io, na hoe lotolotoina, satria mety somary manara-pofona rehefa avy eo