D'Gary sy Mikea

1. tsikobo ( 09/02/2008 11:12)
k'aiza daôly e!!!
mba andefaso tononkira an'i D'Gary sy Mikea ra maba misy manana e!
Fa vô maika tsara ra Hira mintsy na video
d misôtra dieny mialoha e!!!
:)
répondu par cutie le 12/02/2008 11:51
2. cutie ( 10/02/2008 05:16)
feno ao @ Rvg ao fa ao mihaino e :)
3. melody ( 10/02/2008 22:31)
cutie::-D:-D:-D
tsikobo: kobo kosa enao o!
4. cutie ( 10/02/2008 22:54)
melody:-* :-*:-*:-*:-*:-*:-*
njy nga tia Dgary
5. rakapy ( 11/02/2008 00:51)
Tsikobo> Le Mikea aloha ts ananako fa i D'Gary no ananako. Fa album iza aloha no tadiavinao famaro manko ny hirany?
Ity aloha iray t@ album"HOROMBE" omeko anao'

"HOROMBE"

E!!! Horombe an'izay zalahy!
La horombe vatany aza
Ao gnaboaly
Haiky! Ao koa kay gnahidambo
tsy afaka aza gnaomby zalahy
A!la gnanazy io

Mirefarefa gny mpanambaly
Mirefarefa
Mirefarefa gny mpagnapela
Mirefarefa

E! zao nama a!
I nama a!
Io moa riano o!
Io nama, io lahy gnanjaranao
Hataoko saonjo hay lahy fa
raha mandady
hataoko vola hay lahy ka
Taratasy
hatoko nono hay lahy
Korosazy
hataoko zaza hay lahy fa
Ragnavavy

I nama a!
Io moa riano o! io lahy
Gnanjaranao o!
I nama o!

Lala magnatsimo an'izay
zalahy
Ko meky any fa ho avy avao
Nganito
E!le E!

Mirefarefa gny ragnavavy
Mirefarefa hay!
Mirefarefa gny mpagnampela
Mirefarefa hay!
mirefareafa gny mpagnabaly
Mirefarefa
E mikaiky anao! E! zao
Mikaiky anao o!
E! mpagnambaly an'igny e!

Vita tompoko
6. melody ( 11/02/2008 11:12)
cutie: manana nga ndry?:wink:
:-*:-*:-*
7. cutie ( 11/02/2008 13:42)
manana akia za a
andefasako njy ve ???:)
8. melody ( 11/02/2008 16:10)
handefaso ary e f'aza halefa mijery any @ rvg za an:-D:-D:-D
9. cutie ( 12/02/2008 11:51)
ok hiihhihihi:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057