Joyeux Anniversaire sariaka!!

1. Aino ( 08/02/2008 12:47)
dia samy ho tratriny ho avy,!! :-*:-*:-*:-*
répondu par bimanoa le 09/02/2008 06:02
2. sariaka ( 08/02/2008 14:43)
Dia misaotra betsaka Aino an.:-*:-*:-*
Dia ho anao koa. Dia miarahaba ho an'ireo mankalaza fety ato ho ato e, ny namana serasera....
Manaova fety sambatra:):)
3. bimanoa ( 09/02/2008 06:02)
fa maninn no aty @ fitiavana le joyeux anniversaire ? :-w
mamerina fiarahabana hoan' i Sariaka d mirary soa idd e !:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0508