Mpamaritra ny mpitondra nifandimby

1. zamanoro ( 07/02/2008 00:51)
Trondron'i Tsiranana faha Tsiranana
Fokonolona faha Ratsimandrava
Arema (ahitra mpanimba voly vary an-tanety) faha Ratsiraka
Le an'i Zafy aho no tsy mahita .. Hay le tetezan'i Zafy any Mampikony (raha tsy efa nesorina tamin'ilay famboarana farany teo
Patsan'orana sy ombin-dRavalomanana faha Ravalomanana

répondu par Jeankely le 19/02/2008 02:23
2. volazanao ( 07/02/2008 02:45)
3. ravatorano ( 07/02/2008 04:53)
ary raha izao indray
tamin'ny andron'i :
Tsiranana : tsak tsak
Ratsimandrava : izy no voa tsak
Ratsiraka : voa tsak ny helico sy ny DC3
Zafy : ravony no voa tsak
Ravalo : voa tsak ny mpanimba pont sy ry pet ary i voninahissssssss
4. papala ( 07/02/2008 10:32)
:D:D:D:D:D:D:D:D
5. tenagasy ( 07/02/2008 12:14)
Ny vahoaka mi-tsak tsy misssssssssss

Ry zalahy mi-tsak Missssss
((vazivazy iray an-dalana))

:-/
6. badboy ( 07/02/2008 13:20)
Tsiranana : flip flap (????????)
Ratsimandrava : smick smack (orik'i jodasy)
Ratsiraka : tic tac (ela be teo)
Zafy : potiche potache (saribakoly)
Ravalo : mic mac (buisness is buisness)
:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:

de ny manaraka : efa fantatro fa za tsy iteny :-D:-D:-D
7. zamanoro ( 07/02/2008 17:42)
ravatorano:

Ratsiraka : voa tsak ny helico sy ny DC3
...
Ravalo : voa tsak ny mpanimba pont sy ry pet ary i voninahissssssss

Nefa faha Ratsiraka: Tsak-Pop
Dia faha Ravalo: Tsak-o hibrida
8. tontavao ( 08/02/2008 11:55)
TSY ARAKAREO ANGAHA 'LAY HOE:

TSIRANANA:Ils mangent (Frantsay)
RATSIRAKA : nous mangeons
RATSIRAHONANA: il mange (detex Ravalo)
ZAFY : Vous mangez
RAVALO: Je mange
9. badboy ( 08/02/2008 12:49)
tontavao:

T
ZAFY : Vous mangez


Aza miteniteny foana, f'anga tsy tadidy ilay "système du filet de sécurité"???? Nandritry ny 1 volana lany ny vary tsisy tarangana, rehefa nisy taty aorina ny vary de niakatra be ny vidiny.......

Vous mangez, inareo rery teo @ fitondrana t@ io fotoana io angamba fa ny sisa "ils avainet rien à becter"!!!! :twisted::twisted::twisted:


10. tontavao ( 08/02/2008 13:49)
Generaliser-na ny resaka eto tsy atao amin'ny antsipirianjavatra kely razoky à.
Fotoanan-dRavalo: JE MANGE et
TAISEZ-VOUS (KARAJIA-KIDAONA maraina...) AMIN'IZAO ANIE KA :

-Menaka ahy (TIKO)
-lafarinina ahy (MANA)
-làlana ahy (ALMA)
-vary ahy (SILO IVOHIDIALA)
-YAOURT sy glaces efa ahy hatry ny ela be
-OMBY VAVY BE RONONO ahy (TIKO FARM)
-Osy ahy (TIKO FARM)
-Rameva ahy
-Orana maramara ahy (BETSIMITATATRA)
-Enta-madinika ahy (MAGRO)
-Haino amanjery ahy ( MBS, QUOTIDIEN,VAOVAONTSIKA)

Fehiny : JE MANGE BE,
Mbola betsaka fa tsy haiko daholo, mitanisà izay mahita fa mbola maro ka.
11. tontavao ( 08/02/2008 13:58)
Hangina amin'izay aloha aho fa tohizonareo fa mbola tsy tapitra ny lisitra.
Tohizo ry zamanoro sy badboy à.
12. badboy ( 08/02/2008 14:40)
Ravalo : mic mac (buisness is buisness)
13. Jeankely ( 10/02/2008 06:44)
Mba hianaro izany Ra-badboy e. Io farany io no tena mahay indrindra aminay.
14. zamanoro ( 18/02/2008 18:12)
Tsiranana: Telefaonina, poste sanitaire isaky ny Commune
Ratsiraka: SFF isaky ny fokontany, SAFF isaky ny Firaisana, SAFM isaky ny Fivondronana, ary Oniversity isaky ny faritany
Zafy: ?????????
Ratsirahonana: Tanin'ny Oniversity isaky ny mpampianatra iray
Ravalo: Agence Tiko isaky ny Fivondronana, MAGRO isaky ny faritany

15. Jeankely ( 19/02/2008 02:23)
haahahaha,favy io farany io na harary fo eo aza e=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1002