msôtra e!!!

1. DILAY ( 04/02/2008 20:08)
salut daholo ô!!msôtra ry zareo t@ le torohevitra a!fa ny tena olana anie de ef mba miezaka manadino iany za fa tene tsy met mitsy e.Tena ts napoiziko ho iz mits manko no anao anzany.ef nandefa msg t@ko iany izy de nanotaniko ny antony de oiz oe"mbola ts vonona ny anazava ny antony amiko ono iz fa mandrasa oloha"atramzao anefa dia mbola ts mis fona.tokony iandry iany ve za?mety ho adisoko ve ra iaraka @n'olokafa za.Izahay anefa ts niady mits talohan'zao.Tena ts itako ry zareo ze atao a!!!
répondu par Papoose le 10/02/2008 08:12
2. ainaheri ( 04/02/2008 20:39)
Angaha tsy misy moyen tokony hiaonana afatsy msg virtoaly,hafa ihany raha mifanatrika ianareo,na ny resaka antelephone aza toa itako sarotra ihany nohon'ny mifanatritava.

Zay fa bon courage
3. nixmada ( 05/02/2008 06:08)
courage ftsn d tadidio fa ny ao am-po no mitondra an'io. Rehefa eritreretin'ny fonao ho mety aminao d ataovy. fa zao lanjalanjao ny mety ho vokany any aoriana ftsn.Rehefa assumer-nao io d tsy misy hanenenanao ze ataonao.

Courage e!
4. mitia04 ( 05/02/2008 06:37)
ainaheri:

Angaha tsy misy moyen tokony hiaonana afatsy msg virtoaly,hafa ihany raha mifanatrika ianareo,na ny resaka antelephone aza toa itako sarotra ihany nohon'ny mifanatritava.

Zay fa bon courage



Sûr an'izany ve enao? f'angah tsy hoe asaina manome proposition lé ray (ra-vehivavy io)!

Ra za ny eo am place-nao d tsy hiandry an-drazaka tsy hivalana eo a fa d aleoko miaraka amin'oulnkafa, surtout ra hoe niezaka fona enao nefa izy ts te-hahalala, d ny manova no mety
5. ari.malala ( 05/02/2008 12:49)
ra za zany alou tena aleoko mamoy kle! efa natao daolo v ny moyen rehetra izy mihenahena fts, aleo idaboka any fa tsy iny irery no olona eto antany:twisted: sad ny tsra ts lany e(ratsy loha v za?:twisted: )
6. Papoose ( 05/02/2008 12:55)
fa in no moa le kozy:^)
7. mitia04 ( 06/02/2008 05:37)
ari.malala:

ra za zany alou tena aleoko mamoy kle! efa natao daolo v ny moyen rehetra izy mihenahena fts, aleo idaboka any fa tsy iny irery no olona eto antany:twisted: sad ny tsra ts lany e(ratsy loha v za?:twisted: )


d tena miombo-kevitra amsé za ri arimalala, mila mafimafy loha kely fa tsy ratsy loha, ra iandry zé oul tsy tia d antitra eo!:twisted:
8. ari.malala ( 06/02/2008 06:31)
k zay mantsy! ny fotoana tsy miandry, izy mety manao izay mahasambatra azy fa ianao izany hiandry vasoka eo fotsiny ve... raha tsy nisy fampanantenana hoe mbola hiverina hiaraka sns tsisy tsininao mintsy raha miaraka aman'olonkafa ianao raha maita ny tsaratsara noho izy... de mahità soa d mahità fahasambarana e;)
9. penina ( 06/02/2008 15:49)
Raha izaho ndray dia fantariko aloha ny olana vao miapa. Raha tena milay ilay sipa, hikoty aza atao koa.
10. DILAY ( 09/02/2008 19:46)
marina daholo ry zareo le lazainareo fa msôtra.Efa mba mis ho eritreretiko alo zay.za le manoratra aloha dia vehivavy e!!!mba mis reo conseil nareo reo dia mb misava kely ny alaheloko.Fa ny tena tiko atao zao dia ny amaly faty azy fa tena mafy @miko le nataony na inona na inona antony.Miomban-kevitra @miko ny @zany ve nareo?:?::-/
11. penina ( 09/02/2008 20:19)
raha kristianina ianao dia aza atao

Fa raha tsia dia ataovy faifay mihitsy. Tsatoy antsy ny feny.
12. ainaheri ( 10/02/2008 05:59)
=))=))Aza mampiana-dratsy oul eo ry penina a:-D!!

Ny mamaly faty angamba ,aoka tsy ho izay ny vocabulaire itenenanao azy,(ho soloiko izy,hitia olonkafa aho) Raha valifaty no ataonao midika zany fa vonona ny mbola hiverina aminy ianao refa avy nanao ny adalanao , nefa tsy fantatrao akory ny antony tsy namaliany ny msgnao,eny sarotra ny manadino ary sarotra ko ny hadinoina nefa aza entina @ fo tezitra fa ataovy ampisainana,ka raha mazava aminao tsara ny antony;malalaka @ zay tianao atao ianao!!
13. Papoose ( 10/02/2008 08:12)
ty penina ty tena tsss!!!:-D
mba tsatohina penina ahay fa manimba beaute-n'ol zany antsy zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552