CONDITIONS ECONOMIQUES: Madagascar parmi les 11 meilleurs!

1. xxx ( 04/02/2008 09:51)
TSY ALEO VE MBA LAZAINA ETOANA KOA IZAY MBA TSARA EH!
INOAKO FA TSY BALA RORAN'NY MPITONDRA KOSA ANGAMBA ITONY!

Le dynamisme économique et la stabilité politique enregistrés à Madagascar ces dernières années ont contribué à reclasser la grande île parmi les onze pays offrant aux entreprises de meilleures conditions économiques. La carte des risques politiques et économiques de 2008 élaborée par l’Aon, à l’issue d’une étude annuelle faite sur 209 pays par plus de 1 000 experts chevronnés à travers le monde révèle l’émergence de la Grande île sur le plan économique.

Azo tsapain-tanana! ""C'est du concret""
""... ...Fahitan'ny hafa sy ivelany ... ...""

Une stabilité politique apparente, des campagnes de promotion du potentiel économique, des réformes règlementaires. Ces différentes stratégies ont contribué à reclasser Madagascar parmi les onze premiers mondiaux à offrir aux entreprises, de meilleures conditions économiques. ... ... ...

VAKIO NY TOHINY HAMPAZAVA AZY TSARA:
http://www.les-nouvelles.com/

Ohatry ny hoe mbô mandeha ihany izy izany ry zareo an?
Mbô tsy mitsanga-menatra ihany hay i Gasikara malala?

Sa ahoana hoy ianareo?

SEULES LES POISSONS MORTS NE VOIENT PLUS!
répondu par Jeankely le 10/02/2008 06:51
2. Jeankely ( 04/02/2008 11:00)
Aza manao ireny xxx ireny satria be no tia miasa ary mamporisika ny hampitomboina izay ezaka vita. Tsy ny eo amin'ny sehatra Afrika no tanjona fa ny eran'izao tontolo izao. Efa lasa alavitra ny firenena sasany noho izany mila misomokotra mafy fa tsy vitan'ny tabataba io. Ny zatra ny tolorampotsiny no milaza fa mandeha ho azy. Tsy mahazo raha tsy miafy, sahirana ary mijaly.
3. badboy ( 04/02/2008 11:55)
Présenté comme un pays où il ne fait pas bon investir, Madagascar est reléguée en queue de peloton dans son classement. La Banque mondiale s’est livrée à une étude en profondeur des conditions d’investissement dans l’île. Elle a tronçonné le processus qui mène au statut d’investisseur régulier et a fourni des appréciations dans chaque unité : facilités de lancement d’une affaire, décrochage des autorisations et permis, protection des investissements. Dans tous les compartiments, Madagascar est créditée d’une note médiocre et végète dans les profondeurs du tableau. Sur 155 pays classés, l’île est rangée dans le dernier tiers du peloton dans 5 critères sur 6.http://www.moramora.fr/v6/index.php?option=com_content&task=view&id=44&Itemid=2
4. Jeankely ( 04/02/2008 13:05)
Ka efa hoe mila miezaka mafy koa iza moa no nirehareha fa efa lasa lavitra? Na izany na tsy izany Malagasy izahay ary tsy misy reharehanay koa ny laharana tsy ampy fa ny ampiakarana azy no hifandrisiana.
5. ravatorano ( 04/02/2008 13:36)
itako tao amin'ny les nouvelles io vaovao io aloha
fa izao koa iza no tena marina ary amin'izy ireo e ilay eo ambony v sa ity moramora zoki ity
:-P:-P:-P:-P
6. Jeankely ( 04/02/2008 14:01)
Samy milaza ireo hoe mila miasa mafy fa tsisy moramora zoky=))=))=))
7. xxx ( 05/02/2008 09:42)
LUTTE CONTRE LA PAUVRETÉ
Une avancée significative

Les enquêtes effectuées par l’Institut national de la statistique révèlent que 67,5% des Malgaches vivent au dessous du seuil de pauvreté, seuil qui prend en compte des paramètres alimentaires et pécuniaires. Néanmoins, une amélioration croissante se profile depuis 2003, l’avenir des Malgaches promet.

http://www.les-nouvelles.com/

Des nouvelles, bonnes nouvelles !

2 grandes nouvelles sont tombées hier : la première est la bonne notation de Madagascar attribué par Aon Corporation, 1er courtier mondial d’assurances. Selon ce courtier Madagascar est le 11ème pays à offrir les meilleurs conditions économiques ( stabilité, monétaire...) pour les entreprises. Une bonne surprise puisque d'habitude les notations internationales nous relèguent en queue de peloton. Voici donc un bon argument et un bon outil de travail pour nos ambassadeurs dont la tâche est de rameuter un maximum d'investisseurs ! L'autre grande nouvelle est l'annonce faite par Ravalomanana de faire de Madagascar le prochain pays hôte du sommet de l'Union Africaine en juillet 2009 à Tana. ... ...

http://www.sobika.com/

Ny tsikera ho an'ny Banky Mondialy aroso @ manaraka ho an'i badboy: tsy mandeha hoazy ireny MEA CULPA nataon'i James Welfenson ireny.

Jeankely: ombako manana ireo fijerinao ireo.

8. Jeankely ( 05/02/2008 09:53)
badboy anie ka Nobel Pize hafahafa e. Mahay nohon'ny rehetra io na vao any andakilasy aza. Maika fa ranomasina hoy ry zalahy, ranopotaka aza manonja=))=))=)). Mba manao aloha fa tsy miresaka fotsiny. Badboyyyyy misavona
9. badboy ( 05/02/2008 11:55)
Oadray!! Tsisy maharatsy ny hoe mivaotra sy tafita!! Fa raha atao ao anaty laingalainga aleo ilamina!! :twisted::twisted::twisted:
10. badboy ( 05/02/2008 12:01)
Madagascar est un des nombreux pays en voie de développement dans le Monde. Selon le dernier Rapport Mondial sur le Développement Humain 2000 dont les données se réfèrent à l’année 1998, Madagascar occupe le 141ème rang sur 174 pays dans le monde. Madagascar est classé en 146 ème position sur 177 pays, selon le 15ème indicateur annuel du développement humain (IDH) du PNUD (chiffre 2006).
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89conomie_de_Madagascar
11. xxx ( 06/02/2008 00:19)
Mba nanan-jara nifampidinika (séminaire) isan'andro nandritry ny herin'andro niaraka tamina Expert Décideur ao anatin'ny Banky mondialy izahay, fa ny IDH anie na ry zareo aza efa miaiky hoe tsy dia azo ianteherana loatra intsony. Efa eo ampikarohana tetika (outil) hafa ry zareo izao.

Manaraka izany dia izao:
tsy mahagaga io filaharana omenao io satria tadidio fa tany @ fahatelo @ farany isika no niainga: dia anao no mahita sy mikajy ny dingana vita.
Tsy misy mpanao fahagagàna na mazïmazÿ akory eto.
Ataoko fa mba zava-bita (performance) aza angamba io raha ny toerana nisy antsika sy ny fotoana nananana no jerena.

Ny tiako ho tsindriana dia izao:
- mbola mahantra isika: tsy lavina izany
- tsy misy raha manjary mihitsy eto Dago: ankehitriny voaporofo fa diso izany
- tsy misy eto an-tany ny fanaperana: miara-manaiky isika
- mba manao izay afany ihany ny mpitondra ankehitriny ary misy vokany: voaporofo izao fa marina izany
- very tanteraka isika raha izao no mitohy: tsy marina izany (raha tsy hoe ireo sasany very fihinanana angaha???)
- efa tafita isika: mbola lavitra ny lalana
- mahazo misento amin'izay: tsy ankisotro rano io fa miasa vao tafita fa tsy miandry ... hamaham-potsiny toa an-dr'i ...

... ... ...

... ... ...
12. Jeankely ( 06/02/2008 02:15)
Ny sehatra rehetra dia samy taraiky ary tsy vao izao no taraiky akory. Ny zavatra farany tsotra hiainan'ny be sy ny maro ohatra: Manana mpanao baolina ary mihevitra fa mahay isiaka Malagasy na izany aza samy mahalala hoe tonga hatraiza izy hatramin'izay ka hatram'izao? Firy ny Malagasy no milalao 1er division ary hita miseho sahala ireo mainty hoditra milalao andafy rehetra ireo? Havadiko toe-karena amin'izay. Misy dingana (step) ary avy amin'ny asa io fa tsy misento sahala ny makorel dia mihevitra andray volabe. Resaka firenena io ary ny ezaky ny tsirairay no mitambatra nefa betsaka no difotra. Inona no mahafaly sy hibitahana raha taraiky ny laharana? Midera anao ve ny vazaha? Anjaranao ny mifandresy lahatra hampiakarana azy.
13. badboy ( 06/02/2008 08:19)
Io ny fitaovana nampiasain\'ny BM atr@ zay ela zay tsisy nanakiana hoe tsy atokisana. Ny antony mahatonga ilay hoe tsy azo itokisana dia satria be loatra ireo firenena afrikana ao anatin\'ny ady ary ny firenena arabo sy latinos vitsivitsy tsy manaiky ny ho metarin\'ny FMI.
Misy ny fivoarana, ekeko ohatra hoe ny lalana, ny ezaka miaraka @ bianco, ny fanamboarana barrage hydro-électrique...
Fa ny \"indicateur de base\" ao anaty \"zone rouge\" daholo:


  1. espérance de vie : 50-54 ans ;ny firenena mandroso 68-75 ans
  2. niveau de scolarisation : Le nombre d’élèves qui terminent leur cycle primaire a augmenté, passant de 47%, en 2004, à 60%, en 2006. Ny firenena mandroso 100% depuis les 30 glorieuses (1950-1970)
  3. Standard de vie (PIB) : 270$/an/personne


Ny olona rehefa tsy ampy fahalalana dia tsy afaka ny hivoatra na hitondra ny anajrabirikiny sy hitraotra fa mionona @ zay eo na mangidy na mamirifiry, indrindra moa rehefa tsy afaka ny mampitahy @ avy any ivelany!! Ka sao dia misy manao izay tsy ahampy fahalalana kosa ny malagasy??
14. zamanoro ( 07/02/2008 00:44)
badboy:

  • espérance de vie : 50-54 ans ;ny firenena mandroso 68-75 ans

  • SHSHSHSHSHS, avereno kely io aloha fa efa dilan'ny ela sy ny ela ianao fa tokony mba efa ny 62 indray izao no ampiasaina
    Fa taiza foana ary ianao
    http://www.indexmundi.com/madagascar/life_expectancy_at_birth.html
    xiexie
    15. xxx ( 07/02/2008 11:38)
    Misaotra Zamanoro!

    Ary toa efa hitovy @ ny an'ny firenena mandroso?

    De ahoana indray io r'i Badboy?

    Andeha amin'izay ra-olona hiara-hioitra a!!!
    Lany andro hifampitsikera sy hifanisy kalana eto.

    Ankoatr'ireo izay efa notanisaina, miteny hoazy angamba ireo tarehimarika avy @ rohy nomen'i Zamanoro ireo raha ny fivoarana no jerena.
    Sa dia mbola tsy mahakasika mivantana ny vahoaka indray koa io?

    Tsindriana ihany:
    Tena mbola mahantra isika,
    Saingy mba efa manomboka mitraka ny loha: misy fanantenana fa tsy miondri-dava toy ny hatrizay.
    Tsy misy mazïmazÿ io.

    Asakasatsika ihany eh.
    Aza manao mpitari-bato vilam-bava!

    SEULES LES POISSONS MORTS NE VOIENT PLUS!
    16. zamanoro ( 07/02/2008 17:48)
    Ka nefany io ry xxx tsy marina fa ilay fikambanana nanome ny tarehimarika dia nahazo vola hanatsarana ny fiainan'ny Malagasy. Dia mba ilazany fa nahomby ny vola laniny dia nasehony teny rehetra teny fa nitombo dimy taona ny tao anatin'ny herintaona niasany ny salam-pahaveloman'i Gasy an
    17. xxx ( 07/02/2008 19:31)
    Marina ny voalazanareo fa ny mahasarotra inoana azy d ny Tanana lehibe eto dago aza tsy voavatsy jiro ary ny pokona mba manao activite miankina @ herinaratra d maty tanteraka ny hetsika d inna ezaka ho atao ny torista @zany tena mataotra ny tenany ny jiolahy koa moa mosary tsy menatra mandrava intsony
    Tsy aleonay madinika ihany ve mba niaina nisy jiro sy afaka mihetsika manao activite kely eny na d mahatra aza
    18. badboy ( 07/02/2008 20:58)
    Tsy aleonay madinika ihany ve mba niaina nisy jiro sy afaka mihetsika manao activite kely eny na d mahatra aza


    Aona njay ty milaza mahantra nefa manana accès internet ty ry kotofetsy??
    Sa zay njay zao ny fika ilazana oe tsisy mahantra zany any dago satria ny kely otranareo aza manana accès internet sy manana herinaratra hamahanana ny ordinatera??? :twisted::twisted::twisted:
    19. Jeankely ( 10/02/2008 06:51)
    F'angaha any Madagasikara ihany no mpitady hevitra hanasoa ny Fireneny? Ny mahantra misy na aiza na aiza ary mazava fa tsy i Madagasikara akory no efa mahavelona tanteraka ny vahoakany ary tsisy fahantrana. Iza no nilaza izany? Mba lazao?
    © Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4555