ndryyy

1. kelly13 ( 02/02/2008 11:24)
oul fantatro izy reo, d sanatria tokou v d ho expulsés hono??? :evil:

http://www.humanite.fr/2008-01-30_Societe_Aux-parents-de-Scotty-la-patrie-pas-tres-reconnaissante
répondu par endrika01 le 03/02/2008 12:38
2. rastafarai ( 02/02/2008 12:48)
Ny expulsion d ny tompon-tany no mandidy! Fahafirin'ny oul expulsés mou ry zareo no d anaovana gazety toa izao,tsy paradisa akory ny eto ka we fahoriana ny hody any an-tanindrazana fa ra tsy afa-manotra ianao d aleo miadan-tsaina any an-tanindrazana toa izay hiafina sy hisitrika eran'ny tanana! ny fiainana mbola mitohy ary ny fiainan'ny oul tsy fiainanao...
Ny mety d ny mivavaka hatrany fa ze mahasoa ataon'Andriamanitra!:D:D:D
Minoa fotsiny ihany
3. kelly13 ( 02/02/2008 13:51)
tsy haiko ianao io ra efa niteraka na tsia; ilay zaza no mampalahelo ahy fa tsy ny RAD-ny akory
4. fafa75 ( 02/02/2008 14:01)
Mampalahelo daholo na lay zaza na ny ray aman-dreniny. Vao hitady fivelomana indray ry zareo raha miverina an-tanindrazana, ny trano hitoerana sns... sady manahirana be @ zao fotona izao ny fitadiavan'asa. Tena mahonena.
5. ikaretsaka ( 02/02/2008 14:11)
izay mahasoa ataon'A/tra e..
mahatsiaro azy ireo am-bavaka
6. betroka ( 02/02/2008 14:50)
Ny henoko dia ny hoe rehefa nahavita 5 taona tao amin'ny légion étrangère dia mahazo maimaimpoana ny nationalité. Diso ve io ?
7. tezitra ( 02/02/2008 15:51)
rastafarai
Fahafirin'ny oul expulsés mou ry zareo no d anaovana gazety toa izao,tsy paradisa akory ny eto ka we fahoriana ny hody any an-tanindrazana fa ra tsy afa-manotra ianao d aleo miadan-tsaina any an-tanindrazana toa izay hiafina sy hisitrika eran'ny tanana! ny fiainana mbola mitohy ary ny fiainan'ny oul tsy fiainanao...


1)Ils sont là depuis 2002, ils connaîssent bien la situation dans le pays, si c'est pour rentrer au pays,ils connaissent le chemin, ce n'est pas à toi de leur en parler.c'est pas la mentalité RASTAFARAI de bob Marley(One Love! One Heart! Let's get together and feel all right.)

kelly13
oul fantatro izy reo, d sanatria tokou v d ho expulsés hono???

tes amis ou pas, le problème n'est pas là, ils sont malgaches,ils sont immigrés, nous devons être solidaire
3)on connaît la chanson, depuis l'immigration de Jacob en egypte(cf:Bible), être immigré, c'est être responsable de tous les malheurs des autres :
-les sans papiers volent nos boulot.
-Puis les immigrés reguliers, profitent les acquis sociaux
-puis les citoyens, d'origine immigré sont responsable de l' insécurité (banditisme, vol, racailles...)

Les juifs, les chinois, les arabes, sont ceux qui s'immigrent (ou s'émigrent beaucoup), ils connaissent l'histoire, ils sont très solidaire.

ceci dit soyons solidaire Ra-gasy, d'ailleurs , y'a pas mal de français, qui contestent de plus en plus , la politique de leurs gouvernants, car ils sont aussi de plus en plus immigrés chez les autres .

SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
8. penina ( 02/02/2008 17:09)
Les , sont ceux qui s'immigrent (ou s'émigrent beaucoup), ils connaissent l'histoire, ils sont très solidaire.

mais parlons premierement en francais comme les juifs, les chinois, les arabes :-@
9. xxx ( 02/02/2008 17:58)
atao akory é!
10. kelly13 ( 02/02/2008 21:19)
betroka>marina io oe apres 5 taona tao @ legion d mahazo ttsy vazaha

tezitra>araka ny lazaiko d oul fantatro reo, ary nomena ny conseils rehetra ry zareo ahafahany hijanona eto, fa io fahamafisandoha io iany no mahavoa! zao ny zazakely tsy mande mianatra
11. tess ( 02/02/2008 23:03)
de aon ihany aky ry keely13 ny fandehany....? palelo be rah tsy maitsy hoe hody....
12. ikaretsaka ( 02/02/2008 23:44)
palelo fa rehefa ozay no sitrak'A/tra sy fantany hoe mahasoa azy..
isika mety mieritreritra ny contraire.. fa .... tsy hay tsy hay fa aleo ny tantara no hijery sy hanamarina
13. tess ( 03/02/2008 07:45)
izay aloha e! raha samy iaina am fitaintainana ihany sy ny fiafiana aleo ihany any madà, any akaiky ny hafanao tsy very mity enao fa any am taninao:?
14. kelly13 ( 03/02/2008 09:02)
tess>tsy haiko ankia fa depuis tsy nahare ny momba andry zareo za a! nefa d nahary zvt bdb mintsy ry zareo teto :?

aleo mande @ fahamarinana fa na ho ela na ho haingana d tratra fôna.
15. tess ( 03/02/2008 09:47)
:?:(marina izany aky ah! ny marina marina foana e! atao ahoana fa izay no lahatra araka ny filazan'ny namana eo ambony! tsy maitsy hoe malahelo maràtra ny fo maheno an'izany , ny ahy ilay departy aotra any dago no tsy laitra, enjana be mantsy ny vie any....KA RAHA TSY mba nanao fanomanana ny hivantanana any madà no tena enjana:?
16. endrika01 ( 03/02/2008 12:38)
Kodiaran-tsarety ny fiainana,
tsy maintsy sedraina daholo zay miseho
rehetra .:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5613