biz oroka

1. cute ( 02/02/2008 02:52)
tsy haiko nareo,fa mba tsapako hoe hevitra mety mintsy le vao miresaka @ mpikambana volo d biz oroka no anombohana ny resaka anh!!
betsaka manko ny namana vao manoratra ho ahy volo d biz oroka no omely ahy, d ohatrany mba mahafinaritra e!! sa ahoana hoy nareo??:D
répondu par cute le 09/02/2008 07:40
2. ainaheri ( 02/02/2008 04:25)
Hum nahazo bizou viroaly tany ndray an:D Milay zany ka ,fa lay izy aza anakiro fotsiny ko,tsy ampy zaraina manjary tsy mahazo ny sasany:lol:
3. nandrianina1 ( 02/02/2008 04:31)
hay v we voalohany fa sty we volo(hair) e!
saika sty azoko mintsy:oops:
4. koloinah ( 02/02/2008 04:58)
ainaheri> ie zay lo ny olana e!!
5. koloinah ( 02/02/2008 05:00)
nandrianina> mba famohizan teny re anh!;-)
6. nandrianina1 ( 02/02/2008 05:26)
tokony natao we volou de azoko tsara za mantsy somary atarde zay:{
7. ainaheri ( 02/02/2008 06:06)
aiza kosa ry andrianina aa:D
8. ikaretsaka ( 02/02/2008 15:57)
mety hilany na tsy virtoaly aza hoe vai hifankahita hiresaka isika sy i cute de ..:* be aloha..
izay vao hoe manao ahoana i cute:-D
9. niryna ( 03/02/2008 06:59)
cute:

tsy haiko nareo,fa mba tsapako hoe hevitra mety mintsy le vao miresaka @ mpikambana volo d biz oroka no anombohana ny resaka anh!!
betsaka manko ny namana vao manoratra ho ahy volo d biz oroka no omely ahy, d ohatrany mba mahafinaritra e!! sa ahoana hoy nareo??:D

iny ary fa omeko be dia be indry :-*:-*:-*:-*

10. cute ( 03/02/2008 08:06)
karetsaka ie in 3 ohatrany gasy retra e hihih
11. cute ( 03/02/2008 08:06)
nandrianina> ary izy raha hanala anh!
12. cute ( 03/02/2008 08:07)
niryna>:-*:-*:-*:-*:-*
13. Vitsikakely ( 03/02/2008 10:21)
za njay rah vô miresaka volou
de tsa mbô manmé bizoo,
kah 'zay vitsika hono tonga de
manekitsé.=))=))=))=))=))=))=))
14. nandrianina1 ( 04/02/2008 05:34)
cute>ka efa in-efatra namaky an'io vo azoko le iz tsin

vitsikakely tsy manaikitsa fa vitsika be no tena mitsingoka refa tafiditra any anty patalou
15. koloinah ( 04/02/2008 06:18)
vitsika>=))=))=)) sady marariray masosotra mintsy ny kakerin'ny vitsikakely ireny anh!!
16. koloinah ( 04/02/2008 06:20)
nandrianina> ka ny gasy anie tsy mampiasa "u" e!!
17. nandrianina1 ( 04/02/2008 07:04)
malgachisation io ka:-D:-D
18. cute ( 05/02/2008 06:40)
hihihi iny ndray no tsy hitakou :-D:-D io zany :-P
19. ari.malala ( 05/02/2008 06:46)
vitsikakely, tonga d manaikitsss aona kou az e=))
20. mitia04 ( 06/02/2008 07:04)
ari.malala:

vitsikakely, tonga d manaikitsss aona kou az e=))



otranlé hoe:
nankaiza ny tanteliko teto o!
lanin'ny vitsika o!*
vitsik'inn o!
vitsikambo o!
ok'izay fa tsisy vitsika tsony ny tohiany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1991