AMBONDONA

1. meva2 ( 31/01/2008 19:24)
Andray!!! izay aho vao nhita ny atao hoe ambondrona Mahafinaritra be ny mozikan-dry zareo sady ilay lead koa mahafatifaty kely....
hum,hum, vazivazy raindalana fa raha misy mahafantatra ny concert an-dry zareo manaraka mba lazao fa andeha hoany mihitsy aho!!!!
Bravo!!!
répondu par achrafhanna le 03/02/2008 09:26
2. meva2 ( 31/01/2008 19:25)
AMBONDRONA E! azafady fa diso ny
titira
3. penina ( 31/01/2008 20:15)
dia ianao koa ve efa nahita an'ilay atao hoe ScorpionS [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../bide.gif[/IMG]
4. ikaretsaka ( 31/01/2008 21:58)
YsotrY koa milay an:-D
5. meva2 ( 01/02/2008 10:06)

Mety misy angamba hoe influence ny scorpion raha izay no tianao holazaina fa manana ny signature anazy manokana ry zareo sady amiko plutôt pop rock ny sytle-ny fa tsy hard .
Raha henoina tsara ny mozikany de hita fa mipetraka be daholo ny zavatra ataony e!!sady manana feo izy.
6. achrafhanna ( 03/02/2008 09:26)
meva2:


Mety misy angamba hoe influence ny scorpion raha izay no tianao holazaina fa manana ny signature anazy manokana ry zareo sady amiko plutôt pop rock ny sytle-ny fa tsy hard .
Raha henoina tsara ny mozikany de hita fa mipetraka be daholo ny zavatra ataony e!!sady manana feo izy.



Ka ny scorpion gasintsika koa anié milay é(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1887