LASA ANY AFRIKA NY DEBA
1. gavoaty
(
31/01/2008 08:29)
NY LIONA SY NY TIGRA NO MISY ANY KA ASA KARAZAM-BIBY INONA INDRAY NO HO VOANDALANA AVY ANY????
répondu par Jeankely le 03/02/2008 07:09
4. Jeankely
(
31/01/2008 11:11)
Tsy tokony ho any Afrika angaha ny Deba Malagasy sa tsy mbola miletika ao amin'ny sainareo fa mivazavaza foana Bazylou sy Tezitra isaky ny mandalo Europe ny Deban'ny Malagasy. Angaha tsy tokony hifandraisany ny vazantany efatra? EFa voalaza tsy mahatafavoaka izy ao anatiny ao koa inona no tsy hivoahana mitady hevitra. Ny sasany aza mivarobody no ataony andafy=))=))=))
5. fafa75
(
31/01/2008 12:42)
Hoy i jeankely hoe:
Angaha tsy tokony hifandraisany ny vazantany efatra? EFa voalaza tsy mahatafavoaka izy ao anatiny ao koa inona no tsy hivoahana mitady hevitra. Ny sasany aza mivarobody no ataony andafy!!!
ouuuuuuuuuu! afaka mivarotra foana ireo mpivarotra na aiza na aiza RAHA MBOLA MIvIDY KOA IREO LEHILAHY MÔLA isankarazany eto an-tany

7. gavoaty
(
31/01/2008 14:39)
Afaka dia afaka mifandray amin'ny vazantany rehetra izy dia mitondra biby hatao voandalana ho an'ny gasy.
8. gavoaty
(
31/01/2008 15:16)
Efa kely sisa dia hivadika parc zoologique ny ao Iavoloha ao, efa tonga ny osy importés, rameva importés, omby importés,dinausores politika,parasy lafirika......
Efa feno ny fepetra ny apondra, liona ,tigra, zirafy, zebra sisa afarina dia ampy....
Aza hitako ry andriamanitra sy rey razako ka Liona na tigra no entin-dRangahy iry ka dia ho loooooooooooza!
Efa feno ny fepetra ny apondra, liona ,tigra, zirafy, zebra sisa afarina dia ampy....
Aza hitako ry andriamanitra sy rey razako ka Liona na tigra no entin-dRangahy iry ka dia ho loooooooooooza!
10. tenagasy
(
01/02/2008 10:03)
Mankamamy e!
De andeha indray ary hoe hoharintsika hoe tsy nandeha tany izy!!!
De inona indray RE no hambarantsika?
Sao de mba isika mihitsy kosa nama no mavesatra ah?
LOURDS & LOURDES
Ary raha mba aseho moa ho tsikeraina izay mba zava-bitantsika tsirairay avy ireto? Hanahoana re e?
Ny zaza tiana tokoa hono tsy itsitsiana rotsankazo, ary basy atifi-kavana ka arangaranga. Saingy tsy mety ve raha mba salasalaina ihany ny resaka? Sao zary ho toy ny SOAVALY DIA TAPA-KOFEHY? (mamantana):°) Hitanareo moa ilay GAG-na soavaly nirifatra ka namantana sy nitsambikina tany anaty renirano iny:^) HA HA HA (((tapaka ny tsinaiko)))
Trafon-kena ome-mahery: ambava homana, am-po mieritra!
Atsipy ny tady eny ..., atsipy ny teny ...!
Sanatria tsy mananatra, fa mba maneho fijery!
Mirary soa!

12. Jeankely
(
02/02/2008 04:31)
Aleo izy hizahantany dia hitondra izay azo entiny e. Ilay nanao Madaraid voan'ny AMPAISOMANTA nefa manampahaizanabe koa ny Mpizahantany angaha tsy hita izay anaovana azy nefa lazaina tsy nianatra. FA IZA NO TENA DONTO AMIN'IZANY?
13. ainaheri
(
02/02/2008 17:19)
raniry:
ny mba faniriko zao dia hitondra pôpôtam izy.
Aiza ny atao?Eny mandroseza:?::D sa Anosy? Ra ao Anosy alou mety hvtr mety,misy tondezy natoraly manala ny tsikafokafona:D:D
14. Jeankely
(
03/02/2008 07:09)
Mampihomehy fa ny milaza manampahaizana manao resaka poakaty nefa ny hafa no lazainy tsy nianatra. Fa hatao haingontrano ve ilay diplaoma volaboritra no lasakovavany e=))=))=))