TAPATAPAKA i MADAGASIKARA

1. tezitra ( 30/01/2008 21:01)
1)Tapaka ny rano:
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=13010

Tsy taitra ny gasy

2)tapaka ny jiro:
http://tomavana.wordpress.com/2007/04/29/jiro-tapakaho-maizina-ny-ririnina-aminny-tanana-maro/
DELESTAGE

Tsy mihontsina Ragalasam

3)Ireto Gasy re e!!!!

Na ho tapahin-DRavalo, ny bôbôta sy ny fôfôra, na ho boriny i kotobalita sy kalabozy,

dia mbola tsy hihetsika foana VE NAREO Ramalagasy a?



SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
répondu par Jeankely le 04/02/2008 03:52
2. kanota ( 31/01/2008 02:47)
Na ho tengenany aza ny havan'ela mahazo tezitrabe ela.=))=))=))Na trondroniny hazo ny anao vao mainka tsara=))=))=))
3. Jeankely ( 31/01/2008 06:34)
Taizitra angaha mitapaka?=))=))=))
4. ainaheri ( 03/02/2008 10:50)
:-D:-D:-D=))=))
5. badboy ( 03/02/2008 11:18)
Reraka ato fotsiny enao ra ireo no ezahanao ho ahetsika!! Enao anga vahiny @ ilay teny filamatry ny gasy mpanao "arizato ampandriana" na lay hoe "moramora gasikara"!!
Marina sy mitombona mintsy le kozindra"zamanoro" hoe "tsy fanao ny manoro ny adala"!!
Rehefa ato de resak'adala no atao satria zay ny niveau an'ireo mivanitika be reo, sa ahoana ry nana!!!:twisted::twisted::twisted::twisted:
6. ainaheri ( 03/02/2008 12:49)
TSY NY ADALA NO ADALA FA IZAY MANADALA NY ADALA=))=)):-@:-@
7. Jeankely ( 04/02/2008 03:52)
badboy ve = hendry amin'ny teny Pararantsay=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086