Fahatsiarovana sy rakitry ny tolona arak'i Jefra
1. zamanoro
(
27/01/2008 16:09)
http://www.dailymotion.com/ijefra
répondu par Jeankely le 31/01/2008 13:57
3. Jeankely
(
28/01/2008 03:43)
Dia mba ahafantatra izay lalana halehany anie ny vahoaka Malagasy fa tsy hitolotolona tsy hay hoe ho aiza na ho aiza.
5. zamanoro
(
28/01/2008 23:42)
Tantara io, ary dia fisaorana an'ireo mba nandrakitra azy ny ahy no ataoko, fa dia tena tsy navelany nandalo fotsiny ny tantara, fa mba misy rakitra ka tsy ho lovan-tsofina lava izao.
6. Jeankely
(
29/01/2008 03:11)
Raha asiana fampihomehezana kely dia ity ny ahy. Atao sahala ny vehivavy tezitra manambady mampirafy aza ve eee. Vao nianatra nivoaka vao mainka nataon'ny sasany fitaingenana fotsiny...=))=))=)).Izay ve no atao ny vahoaka. Satria mahantra, sahirana dia tairina hitolona nefa avy eo vao mainka sady voatsaigoka no voa sahala ny akoho=))=))=)) Mijoro izay hanasoa ny Malagasy fa aza ampindrasana na ampanantenana tsy misy ny vahoaka efa reraka.
7. zamanoro
(
29/01/2008 21:36)
xxx:
Misaotra anao, ary dia hitohy anie ny tolona.
Aleo aloha ry xxx hianatra an'io mitolona io an, izao mantsy ny tsipy kanety aza tsy hay dia io indray ve?
8. Jeankely
(
31/01/2008 13:57)
Tolotolon'adala sa tolona misy tanjona dada an? Toa faly tokotrany hono ny mpiasa ary feno isan'andro ny Chambre nandritra ireny tolona 13 Mai ireny satria samy mifandimby mifampitondra vadin'olona hifampitolomana no milay. Mitokona dia mifampitolona kely dia miverina eo @ 13 Mai. Hararaoty fa tsy miklaoty eee=))=))=))
