Misongadina ny Gasy! Hafa ihany ny antsika.
1. soanja
(
26/01/2008 17:43)
Miarahaba an'i Jacky Razafiniaina nahazo ny tompon-daka eran-tany 2008 tamin'ny dihy country tany Nashville Tennessee USA.
Misaotra amin'ny lantsin-tanana e! Afapo tanteraka!
Tehaka mirefodrefotra.
=D=D=D=D=D
http://fr.youtube.com/watch?v=vXk9aOE_NRA
Misaotra amin'ny lantsin-tanana e! Afapo tanteraka!
Tehaka mirefodrefotra.
=D=D=D=D=D
http://fr.youtube.com/watch?v=vXk9aOE_NRA
répondu par ikalamako le 31/01/2008 22:03
4. cutie
(
26/01/2008 19:09)
western country music e no andihizana.
line dancing:iaraha'ny be sy maro mandihy, ohtran'le dihy tsong tsong iny raha maharaka i Ika. Macarena koa ao anatiny :)
line dancing:iaraha'ny be sy maro mandihy, ohtran'le dihy tsong tsong iny raha maharaka i Ika. Macarena koa ao anatiny :)
7. ravakamalala
(
27/01/2008 15:21)
misaotra soanja amin ilay rohy fa tena nankafy be mits aho tato!
tena mahay leiry ka! sady tsikitsiky be foana !!!!
tena mahay leiry ka! sady tsikitsiky be foana !!!!
8. ikalamako
(
31/01/2008 22:03)
Fanazavana fanampiny - i.e raha te hahafantatra an'i http://jjj.ldcw.online.fr/Ky.Ego.htm
