Avy aiza ny ratsy ?

1. midjoh ( 24/01/2008 11:36)
Heverina fôna mantsy h@zay fa avy amin'ny devoly ny ratsy. Ka iza ary no nampanao ratsy ny devoly na satana ??? :-w

Tsara ho marihina fa Andriamanitra no nahary izao rehetra izao ary Izy tsy Hamorina zavatra ratsy zany mihitsy ? :-@

répondu par fijo le 25/01/2008 22:49
2. rijadolly ( 24/01/2008 16:17)
Avy aiza tokoa mo any ratsy avy any amin'tsara ve.Sa nesorina tamin'tsara satria ratsy.
3. xxx ( 24/01/2008 16:23)
avy @ satana
4. xxx ( 24/01/2008 16:24)
nitsiry ho azy tao @ satana hono le ratsy e
5. ikaretsaka ( 24/01/2008 16:44)
ny ratsy avy any @ "Fitaoman-dratsy... fa manafahana @ ratsy "
(cf rehefa manao pater noster)
6. rabilabila ( 24/01/2008 20:05)

Efa misy resaka azo hiaingana ato :

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4741e4db199fd
7. ikaretsaka ( 24/01/2008 20:15)
hindrana kely ny frappen'i Rakapy aho eto fa azafady...

"io 1 natolotrao io ry Bila efa taxi Brousse lasa eny antampoketsa..
i Midjoh mbola taty aoriana ka mbola miandry eo Ambodivona:wink:
8. rabilabila ( 24/01/2008 20:39)
Ka hoe simba ,hono ,ny radio k7 dia miandry ny pièce entin'i Midjoh avy any Antananarivo ko!!:wink:
9. ikaretsaka ( 24/01/2008 23:46)
hay mooooou!
10. nandrianina1 ( 25/01/2008 00:05)
IKA> nga ko taraiky midjoh?:-D
11. nandrianina1 ( 25/01/2008 01:04)
Kay za ko kay tratra kou:oops:
12. rakapy ( 25/01/2008 01:46)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
13. ikaretsaka ( 25/01/2008 03:42)
ajanin'ny popol sy ndandarme ao mahitsy laisany raha manao surcharge eo fa ...zotra manaraka alaina =))
14. nandrianina1 ( 25/01/2008 04:02)
:b:b:b:
EEEEEEEEYY! aoka zay so mivoaka tsinay eo
15. fijo ( 25/01/2008 22:49)
na ny ratsy na ny tsara ry akama dia samy ao aminao.ianao no misafidy na hanao ny tsara na hanao ny ratsy.dia tatazo ny vokany avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2879