I fall in love with the DJ
1. cmbolatiana
(
21/01/2008 10:38)
Salut daholo
Sao dia mba misy afaka mandefa par mail ho ahy io hira io, tsy tonokira no tadiaviko fa ilay hira mihintsy audio na mp3 na vcd tsy maninona.
Misaotra mialoha dia ity ilay mail : goglie77@yahoo.fr
Misaotra

répondu par cmbolatiana le 05/02/2008 16:02
3. bonanga
(
21/01/2008 16:24)
eoooo!!!!!!!ianao misy internet mahavita zavatra betsaka. Jereo ny site YOUTUBE (http//www.youtube.fr) fa itanao ao ze tadiavinao de téléchargena fotsiny. I'm fell in love with the DJ, Chenelle no mpihira azy;
4. bonanga
(
21/01/2008 16:41)
Ra fun an'i Chenelle ianano de ty misy hirany vaovao
Titre: Hurry up!
omeo valiny zahay fa aza avela @zao fotsiny! :wink:
Titre: Hurry up!
omeo valiny zahay fa aza avela @zao fotsiny! :wink:
5. cmbolatiana
(
05/02/2008 16:02)
salut nareo, tsy azo télécharger-na anie io you tube io e
ie tiako miintsy chenelle fa ny blème dia aty @ cyber aho ka tsy afaka mivalampatra, tsisy hevitra hafa ve reto a !
ie tiako miintsy chenelle fa ny blème dia aty @ cyber aho ka tsy afaka mivalampatra, tsisy hevitra hafa ve reto a !