Mon Père ...Mon Seigneur. mon Dieu n'izy efa-bavy
1. tafita
(
19/01/2008 21:40)
Tafaraka hono ireto vehivavy efatra samy manan-janaka lahy avy .. Ny iray nidedaka hoe : Ny zanako lahy rehefa mahita azy ny olona de miantso hoe " mon Révérend Père " satria Pretra izy .... Gaga le 3 vavy de nilaza koa ny anankiray hoe , ny zanako indray Eveka , ary rehefa mahita azy ny olona de manao hoe " mon Seigneur ".. Ny iray kosa nilaza hoe ny andahiko indray hoy izy no Cardinal de rehefa mahita ny olona dia milaza hoe "Son Emminence " ...... Ny zanako faralahy indray hoy ny anakiray mpandihy mpanao dance nu ireny dia rehefa mahita azy ny olona de mihoraka hoe " mon dieu "
répondu par tsoupou le 23/01/2008 12:23
3. Vitsikakely
(
20/01/2008 14:35)
tsy ratsy miits iny!!!ô mon dieu,tokony natao hotran'io kosa mou ny fanoratana hoe ,mon Dieu,minis fa ts majs le "D"=))=))=))=))=))=))