Tratran'ny tainy 2008
1. tezitra
(
17/01/2008 12:15)
Tratran'ny taona manko e!, vao mba mianatra teny gasy ny tena, COURS INTENSIF fa na izany aza toa marina io filaza io :
1)2007: todiho ny lasa, alohan'ny hibanjinana ny ho avy
a)Zafihita, toty, clo mahajanga, darafify, perline, nodimandry avant 50 ans, paix à leurs âmes, sy ny hafa tsy heno satria tsy STAR, tsy misy io raha tsy ao madagasikara
b)Tratrantsika ny fitoviantsaranga: ny faritra rehetra tratran'ny delestage , na tananarive tratra
c)Tsy raharahany intsony hono ny manjo anareo sy tsika (tsy raharahako ny hafatrin'ny vahoaka)
2)2008:
a)insecurité, diego, tulear, majunga, polisy voatafika tananarive, zandary voatafika...
b)Mirary soa ho an'ny gasy, na izany aza, mandosira izay afaka,aza manantena fanjakana izay tavela, na filaminana io
c)13 mai no tanjona, manana fitaovana isika, andry TGV, aongano ravalo, c la seule solution
2008 Serasera:
a)mba hiverina ny tsy henoheno: fiffi, kitjo, lejim,fasaly,sareraka...
b)mba tsy hasiaka rahery, mba ho libre bebe kokoa ny serasera
c)mba ho hendry ny adala: jeankely,vatorano,bazilou,rahiratra, caprio, rabilabila, fijo, sipagasy, ari.malala...
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT

répondu par Jeankely le 20/01/2008 02:03
3. rabingogilabanga
(
17/01/2008 14:26)
tezitra marina ise an!
nefa na izany aza
ho henjana tokoa ty raharaha ity, na mpomba na tsia ny mpitondra dia d'accord daholo: 2008 c'est de la merde:
nefa
azo atao ve ny mbola matoky ny mpitondra, ka ieritreretana fa miezaka kosa ny mpitondra, fanovana governemanta, lalana vaovao, sns..., satria tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto?
Sa mety ve raha tsy matoky intsony azy ireo, fa izay tsy vitany depuis 6 ans, tsy possible intsony (akoho tsy naneno hatrizay lanin'ny kary)?
sa dia aleo e izay alehany alehany, fa dia kalalao matindronono ny gasy nifidy ka aleo matindrahatiana?
sa le hoe, mahareta fery, fa antananarivo tsy vita iray andro?
asa fa dia samia mahereza ry zoky joba sy zoky kofa a!

4. Jeankely
(
18/01/2008 04:37)
Ninantainy TEZITRA. Izahay tsy Mpomba ny Fitondrana fa MPOMBA NY HIVOARAN'I MADAGASIKARA. Na TAIZITRA ianao na faly ny hoa avin'i MADAGASIKARA no manahirana anay. Ireo maty ireo ve novonoin'ny FITONDRANA? Raha sahala anao TAIZITRA no Mpanohitra dia aza mihevitra fa mila anao ny Malagasy na mijaly mafy aza.
5. LazaDaddy
(
18/01/2008 05:40)
tsy misy intsony "hono" izany ny "desequilibre regional" fa efa sami misy "delestage" daholo ny faritra rehetra manerana ny nosy e!
7. xxx
(
18/01/2008 09:05)
tezitra:
a)mba hiverina ny tsy henoheno: fiffi, kitjo, lejim,fasaly,sareraka...
aiza ianareo hono e,
8. Jeankely
(
18/01/2008 10:38)
Misy fasaly ary amin'ny dinika hafa satria tsy tiany angamba ny dinika politika fa tsy very ireo akory. Ry Tezitra indray olona lasa adala ka ny rehetra indray no lazainy kondrana=))=))=))sahala azy
11. Jeankely
(
19/01/2008 02:39)
Na hivadika xxx aza tena ry Tezitra adala no anarantena=))=))=)) Izahay tsy hamerina diska loaka ary aza ny vaovao hatolotry ny sasany no lazaina fa lalantokana fa mba mamoha raha manana
12. tezitra
(
19/01/2008 11:16)
Na hivadika xxx aza tena ry Tezitra adala no anarantena Izahay tsy hamerina diska loaka ary aza ny vaovao hatolotry ny sasany no lazaina fa lalantokana fa mba mamoha raha manana
assez de parler de tezitra mon p'tit bohnomme, Tu me donnes trop d'importance, je t'en remercie,mais tezitra est en forme[/b[b]], par contre Madagascar est très malenpoint en ce moment ,
tu perds ton temps , si tu t'occupe trop de moi .
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
13. Jeankely
(
20/01/2008 02:03)
Tezitra ADALA, MIDEGANY, ianao no NINANTAINY voalohany. Tsy miverina intsaony ny tianao haverina. Ny lalantokana tsy mbola anao fa mbola hafa ny atidoha mikotrika azy. MBA ASEHOY NY ANAO RAHA MANANA ary aza mitomany ny an'ny hafa.