mila information kely aza fady raha mety!!

1. Aino ( 07/01/2008 08:50)
Mila fanazavana mombamomba ny fandehany ny any @ RNS hoa izaho ry zareo, fa mbola tsy tany mihintsy manko sady ande hirery ka tsy mbola mahalala ninoninona ka sendra very any:?
efa nijery ny web ny RNS ihany aho fa tsy mety mivo!!

ny tiako ho fatatra de hoatra hoe ny @

hevi-trano fatoriana
ny transport ( izaho mande avion miala aty aminay nefa tsy maintsy manao escalier, de avy eo koa hoe; mila mande train 2h miala eo Lyon mandrapaha-tonga any VICHY)
de izaho nefa mbola tsy tany mihintsy

dia ny manaraka ny mombamomba ny any hoatra hoe ny lalao ny ny fandraisany olona hoatra, nefa ny tiako izao dia raha misy namana mifankafatatra ahy eto mba ho any de mba manazava tsara izay tokony izy!!

misaotra dia ny mialoha:-*:-*.

Aino
répondu par cute le 02/02/2008 02:57
2. lazounet ( 07/01/2008 09:15)
Salut Aino!
Mba ahamora ny fanampiana anao,dia tsara ho fantarina ny toerana iainganao. Ny tena ideal mantsy raha lavita ianao , dia tsy mandeha irery fa manao co-voiturage @ izay olona mandeha any koa.
(Azafady , inona no dikan'ilay hoe:"mila manao escalier?)

Ny amin'ny fatoriana, dia tsara raha dieny izao ianao no mamandrika fa tena lafo be no malaky complet rehefa akaiky ny fotoana.

Bizoux:*:-*:*
3. sakaizakely ( 07/01/2008 09:17)
(Azafady , inona no dikan'ilay hoe:"mila manao escalier?)


manao escal angamba no tian'i Aino lazaina, miala avy any Espagne manko izy

Tongava soa any Vichy Aino :P
4. Aino ( 07/01/2008 10:59)
sakaizakely ie io no tiako lazaina saingy ny ahy mifangaro catalan faona le frantsay de tsy mety tadidy ny tena izy :°)

Laza izaho miala aty Barcelone dia izaho hirery anefa no ho any, de avion no andeanana
5. vale ( 07/01/2008 12:48)
Le avy eo Lyon ve izany no ilain'i Aino mpitondra lalana? mmmh, zà konkoa mbola tsy hay tsy hay ny fandaharam_potonako , raha tena izay de ...D ho any koa angamba izaho? fa ny fotoana izany sisa !!!!!
6. Aino ( 07/01/2008 13:01)
de miaraka makany dol:D
7. karinah ( 07/01/2008 13:04)
Hay, njy efa nahita mpitsena, génial!!!...:)
8. fasaly ( 07/01/2008 21:41)
i vale koa ange milaza ny hande foana anefa tsy lasa akory e! efa impiry izay naika hoe hanao pro amindry taloha ireny:°)

aino : miaraha aky am salmo sa lahy be dol zareo:wink::-D
aza mande rery izany fa tsy mlay zany....aleo misy namana ihany na iray aza 8)
io lazain'i lazounet io hoe mila reservena dieny izao ny hotel sns....mi débr kely klou njy mi surf momba ny hotel any vichy:-P afaka reservéna par internet de mazoto njy zany....fangah tsy mba misy namandry na lay vazà ireny afaka miaraka mba cool koko;-)
9. sakaizakely ( 08/01/2008 09:08)
fasaly> njy mandeha foana, maninn tsy mifanao progany mihaona any Paris nareo sy Aino, njy mba sûre ihany ? sa tsy handeha am ty ?

za kou de mba te handeha fa aleoko rehefa tena lehibe ny pokona am zay milamina tsara

rdv dans 2-3 ans :-P
10. Samoana ( 08/01/2008 15:21)
Aino/ araky ny tenin-jokinao fasaly dia manahirana ny mande irery mankany satria tsy centre ville ny fihaonambe:
-ny gara anefa afovoan-tanàna: tsy misy navette
- ny hotely fatoriana matetika tsy vita tongotra: ny lanonam-panatanjahantena sy fetifety isan-karazany anefa alimbe( na maraina) vao vita
-ny fiverenana koa tsy maintsy atao maty paika tsara
Saingy mino aho fa tsy maintsy misy namana mahita ity antso ity afaka mifanamboatra aminao . Lazaiko eny ihany raha mahita oul afaka manavotra izahay:wink:
11. fasaly ( 08/01/2008 16:54)
sakaiza: slt klou de bonané! k izy izany hoe lyon no dép nefa zà paris no dép hiihihi.....zà mantsy hanao volley amity taona ity:wink:
12. fasaly ( 08/01/2008 16:55)
samoana: marina mitsy izany.....badraodra kely any vao pâlelo eo!
13. Aino ( 08/01/2008 19:26)
fasaly zay sy salmo tahaka ny saka sy ny voalavo

fasaly non ka hoatra fotsony ilay Lyon fa mbola mandinika tsara any izay atao fa matetika aza makany Poitier de makany Paris aloha vao miverina midina miaraka @train indray:°)
14. tess ( 08/01/2008 19:37)
:-D fa manin andry iny zandriko iny e!:-D
eritrereto tsara klou de mitaidiava namana ihany na roa fotsiny aza nareo fa angalarin'i oul eo indry mande rery izany.....ny hotel ve zay tsy efa feno raha manodidina ny fanaovana match mitsy.....?????
renseigne-o tsara alohan'ny ividy tiket d'avion aky an! sinon am vac mifakahita :°)
15. Aino ( 08/01/2008 21:00)
manadala ny saiko laotra ny zandrindry tsss!!!

@erin-andro no konfirmena fa izhao tsy mianjaikitra ny momba any le avion fa ny topona-draikitra mbola tsy eo!!!

sendra anao tahaka ila ytany Londres iny.
16. booboo ( 08/01/2008 21:23)
Aleo miaraka aman'oul mankany fa tsy mandeha irery raha azo atao Aino a.
Raha tena hoe handeha irery enao a, dia dieny izao dia mitadiava fika ny @ transports ( satria tsy vita tongotra velively ) mandroso sy miverina avy eny @ gara mankany @ hotely, hotely mankany @ toerana misy ny activités boobaka beeee. Mila jerena kounkou ny ora fodiana sao tsy mety na tsy mahita oul/fiara na tsy haiko afaka hitondra miverina mody vao handeha tongotra firy kms @ alina eo :^):^):^):^)

Mazotoa e
17. fasaly ( 08/01/2008 21:33)
marina mitsy zany! ny ratsy tsy kely lalana ny tovovavy tsara tarehy kely mande rery! kidnapén'i jiolahy eo:wink:
raha miaraka am lay vazà iray namnjy njy ohatra dia atovy matotra ny hotel kalou! fa mino aho fa efa feno ny hotel manodidina ny fanaovana RNS , tamzà nande tany klou de naka hotel tany am centre ville mitsy e! tsy nande rery an! en groupe....
dia raha miala ny train misy taxi eo ivelany eo tsy lafo akory manao ny course-nao de tazomina hatram farany iny taxi ho à la disposition nao! mitovy am manofa fiara ihany ny vola lany am taxi sy ny escence;-) ny hotel eny am centre ville no tsara raha tsy mijery ny match rehetra fa amin'iny mba afaka mitsidika ny ville n'ny vichy no miala voly ihany izay no mahatsara amilay mande miaraka maro farafaharatsiny anakiroa...
anoratako indry e!
18. cute ( 02/02/2008 02:57)
tsy haiko izay lazaina fa za ko tsy mahay... fa tena mampitaintaina marina anie io mande voyage irery io e!! za zao mba te ho any dago nefa tena matahotra za fa betsaka loatra le air port aleha sady mila tadiavina le station hihi courage ky anh!:-* tongava soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4265