ela vao tonga

1. popolita ( 06/01/2008 11:48)
salut daolo e.inona oa no atao mba haha ela vao tonga ny an'ny lehilahy e?
répondu par accpt1 le 02/02/2008 19:52
2. yuka ( 06/01/2008 12:24)
:roll:
3. jemimah ( 06/01/2008 12:32)
asio sakay
4. yuka ( 06/01/2008 13:59)
zany asio sakay hono=))=))=))
5. bonbongasy ( 06/01/2008 18:48)
maro ny fomba azo atao fa le sakay kosa aloha tsy fantatro
ohatra:
1) ataovy elaela ny préliminaire
2) avoaka kely aloha rehefa heno fa tady ho tonga iny

lazaiko eo ihany ny tohiny raha tsy voarara
6. fasaly ( 06/01/2008 19:41)
any am resaka olondehibe ity ry zareo
7. kiadi ( 06/01/2008 21:42)
efa oldehibe doly reo
8. tess ( 06/01/2008 22:04)
9. reve ( 08/01/2008 05:53)
mila concentration ny zavatra atao fa ra zatra milamina tsy maimaika ianao de mety io fa ra diso mendy loatra de mety mbola eo ambavany io de latsaka, ary ref ny zavatra no atolotra am pitiavana be fa tsy atao filana fe filana fotsiny de ho hitan'ingahy fa hoavy hoazy le hoe ela vo tonga mba hakana fy sy hanomezana fafiny ilay olona miaraka amin'ny tena!
de mazotoa e!:-P:-D:D
10. diamondra27 ( 10/01/2008 08:11)
mety oe ni reve tampoka ny zavatra hitany le lelah de tonga tampoka ny azy:oops::oops:
11. bilakarenjy ( 11/01/2008 09:38)
atao ambony izy ,de rehefa variana mijery ny tarehinao izy ,de ela be ny azy vao tonga .sa tsy izay no tadiavinao .
12. bilakarenjy ( 11/01/2008 09:42)
hay ve lelahy le popo ity e! . De mivadika indray zany io resaka nataoko io ry popo an !.

Tena tsy kopy koa za t@ iny kle .
13. fijo ( 11/01/2008 22:05)
manaova klo,de le 2eme iny ela kokoa
14. tsoupou ( 12/01/2008 05:54)
manaova klo,de le 2eme iny ela kokoa
Ka popolita nge tsy mikozy oe tena reven popo ve lé sipa ko alo e, raha tsy revena ko nge lé sipa dé tsy dé ivakianareo loha dé manjary vetivetika kely e.
atao ambony izy
fa io ko mety, na tsy ijery an popo ary izy fa ho variana am zavatra hafa
:D Grave ko lo iny question iny e
15. tsiambaratelo ( 13/01/2008 13:58)
zahay mbola zaza tsy ampy taona.
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
16. xl ( 15/01/2008 14:12)
alana tsikelikely ny akanjo, aorian'ny preliminaire lavabe, sy introduction...
Hajanona foana isakin'ny 01 min, dia halana mihitsy
dia misakafo kely aloa nareo roa, misotro rano ...
mijery télé kely indray dia mifanoroka kely, mifampinono kely...
enfin arotsaka @ zay après 01 h ou 02h00...
=))
17. accpt1 ( 02/02/2008 19:52)
saina iany no mibaiko an'io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1058