Vitan'ny Malagasy ihany ny Taona Ry Bazylou sy Tezitra a!!!
1. Jeankely
(
02/01/2008 07:02)
Mbola ho vitanay ihany koa ity manaraka ity ka ahoana tsy tafavoaka ihany ve ny hevitra ry Bazylou sy Tezitra a!!!=))=))=))=)) Hitomany sa hitaty reraka e?=))=))=))
répondu par Jeankely le 11/01/2008 02:38
3. Jeankely
(
02/01/2008 13:13)
Mangina ve sa mbola variana manao fety sa mitady lalana handrebirebena saimbahoaka vaovao indray ry leireto a? Ny Malagasy tsy azonao ary vao maika mitombo ihany ny fahaizany manadihady na izahavanareo famendrofendroana isakarazany aza. Raha tsy miasa tsy tokony ahazo ary raha tsy miafy tsy mahita soa. Lazaina fa misy moramora sy azo fotsiny nefa ry zalahy mbola tia hitaingina. 2008 midika fahiratantsaina ary tokony hitoan'ny hevitra rehetra handripahana ny mpanao politika nofa na milaza anaty fitondrana izy na milaza mpanohatra donto.
4. Optik
(
06/01/2008 13:23)
Ry Bazilou sy Tezitra hoa olona very seza;
de nomena tsihy hipetrahana ho solon'le seza de zao lasa mpandrovitsihy ndray;
de rehefa rovitra le tsihy de inona ny hiafarany hoy nareo?
Mivarina aman-tany! (hoy ny Ntaolo)
de nomena tsihy hipetrahana ho solon'le seza de zao lasa mpandrovitsihy ndray;
de rehefa rovitra le tsihy de inona ny hiafarany hoy nareo?
Mivarina aman-tany! (hoy ny Ntaolo)
5. Jeankely
(
07/01/2008 01:49)
Ok Optik. Aza amelana fa tady hanimba ny tany. Ny tanora mitady hevitra hampivoarana io Madagasikara io no zahavina fa tsy ny fanakiviana. Izay very seza tsy homena intsony satria mpamitaka ary mitady hampizarazara ny sain'ny vahoaka Malagasy. Tafita ny tanintsiaka antsiaka Malagasy noho izany mila miezaka ary aza manaiky fendrefendroan'ireo mpijapy machine ireo. Andafy indray no lazainy azy ka asa na ny raibeny no nampandroso io andafy lazainy azy io.
7. Jeankely
(
11/01/2008 02:38)
Tena misaotra ny Avo mihintsy izahay. Na mafy io na mangarifiry mbola mandrisika ny olona tsy ho kivy izahay satria lainga ny fisian'ny fandrosoana azo mora sahala ny nofy.
