MOA VE NY RESAKA ANTOKO TOKONY HAMPIZARAZARA ANTSIKA
1. endrika01
(
30/12/2007 15:40)
Tena mba mampalahelo ny toen-tsaina misy ankehitriny.Mba nanindrona kely ahy ihany izy \\\'ty
ka velom-panontaniana ny tena.
\\\" tsy \\\'zany mantsy fa teo @ fianakaviana moa de
nisy ny mpanaraka atoko hafa ,satria io an-toko
io de lay anisan\\\'ny tena mba malaza sy an\\\'ny
laibany rehetra .tantara marina izy \\\'ty an,
ary tena marina tokoa.
Olona niezaka teo @ fiainany mantolo io olona io,tsy hoe tao @ io antoko io izy vao lasa nanan-karena satria ,zay ny fandraisan\\\'ny vahoaka na ny daholo be azy.Rehefa lasa ben\\\'ny tanana tany ANTSIRABE izy t@
2000-2003,dia nisy ny fanenjehan\\\'ny tsy tia an-toko angamba ?asa? fa dia nodoran\\\'ny pokona ny tranony,navoaka daholo ny ombiny,nodorana ihany koa ny sambony tany Tamatave, izy notadiavina hatraiza hatraiza,nofofoina ho vonoina ho faty.ny havany akaiky azy dia natao toy izany koa,
tena mahantra ve isika Malagasy ,sa tsy fitiavana an-toko,sa mba hambom-po be ihany hoentina hanarenana ny Firenena?
na izany aza,misy vidiny anié ny ra alatsaka é.
mba noheritreretina ve ny fiafiana niaretan\\\'io olona io teo @ fiainany ?zay herim-po madio fa tsy hoe ny hatsemboham-bahoaka.
ka nahoana no dia nofoanana daholo ny momba azy??
iiiiieeeee,tao amin\\\'izany antoko AREMA zany izy ,satria toa tao @ io daholo ny laibany de mba nihiditra koa ra-namana ,dia namoy ny momba azy mantolo.
De raha mba hiditra @ zany antoko zany koa ve zao izaho ,de ho robaina daholo ny fananako???sa kosa raha misy ny volam-bahoaka navilivliko lalana???
fa de nahoana loatra????
Misy aloha ary tsy lainga fa ny sofiko izao no nandre,fa tao @ io antoko io koa toa be ny Jiolahy ,na ireo mpangalatra mpitondra fitaovam-piadiana,nefa tsoriko fa io olona fantatro niditra
ho benin\\\'ny tanana tany Antsirabe io dia :
\\\"Harenany efa talohan\\\'ny nidirany tao @ io Antoko io dia ringana daholo !!!!!!!!!
Ka aleo zany ny mahantra no miditra @ Antoko de avy eo lasa laibany de azo atao ny mandringana azy @ zay ô sa tsy izany????
Za ihany koa aloha tsy mba tia an\\\'io Antoko io é,
Politika,politika ,ny Antoko reetra tsara daholo raha mikatsaka ny soa hoan\\\'ny Firenena ,zay vao ho ny an\\\'ny tena.Ataovy ampy ny karama raisina isam-bolana é
:-w:-w:-w=D=D=D

répondu par endrika01 le 03/02/2008 11:23
2. niryna
(
31/12/2007 00:12)
endrika01:
Za ihany koa aloha tsy mba tia an'io Antoko io é,
Politika,politika ,ny Antoko reetra tsara daholo raha mikatsaka ny soa hoan'ny Firenena ,zay vao ho ny an'ny tena.Ataovy ampy ny karama raisina isam-bolana é
:-w:-w:-w=D=D=D
Ka misy ny very seza,misy ny tsy mahazo finanana sy tsy afaka mampiasa ny fananam-panjakana intsony.Matoa ny olona sasany mankahala ilay antoko hafa dia tsy misy tombotsoa ho azy intsony tao.
Mampalahelo fa raha tena mpitondra firenena tokoa dia tokony hijery ny tombotsoan'ny vahoaka,saingy indrisy ry tany.
"Zanahary o tahio ny tanindrazanay ! Androso lalan-dava a! mandry fe-izay..."
Ny hevitra no tsy hitovizana fa ny fianakaviana ve tsy ho very ny tsy ho fianakaviana na ratsy aza izy ohatra,sanatria anie izany.
3. Jeankely
(
31/12/2007 09:50)
Misy fitenenana hoe izay mamafy rivotra mijinja tadio. Ny olona rehetra ao anaty antoko iray dia tsy mitovy ny tantarany , ny zavatra nataony na ny fanetretena izany na ny fanambakana olona. Na tany aiza na tany aiza raha vao misy manao tsy aradrariny ny mpitarika antoko dia maloto daholo ny mpikambana ao ka na miala ianao na miaraka anaovan'ny vahoaka izay tandrify ny sainy ao. Ny resaka antoko moa hita mazava fa dia fizahavana tombontsoa na fiarovana tombontsoa matetika eny fa mety hisy ny olona tsara sitrapo saingy saron'ny ratsy toetra ireny. Na tsara aza ny ataonao dia ny ratsy no mitoetra ary "fandio iiray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka". Anjaranao ny mandinika fa antoko inona na antoko inona rehefa alan'ny vahoaka dia mahamay.
4. xxx
(
31/12/2007 13:15)
fa dia nodoran'ny pokona ny tranony,navoaka daholo ny ombiny,nodorana ihany koa ny sambony tany Tamatave, izy notadiavina hatraiza hatraiza,nofofoina ho vonoina ho faty.ny havany akaiky azy dia natao toy izany koa,
:idea: Dia mbola misy sahy hiteny ihany ve hoe :
:arrow: "Vox Populi Vox Dei" :?::!:
Fomba isehoan'ny "demokrasia" daholo re izany e ! Rehefa izay no tian'ny vahoaka, dia foanany ny momba azy.
Fa ny vahoaka malagasy koa mbola misy tarazon'ny fisainana sosialista, hany ka mankahala an'izay manan-karena. Lazaintsika fa mpangoron-karena daholo ny sinoa e, ny karana e, ny tiko e, tsy ho ela koa ny tgv e, sns; kanefa isika no tsy mahay mihary !
Tafiditra tao anatin'ny mpanan-karena koa i ranamana, ka indrisy ho azy ilay pentina politika fa sendra izay vahoaka malagasy izy e. Donky zany :
"Vox Dei" = mpangoron-karena lery fa tsy mpanan-karena !! :evil:
5. Jeankely
(
02/01/2008 04:42)
Ny Vahoaka Malagasy tompko tsy vendrana fa ny Mpitarika Politika no tsy mahatafavoaka dia ny vahoaka no rebirebeny ary ataony mihodikodina fanina. Misy andro koa mba hanomezany ary hanaovany fanina izay tratrany. Samy mitady izay ahazoany harena ary samy mano izany ampahamendrehana fa adalan'ny sasany raha ny olona milofo no robaina. Saingy izay voa moa dia milaza ho MASINA daholo. Samy Masina ary samy tsisy Mangalatra. Ny asany voasoratra mampiditra folo ny lovany mampiditra dimy nefa mahazo aman'hetsiny izy ka izany no mangalatra sa nirotrahan'ny harena avy any andanitra izay tsy hita fiaviana?
6. endrika01
(
03/01/2008 13:00)
Amiko manokana aloha dia tsy mitovy mihintsy ny hoe
mpangoron-karena sy ny hoe efa fananany no alaina e o
am-pelatanany.mialatsny kely aho raha hampiditra ny resaka momba ny FILOHAM-PIRENENTSIKA,raha sanatria ka misy ny mpanongana,mpanakorotana ,tsy fitovin-kevtra tampoka ve dia ho ringanina daholo ny fananany satria tsy tian'ny mpokona tsony izy??????
ataoko fa tsy rartiny izany,jereo fotsiny ary zao hoatran'ny politikan-dry zareo atsy NAIROBI KENYA.
vao maika hahantra ny vahoaka fa tsy hisy hilamina izany,ny aina hafoy,ny firenena hiemotra,zany tokoa angamba n atao hoe:( )tsy hitako ny hilazana azy.
lavaka be nohadiny teo aloha ve dia ho voatototra fotoana fohy ???fa ny nampalahelo ahy fotsiny dia 'lay fisainana tsy mamely mihintsy e,
refa misy ny tsy mety ataon'ny mpitondra omeo
hevitra izy ireny fa tsy ny fananany na ny ainy ,no fongorana,ampisehoy azy @ hevitra madio ,fisainana mendrika fa ny vahoaka no tompon-tsafidy fa ny mpitondra no mpanantanteraka=D=D=D=D=D=D

7. Jeankely
(
03/01/2008 13:44)
Edrey fa tena ny vahoaka ve no mandrava ny fananany sa ny samy Mpanao Politika no tokony hanarinareo e??? Ny vahoaka tsy afaka hanimba sy handoro raha tsy ny mpanao politika no mamela ny lalana ahafahana mandrava ny fananan'ny fahavalony. Dia marina aloha fa samy mihemotra eo ihany. Izay ahasoa ny tenanao no atao fa ny efa lasa aleo hisondrotra fa ny fisiany aza mety ahitanao hirika hisondrotana.
8. endrika01
(
03/02/2008 11:23)
Ny resaka politika anié ry jeankely,tsy hoe
fanarahana ambokony 'zay voalaza ny mpitondra na
ny fangalana an-keriny ny fanananam-bahoaka é,
fa midika izay hoe fiara-miasa,fa raha tsy eo @ tsirairay io fahavononana io,dia inona tokoa moa ny zavatra mety hiseho,hita mibaribary zao ny ao KENYA.
ny maty tsy ho voahisa ,ny maratra ny tsy manan-kialofana,lasa hoatran'ny fiainana baribarianina
dia aiza ny hoavy ny firenena
Ny ao an-doha dia ny hoe zay laninay vahoaka ihany no mitondra eo,andao anié ho jerena ny tohiny é,
raha tena mba mahavita azy ireo tokoa ny mpitondra
nohamaminy,vola be tsy maintsy hanarenana eo.
ka ny tena tiko ho tsindrina wa de ny resaka antoko ve tokony hampizarazara antsika?
raha Eny nahoana no asiana ny resaka antoko fa tsy samy manao zay hampandroso ny faritra misy azy ny tsirairay.vola tokony hahavintan-javatra ilaozana hanaovana fampielezan-kevitra atsy é,ary é,de lasa vavany be fotsiny lay resaka atao,misy ndray reo vonona hankahalaina tsy ilainay fa ny kandidat nay ihany ny anay.
indrindra mou refa tsy lany izay !!!!!aoka fotsiny!!!