Super Marché Antananarivo - Tandremo!!!
1. Belle
(
28/12/2007 18:55)
Miarahaba ny rehetra,
Tsy fantatro raha efa nisy nitondra teto ity resaka ity, fa zaraiko ihany mba hahalalan'ny rehetra.
Nilazan'ny namako iray aho (izy mihitsy no efa voa) fa raha mandeha miantsena amin'ireny super marché ireny dia tokony mitandrina tsara izao! Koa satria maromaro ny zavatra vidinao dia ampitomboin'ny caissière ny isany ampidiriny ao amin'ny caisse. Fantany mantsy fa tsy hanisa ny entana avy hatrany eo ambody caisse eo ianao hampitovy amin'ny ticket naloanao.
Azavaiko! Raha mividy papier hygiénique 6 ohatra ianao, dia 7 no ampidiriny; boati-na sardine 4, dia 5 no ampidiriny; etsetra etsetra... Ka rehefa mirava izy dia mitsimpona ny entana nataony nihoatra tsirairay any amin'ny toerany avy fotsiny avy eo. Izany hoe ianao no nandoa ny vidiny ho azy!
Tsy haiko aloha raha mbola misy sahy manao izao satria toa efa natoron'ny olona. Mitandrema ihany na izany aza! Eo no ho eo dia vérifier-o ny zavatrao (entana vs. facture) fa aza mandeha lavitra akory.
Mirary faran'ny taona feno hafaliana sy taom-baovao hitondra ny soa hatrany ho an'ny rehetra aho.
Belle

répondu par robby le 07/01/2008 19:15
2. fahamarinana
(
28/12/2007 19:04)
:arrow: hanky va re, aleo tokoa aloha mi-verifier tsara fa sady handoa vola be nefa tsy ao amin'ny entan'i tena akory.
F'angaha ry belle ny any dago tsy misy emballage plastique ireny fa mandeha antsinjarany ny papier h (l)

3. Belle
(
28/12/2007 19:57)
Fahamarinana:Sady misy ny mifono no misy ny mandeha tsirairay kah! dia ianao no mifidy izay hovidinao.
F'angaha ry belle ny any dago tsy misy emballage plastique ireny fa mandeha antsinjarany ny papier h
4. XxxX
(
28/12/2007 20:08)
Belle:tsy aiko aloha na marina izany na tsia fa raha miasa eo @ jumbo ianao d savaina ny haronao rehefa mirava avy miasa e!d raha misy zavatra novidianao d tsy maintsy mampiseho ticket de caisse e!
Azavaiko! Raha mividy papier hygiénique 6 ohatra ianao, dia 7 no ampidiriny; boati-na sardine 4, dia 5 no ampidiriny; etsetra etsetra... Ka rehefa mirava izy dia mitsimpona ny entana nataony nihoatra tsirairay any amin'ny toerany avy fotsiny avy eo. Izany hoe ianao no nandoa ny vidiny ho azy!
5. Belle
(
28/12/2007 23:03)
XxxX:Namana azoko itokisana fa tsy mandainga no niteny ahy ka mino aho. Tsy hitako koa izay tokony handaingany amin'izany ary tsy fantatro koa hoe ahoana ny fomba nataon'ilay mpiasa satria misy io lazainao io.
tsy aiko aloha na marina izany na tsia fa raha miasa eo @ jumbo ianao d savaina ny haronao rehefa mirava avy miasa e!d raha misy zavatra novidianao d tsy maintsy mampiseho ticket de caisse e!
Tamin'ny voa voalohany ilay namako dia tsy afaka nitaraina satria efa tonga tany an-trano vao nijery. Tamin'ny faharoa dia niverenany teo amin'ilay caissiere ihany niaraka tamin'ny anadahany ka teo am-pototry ny caisse teo ihany izy dahy no ni-verifier.
Raisiko ho adidy ny mampahafantatra ny rehetra fa rehefa tsy mino moa ny olona dia mahazo tsy mivaky loha. Mbola tsy tsapanao ve fa zavatra tsy alehan'ny sainao sy tsy ampoizinao mihitsy no ampiasain'ny olona sasany fetsy amin'ny ratsy!?
6. xxx
(
28/12/2007 23:13)
mateti-pitranga io na aty ivelany aza...! ny matetika anefa diso pointage lasa verin-droa , mbola mitavozavoza ny ciassier(e), misy aza entana zara raha mahatratra 50 euro ny total nasaina naloha any am 700euro....fa tsy hoe nangalatra fa misy fahadisoana teknik ngamba ny machine....
belle: dia ahoana no nahafantarana fa hoe ilay mpiasa maka ilay entana no payén'i client rehefa mirava ny tsena?????
izaho tsy hoe tsy mino fa mba tiko ho fantatra fotsiny hoe ahoana no hahafantarany an'zany ????

7. niryna
(
29/12/2007 04:02)
I
Izaho koa dia voa foana,bonaika be sy tonga dia matoky kanefa misy miverina indroa ilay izy na misy ajanon'ilay mpivarotra indray ny entana.Indraindray dia mamerina ilay vola izy.Indraindray koa izy be rehana,ary indraindray tena mampitombo mihitsy.
Ny fanaonay dia ny iray mijery ary ny iray manara-maso ny vidiny.Raha mandeha irery indray dia mitondra machine a calculer rehefa betsaka dia fantampatatra eo sady isaina ilay entana vao miala eo amin'ny mpivarotra.Fa ny zavatra tsara kosa raha adino eo ny entana ka miantso hianao fa tsy ato ilay izy dia omeny tokoa raha hitany sy tsy tafiditra.
Misy foana io fitiavan-kely io e.Ny vary misy vato,ny koba amin'ny kapoaka misy vato,ny kapoakam-bary pepoana,ny lanjan-javatra amboarina ny mozana,sns..ankanapotapoka daholo ilay fiaianana e,sitrany ahay,kanefa anie dia tsy mahatonga aiza firy ilay fahangalarana sy fitiavan-tena kely e.Na amin'inona izany na amin'ny inona.
xxx:

8. apache
(
29/12/2007 06:23)
Za miasa ato @ Jumbo score fa tsy possible mihintsy izany ato aminay satria
- ny volan'ny caissière dia declarer-na any @ sécurité. Oh:5000Ar
- Rehefa manao achat ny mpiasa dia tsimaintsy mandalo fouille ary savaina in-2 ny valeur'ny ticket de caisse
- raha mihoatra ny montant no-declare-ny tany @ sécurité ny achat-ny tonga dia voaraoka ilay caissière. Oh: 5500Ar (500Ar pourboire nomen'ny client)
Donc tsy afaka mangalatra @ client izy.
Fa ny zavatra misy aza dia ny mifanohitra amin'izany :
Oh: Fianakavian'ilay caissière ilay manao achat
- misy article tsy ampandalovin'ilay caissière code barre dia lasan'ilay client gratuit fotsiny.

9. fahamarinana
(
29/12/2007 06:58)
:arrow:tsara kosa raha voaramaso araka ny voalazan'ny apache io,mety tsy jumbo zany fa supermarché hafa koa e,arakaraky ilay magasins.Za moa rehefa manao vacance any dago dia tsy mitazom-bola fa le temps hanisako azy dia tena adiny iray,indrindra depuis izy lasa ariary io.
Belle :mino aho fa voaraindry zareo ny hafatrao f'aza manahy:-*(l)

10. niryna
(
29/12/2007 17:58)
apache:
Za miasa ato @ Jumbo score fa tsy possible mihintsy izany ato aminay satria
- ny volan'ny caissière dia declarer-na any @ sécurité. Oh:5000Ar
- Rehefa manao achat ny mpiasa dia tsimaintsy mandalo fouille ary savaina in-2 ny valeur'ny ticket de caisse
- raha mihoatra ny montant no-declare-ny tany @ sécurité ny achat-ny tonga dia voaraoka ilay caissière. Oh: 5500Ar (500Ar pourboire nomen'ny client)
Donc tsy afaka mangalatra @ client izy.
Fa ny zavatra misy aza dia ny mifanohitra amin'izany :
Oh: Fianakavian'ilay caissière ilay manao achat
- misy article tsy ampandalovin'ilay caissière code barre dia lasan'ilay client gratuit fotsiny.
marina izany,mitranga koa io manome gratuit ny havany io. kanefa ve raha ihinana an'iny sakafo iny aza dia alatsa-kanina,mety matsatso angamba e,asa aloha :D
Ny aty aminay indray dia efa manana vola mitokana any anaty fasiana entana (locker-room) ilay cashier ka raha tsy ampy ny vola fa nitavozavoza izy namerina famerim-bola dia izy no mameno ny banga.:cry:
11. agoago
(
30/12/2007 06:12)
Fa supermarché aiza izany ry belle? izaho aloha mbola tsy tratran'izany, nisaotra anao nampitandrina.Mahita fomba angalarana foana tokoa ny gasy raha tena misy an izany.
12. xxx
(
30/12/2007 07:40)
ny any dago indray dia tsy misy mpiasa mivongovongo harona na paket mivoaka izany fa tsy maitsy savaina foana ny mpiasa....vao misy tratra dia voaroka avy hatrany.
13. tslem
(
30/12/2007 08:03)
Ny ahy ndray ny ataoko an, isaiko tsara ny isan'ny entana ataoko ao anaty caddie dia refa vita ny paiement ery @ caisse d jereko ilay nombre d'article ery ambany ka raha vao mihoatra dia tonga d reclamé-na eo no ho eo ihany
14. XxxX
(
30/12/2007 08:27)
Azavaiko! Raha mividy papier hygiénique 6 ohatra ianao, dia 7 no ampidiriny; boati-na sardine 4, dia 5 no ampidiriny; etsetra etsetra... Ka rehefa mirava izy dia mitsimpona ny entana nataony nihoatra tsirairay any amin'ny toerany avy fotsiny avy eo.d vita matavy v zany ny tsenan'lé mpiasa?
tsy possible mihintsy izany ato aminay satriaza mbo gaga lesy!tsy hihidy doly v zany ny fitsenana raha manao an'io ny caissiere klé?tonga d matiantoka b le supermarché!
- ny volan'ny caissière dia declarer-na any @ sécurité. Oh:5000Ar
- Rehefa manao achat ny mpiasa dia tsimaintsy mandalo fouille ary savaina in-2 ny valeur'ny ticket de caisse
- raha mihoatra ny montant no-declare-ny tany @ sécurité ny achat-ny tonga dia voaraoka ilay caissière. Oh: 5500Ar (500Ar pourboire nomen'ny client)
Donc tsy afaka mangalatra @ client izy.
ny any dago indray dia tsy misy mpiasa mivongovongo harona na paket mivoaka izany fa tsy maitsy savaina foana ny mpiasa....vao misy tratra dia voaroka avy hatrany.tena marina io k!
15. xxx
(
30/12/2007 15:42)
ny any dago indray dia tsy misy mpiasa mivongovongo harona na paket mivoaka izany fa tsy maitsy savaina foana ny mpiasa....vao misy tratra dia voaroka avy hatrany.tena marina io!ndana lisany mankao @ shoprit fa eo aorian'ny caisse jiaby ny vigil raha misy sahy mitsimpona entana zany d voaroka avy hatrany!
16. Belle
(
30/12/2007 19:22)
Ho an'ny rehetra manamafy ny resaka vigil, securite, sns. tsy hiady hevitra an'izany mihitsy no tanjoko nandefa io resaka io fa hampitandrina fotsiny ihany.
Nisy fomba namoahan'ilay caissiere ny entana matoa izy tratra nony niverenan'ilay namako fanindroany, voamarina ary voaroka.
Araka ny efa nolazaiko dia miteny aho ka izay mandray sy mihaino, tsara! Izay tsy mino ka matoky ny vigil sy ny sisany dia avelao ho ahy ihany ny teny nentiko; tsy hiverina hanao vavolombelona eto ihany ve izy rehefa voa tokoa!

17. XxxX
(
30/12/2007 19:58)
"belle":
Ka rehefa mirava izy dia mitsimpona ny entana nataony nihoatra tsirairay any amin'ny toerany avy fotsiny avy eo.
ao @ Jumbo score fa tsy possible mihintsy izany ato aminay satria
- ny volan'ny caissière dia declarer-na any @ sécurité. Oh:5000Ar
- Rehefa manao achat ny mpiasa dia tsimaintsy mandalo fouille ary savaina in-2 ny valeur'ny ticket de caisse
- raha mihoatra ny montant no-declare-ny tany @ sécurité ny achat-ny tonga dia voaraoka ilay caissière. Oh: 5500Ar (500Ar pourboire nomen'ny client)
Donc tsy afaka mangalatra @ client izy.
ny any dago indray dia tsy misy mpiasa mivongovongo harona na paket mivoaka izany fa tsy maitsy savaina foana ny mpiasa....vao misy tratra dia voaroka avy hatrany.
ndana lisany mankao @ shoprit fa eo aorian'ny caisse jiaby ny vigil raha misy sahy mitsimpona entana zany d voaroka avy hatrany!
18. fleurdedago
(
03/01/2008 13:54)
Nisy fotoana caissière ihany aho t@ fiainako, fa tsy misy tombon-tsoan'ny caissière ny mampitombo ny entana satria, tsy possible mihitsy ny maka ny entana (natao mihoatra t@ client), satria tsy ho tafavoaka zany ny entana.
any @ inventaire iny vao hita faritra !
Efa namoaka entana t@ havana aho, fa ilay havana no mahazo tombon-tsoa, faly ery ary tamana, kanefa ny tena maka risque b @ asa, ny havanao tsy hirara zany fa efa mahazo kely izy d eo enao no raisina raha voaraoka eo !
Noho izany, dia hajao ny asanao fa zay resaka vola kely v no angalanao riska hanarina ny asa ?

19. melody
(
06/01/2008 09:40)
tara train kely za ry Belle fa dia misaotra nampitandrina ny namana. Izaho anisany tsy mijery ny facture rhefa miantsena, na aty aminay aza kanefa tokony hatao mihintsy izany, misaotra e!
Am=bava homana am-po mieritreritra
Am=bava homana am-po mieritreritra
20. pitchou
(
07/01/2008 18:57)
ary noheveriko we caisses enregistreuses ny eny @ supermarché ireny, d rehefa miala eo ny caissière dia tokony hitovy izay no enregistrer-ilay machine sy ny totalin'ny vola sy chèques ary paiements par carte? raha tsy izany tsy ho voatery hisava hatrany anay slipon-ny caissiers sy caissières ve ny sécu isaky ny mirava?:(