nakaiza toa tsy nanao fety b le 63%?

1. stephane197 ( 27/12/2007 07:19)
midika zavatra b ny tsy fahatongavan'ny olona nanao ilay noely tetsy Mahamasina , raha ny tokony ho izy mantsy ireny mihintsy no fanehoana fa mahery ilay 63% ê! nanaovana vava b maneratany fa tsy miraharaha vahoaka!!!
répondu par Jeankely le 29/12/2007 08:04
2. tianahery ( 27/12/2007 08:42)
akory atao fa de tokony hieritreritra izany ilay nanasa ny olona
3. tezitra ( 27/12/2007 11:32)
ça veut dire que les gens s'emballent les couilles de Andry TGV, leur problème c'est de donner une léçon aux TIM et une bonne raclée à RAVALOMANANA

en 2002: on s'e foutait de Ravalo, on voulait donner une coup de pied à la fesse de RADIDY et les AREMA
4. ari.malala ( 27/12/2007 12:55)
fa ity tezitra ity ve tsy mahay miteny gasy e, ary tsy mahay raha tsy miteny ratsy? de mbola mahazo alalana hivoaka iany ve ny zavatra toy izao?
5. fahamarinana ( 27/12/2007 13:29)
:arrow:ari tandremo sao tapaka lalandrà eo ndry an:-*(l)
6. menalamba ( 27/12/2007 17:39)
Sady lé teny frantsay @ tezitra @ io an...:roll:" une coup de pied " hono...:oops:tena garabola tsss...:°)
7. kelly13 ( 27/12/2007 18:31)
ça veut dire que les gens s'emballent les couilles de Andry TGV


"s'en battent les couilles" kou no izy fa tsy s'emballent les couilles zany, sa nisy nanomé papé kdô hi emballer-na azy, zao le oe ze fandrenesan'ny sofina azy no soratana hany ka lasa teny² fôna
8. kelly13 ( 27/12/2007 18:33)
un coup de pied aux fesses kou fa tsy io voasoratrao io ry tezitra

ndao atao oe "tezitra" lôtra lery d diso fametraka "fôna" ny tanany eo ambony clavier
9. Jeankely ( 28/12/2007 06:43)
Io fa tsy manana hazondamosina mihintsy ilay Tezitra io. Tsy mbola nanomboka ny fifidianana dia efa nanambara teto aho hoe "MIOMANA FA HANOME LESONA HO AN'NY MPITONDRA NY VAHOKAN'ANTANANARIVO". Vao lany io dia nanoratra indray aho fa tsy io ANDRY TGV io no mamy sy tian'ny vahoaka fa tia hanome lesona ny mpitondra izy. Izaho indray no lazaina fa TIM nefa tsy misy mahafantatra ahy izay TIM. Aza variana @ miredareda fa jereo ihany ny mahita ny marina.
10. fijo ( 28/12/2007 20:40)
azo hisainana tokoa aloha ilay tsy fahatongavan'ny olona tao mahamasina,koa amiko dia tokony samy hisaina ny mpanao politika rehetra ary ahay hijery izay tena hafatra fa tsy hanidy sofina fotsiny ami'izay mitranga rehetra
11. Jeankely ( 29/12/2007 08:04)
Izay indrindra. Fitaovana mba ahafahan'ny olona maneho ny tsy zakany ny fifidianana. Fantany tsara fa mbola mitohy ny ezaka sy tolona ka dia manafatra amin'izay fotoana tiany hanehoana azy izy. Tsy vola ampaosin'i TGV no entina hampandrosoana an'i Antananarivo sa ahoana? Misy fotoanany daholo ny fomba hanehoan'ny olona ny tiany hatao manaraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465