Expulsion raté d'un malgache
1. tezitra
(
26/12/2007 12:46)
1) au gouvernenemnt français, sache que les malgaches sont en majeur partie integré, et en tant que fils de la generation qui est partie du pays en 1972, vous ne pouvez pas traiter les malgaches comme ça, car celui qui a causé le mal des français en 1972, et qui a aussi poussé la majaure partie des malgaches à s'immigrer (ou à s'émigrer) aux années 80 et 90,et même 2000, car les conséquences, on en subissent toujours, se trouvent à neuilly, traité comme un nabab, avec les sous du pays, investits ici en france
atao teny gasy fa sady maharary no mahamenatra, pkoi?
2)vazaha no nadefa ilay message teto, voaresaka tao @ liberation, le parisien, taiza ireo malagasy namany sy havany, ary ny site gasy sy gazety gasy zara raha niteny,
dia avy eo, hoe gaga fa hoe: tsy mandroso ny gasy, tsisy conscience communautaire, politique, sy solidarité mihintsy sns
3)teny orly aho tamin'io fotoana ny embarquement io, ary niogaoga teny koa, ary mbola ny vazaha sy vahiny hafa ihany koa no betsaka teny; ary ra-gasy taiza? , nanao bazar de noel, nanomana soiré etc...
4) ho an'i rollad rakotoarivelo: miarahaba tafajanona,
saingy tokony ho-solidaire koa ianao, betsaka ny gasy toa anao, tsisy taratasy, mila ny temoignage-nao, fa ahoana no nisy izao (14 ans + zaza tsy tafa..), lazao antsakany sy andavany, mba hitandreman'ny sasany
DE MAHAIZA MIRAY HINA AMIN'IZAY RY GASY ISANY?
DE BONNE FËTE
seuls les poissons morts suivent le courant

répondu par xxx le 10/01/2008 12:07
2. XxxX
(
26/12/2007 12:57)
"tezitra":Une dizaine de militants ont prévu de se rendre dimanche matin à l'aéroport de Roissy à l'embarquement du vol pour Antananarivo aafin de "tenter de convaincre le commandant de bord" de ne pas embarquer Roland Rakotoarivelo, a indiqué à l'AFP Pablo Krasnopolsky, membre de RESF.:-D:-D:-D:-D kay ialahy tany Orly nefa tany Roissy hono no nitranga ny tantara klé!fa tsy olana intsony zany lesy fa tsy lasa lé olona a!
3)teny orly aho tamin'io fotoana ny embarquement io,
5. menalamba
(
26/12/2007 22:27)
Tssss...!!Fa mavandy sa be resaka sy te hoderaina koa ry tezitra izany an...:roll:
8. niryna
(
27/12/2007 14:22)
[quote=tezitra]
2)vazaha no nadefa ilay message teto, voaresaka tao @ liberation, le parisien, taiza ireo malagasy namany sy havany, ary ny site gasy sy gazety gasy zara raha niteny,
2)vazaha no nadefa ilay message teto, voaresaka tao @ liberation, le parisien, taiza ireo malagasy namany sy havany, ary ny site gasy sy gazety gasy zara raha niteny,
raha teny hianao maninona no tsy tonga dia nijoro natao solontenan'ny gasy? :Dka ahoana no handrosona raha tsy misy ny mpampandroso? izay mitsanga toa finganina hianjera daholo,dia simba indray ilay trano kely efa natomboka fa vao hanangana fototra vaovao indray .:D
[quote]
dia avy eo, hoe gaga fa hoe: tsy mandroso ny gasy, tsisy conscience communautaire, politique, sy solidarité mihintsy sns
9. menalamba
(
27/12/2007 23:01)
Tokony hovain'i Tezitra hoe " Téôdôro" ny solon'anaran'i tezitra fa sady manao té ho deraina no mavandy...:roll:
10. xxx
(
28/12/2007 08:46)
ka naninona nefa raha tian'i tezitra ho tonga tany ny malagasy raha mba nandefa hafatra teto e!!! izahay tsy nahalala izany akory, tss eo no be wawawa eo tsss
11. fijo
(
28/12/2007 20:31)
aza tezitra re nareo fa manjary tezitra daholo izay mandray anjara rehetra e.ny mpandefa tezitra ,ny mamaly koa ve hotezitra daholo e.
efa teny an tseranana letsy ialahy ratezitra dia efa solontenanay an

12. tsikih
(
02/01/2008 17:58)
hay ve nisyan'izany e ... arabaina izany tsy lasa koooo, fa zà aloha tsy nahalala e, amin'ny manaaka mba mandefasa antso eto de ho avy daholo e......
13. Veloo
(
02/01/2008 18:30)
DE MAHAIZA MIRAY HINA AMIN'IZAY RY GASY ISANY
zany zany ko dia tokony hiezaka isika rehetra
16. rabingogilabanga
(
09/01/2008 12:51)
marina ny voalazan'ny tezitra:
ny gasy manana natioanalité frantsay tokony
hitandrina, alao tahaka ny jiosy sy ny arabo, ny sinoa, efa zatra mivezivezy ireo ary dia miray hina tsara
satria androany izy mi-attaque ny sans papier immigré, avy eo hasarotin'ny ny an'ireo immigré tsotra, avy eo rehefa hitany fa vitsy ianareo, dia ny manana natioanlité d'origine immigré indray no giaziny (avakavahany, tereny tsy hiala @ fomba gasiny @ lafiny rehetra, ary tereny hiova anarana mihintsy aza Rakoto ohatra ovaina le coteau), jereo ny histoire ny immigration juif, izay efa ni-subir ireo dia ho hitanao

17. xxx
(
10/01/2008 12:07)
H.S. kely
rabingogilabanga >>> ianao sy rabilabila angaha misy fihavanana ?