babyliss

1. xxx ( 23/12/2007 19:30)
manao ahoana daholo o! mba tsara v reto ilay babyliss misy fihogo ireny?(lisseur ) , zany we ilay somary rose sy volomparasy iny ny lokony ,
répondu par ari.malala le 18/01/2008 07:26
2. sipagasy ( 24/12/2007 08:50)
io dia arakaraky ny volonao ihany aloha e!, fa tena tsy mandaitra aloha amiko e! raha fitaovana tahaka ireny dia aleo mijery ny eny @ boutique de la coiffure ihany fa raha vao eny an-tsena(grande surface) dia tena tsy mamely mihintsy!! aleo qualité pro ihany rehefa samy hiala vola ihany, euuhh amiko aloha izay e!

manaova fety sambatra e!
3. xxx ( 24/12/2007 13:32)
misy mandaitra be any ry sipagasy an!
kalou ho renseignerko ilay anarany fa lay izyaloha tsy mora fa eo amin'ny 100euro e! fa tena pro lay izy fa tena tsotsoka be tratran'ilay izy an!
izaho aza mba tena tara amin'ilay fer à lisser mitsy fa tsy maintsy hoe hovidiko ihany izay angamba satria any foana ny saiko....
misy namako nividy dia tena hitako manja be lay volony.....sady tsy manimba volo ilay izy...
4. xxx ( 25/12/2007 11:31)
http://www.sweetliss.com/
ity ilay izy efikasy be mihintsy e!
5. sipagasy ( 25/12/2007 13:02)
xxx raha pro anie dia tena milay e! izay no handehanako any @ mpanao volo lava hihih, fa raha ireny vidiana eny @ grande surface ireny dia pppfff tena tsy tafa e!!!! vola ariana fotsiny, 160€ izao ny vidin'ny ampiasaina any @ mpanao volo 'tchip' mivarotra io ihany koa ry zareo no sady manao volo.Tena tsy manimba volo io fa lasa mamirapiratra aza ny volo tratrany sady mikatona daholo ny ecailles azony annn, tena mampatsara volo e!

ouups tratry ny fety daholo aloha isika ato e!!!!:-*(l):-*
6. sitlo ( 26/12/2007 06:42)
Ranabavy tsy tia babyliss nefa ra-cousine tia mampiasa. Arakarak'ilay volo angamba io.
7. tsoupou ( 02/01/2008 13:38)
:-w :-w :-w Tena mila miditra eto matetika mitsy za ka
8. Veloo ( 02/01/2008 18:34)
ilay fitsorana volo avec ceramic ry reto no tsy manimba volo a (otrany pleque ireny izy fa ceramic no fidio)
9. Veloo ( 02/01/2008 18:34)
lasa ilay izy vo ita oe misy diso plaque no izy fa tsy pleque hihihihih
10. kelly13 ( 02/01/2008 19:30)
fa aza adino mintsy ny mampiasa produits tsy hahamaina volo @ ireny fer a cheveux ireny, ny tena tsara d reny produit tsy mila rinçage ireny, d ataovy maina tsara ny volo fa manjary maimbo raikona eo (imaginer-o oe mipasoka lamba lena, d ôtran'izay kou ny volo)! d aza atao matetika b lôtra kou fa avelao mba hiaina kely kou ny volo des fois,lava b fa aoka zay :)
11. xxx ( 02/01/2008 20:21)
sady volo maina mitsy anie no tena fampiasaina ireny fera v olo ireny e! mitsotsoka tsara sady malaky izy amzay.
12. ari.malala ( 03/01/2008 12:16)
tena miasa amikoio sweetliss tenenin'i xxx io saingy lafo lotra:-(
13. xxx ( 03/01/2008 14:12)
:wink: tena lafo be aloha ho an'ny olona any madà e! fa tena efikasy io ka! sady tsy manimba volo.....
14. ari.malala ( 03/01/2008 14:39)
tena rarak'ivy mints za mijery ilay ao amle site fa tena :-(:snif::snif:indrisy lafo loatra!
15. kiadi ( 04/01/2008 22:58)
poupée ve zany babyliss zany?:-D:-D:-D
16. sakaizakely ( 06/01/2008 07:36)
manao ahoana daholo o! mba tsara v reto ilay babyliss misy fihogo ireny?(lisseur ) , zany we ilay somary rose sy volomparasy iny ny lokony ,


Ito ve zany ?



za mbola tsy nampiasa satria diso teo ampividianana fa pour chv longs io nefa za fohy volo de mbola mila manalava volo klou :-D Za tsy sahy mampiasa plaky fa matahotra sôdé simba eo. De brushing lava mandrampaha izany

Amiko de mitovy dôly rehefa plaky samy mandoro volo na pro na tsia. Fa za gaga fa kay na vaza tsobolo reny aza mampiasa ireny plaky ireny de mifitsaka tsara ny volony 8O8O
17. xxx ( 06/01/2008 11:50)
ka hafa mihitsy anie ny effet n'ilay plaky sy brushing e!
ny brushing tsy mahavita volo mitsotsoka mahitsy be sady mifitsaka tsara oreny fa ny plaky mahavita an'ireny otran'ny volo-tsinoa ireny mitsy sady lamaody izy amzao...ka na vazà aza mampiasa an'ireny plaky ireny satria hafa mihitsy ny resultat azo avy aminy...sady mateza be an! une semaine mitsotsoka eny foana raha manasa loha izaky ny une semaine enao.
fa io plaky naseoko am lien io tena tsara satria misy nifinifiny otran'ny fihogo ny sisiny dia ao tsaera ny resultat zà klou afa-po e! nampiasa an'ilay namako aho fa toa hividy knou!
18. nandrianina1 ( 06/01/2008 11:59)
xxx:

ka hafa mihitsy anie ny effet n'ilay plaky sy brushing e!
ny brushing tsy mahavita volo mitsotsoka mahitsy be sady mifitsaka tsara oreny fa ny plaky mahavita an'ireny otran'ny volo-tsinoa ireny mitsy sady lamaody izy amzao...ka na vazà aza mampiasa an'ireny plaky ireny satria hafa mihitsy ny resultat azo avy aminy...sady mateza be an! une semaine mitsotsoka eny foana raha manasa loha izaky ny une semaine enao.
fa io plaky naseoko am lien io tena tsara satria misy nifinifiny otran'ny fihogo ny sisiny dia ao tsaera ny resultat zà klou afa-po e! nampiasa an'ilay namako aho fa toa hividy knou!

Marina mintsy zany nen'XXX
sady tsy mamoaka fofona may otran'ny @brosinn le plaque
sady 25Watt fotsiny tsy tahaka n brosinn mandan jiro b reny satria 1000Watt

19. SHOAN ( 17/01/2008 14:43)
Koa izao é
raha te hanana volo tsotra malama be dia misy namako manao "YUKO" "lissage japonais"
tena lasa malama tsara na volo ngita aza
lissage définitif no fiantsoany azy ary ny azy dia mora nohon' ny any amin'ny salon
Tonga ao antranonao izy manao azy (région parisienne sy grandes banlieues)
ka ito ny blog misy ny zavatra rehetra tianao ho fantatra
misy ny n° tokony ho antsoina ets ...
www.netgasy.com/Cheulyna
dia lazao fhoe izaho no nandéfa anareo rehefa miantso azy
mahazotoa daholo ô !:D:P:P:P:P(l):-*:-*:-*:*:*
20. ari.malala ( 18/01/2008 07:26)
Shoan, merci t@ info fa zay aty Mada d ts mety zany, merci bcp na izany aza:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1024