Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIRARIANTSOA HOANTSIKA JIABY ô !!!!! krismasy HAFAKELY!!!!!!
1. endrika01
(
23/12/2007 15:25)
nohon\'ny maha-vahiny ny tena moua,dia hita fa tena mbola vahiny miitsy.Na izany aza,dia tsy mety ny eritreritra raha mangina,ka indro krismasy hafa kely ,no asehoko anareo namana rehetra.rehefa nandinika aho dia tsara tokoa ny hevitrin\'ny namana ,raha namaly izy ireo ny 2 hoe \"inona no fanomezana tsara indrinsra @ zao noely izao?\"
:-w:-w:-w:-w:-w
ka indreto ny fanomezana hitako fa tsara indrindra atolotro hoan\'ny namana rehetra ato @ SERASERA.
Voalohany indrindra dia mirary fety sambatra hoan\'ny mpiandraikitra isan-tsokajiny avy.tsy mbola misy fantatro izy ireo hi hi hi aaiii,misy vitsivitsy ihany kay ka ,manaova fety sambatra é.
Manarak\'izay dia indreto omeko eto ambany ny ireo namana tia mifandray sy mitafa,tsy hoe tsy tia mitafa akory ireo zay tsy mba voatonona ato ny anarany fa mbola sahirana angamba izy ireny na vaovao mitovy amiko dia mbola sahirana eo @ lafiny maro.
=D=D=D=D=D
mirary fety sambatra hoan\'iHery>Ralay>beloha33>mahefasoa>piste>tyla>achrafhanna>tsiambaratelo>taaax>bonbongasy>nemours>nmrykyo>descartes>vakiniadiana>jawa>pattr>kotla>hony>nirina11>
:-*:-*:-*:-*milaibe>samarat>sirika>oslo>tokianaela>patsa>poker>bafota>raondriana>DMX>nikko>nikopol>tynah>papoose>slym>karinah>mitah>fantsika>hantakely>kwasi>Ravatorano>Mimhie>tslem>sitlo>la>
:-*:-*:-*:-*
baraingo>rova30>malalatinasoa>ravakamalala>bazylou>jeankely>niainalynx>papala>pitchou>diamondra27>veloo>
:-*:-*:-*:-*
stephan197> ds >bitrokel>sipagasy>sarobidy>lazaDaddy>rabilabila >veromahefa >niryna >tsiafoi1 >Fody >cutie >Mandefitra >deric >fijo >rijadolly >piste >Bafota >dailynews >naughtyboy >rakapy >nani >lemenakely >
:-*:-*:-*:-*
fetrakens >booboo >kelly13 >ari.malala >reve >sarobidy >simplex >mandrak >Zaho >keyoan >ttiavina >ragadoma >ikaretsaka >suzuki >achrafhanna >doanja >salmo1 >misset >xxx >descartes >harloom>Azert >sitlo >simplex >tsiambaratelo >sakaizakely >bonbongasy >vitsikakely >pissoa >diamondra27 >fasaly> :-*:-*:-*
MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO é!!!!!!BIZZZZ
(AZa no handeha hanao sasak\'alina é ?Mande mivavaka izany an,...=))=))=))=))=))=))

répondu par endrika01 le 05/01/2008 15:13
2. endrika01
(
25/12/2007 07:09)
Zay aho vao nihaiky fa tena misy Pere Noel,ny zvt notadiaviko sy niriko fatratra,teo ambany sapin dôly,afa-tsy le tena mba ambon'ireo nomeny ahy tsy mbola nisy valiny.
5. ari.malala
(
26/12/2007 07:19)
dia mamerina ny firarian-tsoa hoan'i endrika01 sy ny namana mpiserasra rehetra dia mirary fetin'ny faran'ny taona mafinaritra sy taona vaovao sambatra hoan'ny rehetra iany koa
6. Mannou
(
26/12/2007 14:26)
zoyé noel ko ky ndry endrika an, isika 2 zao samy vaovao fa ny namana rehetra d efa samy tiana be daoly ts misy ankanavaka.
D tratry ny taona 2008 daholo koa an ! Kiss

8. endrika01
(
30/12/2007 14:39)
Aza hadino ny maka anah ao an-trano @ REVEILLON .
Hoan'izay efa mahita ny tranonay,za mba te hande handia fa tena tsy mahay ,raha velatanana kosa
ngalou de tena ....mandihiza rahitsikitsika
MAnaova taona vaovao sambatra daholo!!!!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

10. endrika01
(
05/01/2008 15:13)
D'efa tratry ny taona ndray zany zao é
Dia mahazahoa zay iriny daholo é,
dia ataovy @ antonony.
zay mila vola mahazo vola be
zay mila vady maro ,aza mahita afatsy iray ihany .
zay lasa olon-tina mitoto koba hatavy
'zay tsy tia an'i endrika,tapeno ny maso rehefa
hamaly ny hafatrany hiiii,hhiiii.
zay mitady asa tsara mahita vetyvety sy maharitra.
zay te ho namako,raiso ny tanako,zay te hifaly,hirao ny hirako=))=))=))=))=))=))