MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO

1. tsiambaratelo ( 23/12/2007 13:37)
Mirary ny namana tsirairay avy hanao fety mahafinaritra be!!!!!!
Hoan'ny mpiandraikitra rehetra ato @ serasera,dia hoan'ireo namana maro be nandray anjara
teo amin'ny dinika rehetra zay nifampizarana,ireo
namana mpandefa hafatra mavitrika ,indrindra ireo mpanome Biz'oroka.Mirary fety mamy ny namanareo rehetra aty Beyrouth Liban.
Isaorako manokana ireto namana ireto :rinja,nmryko,tendry77,ramhors,tlay,vakiniadiana,radal,peugeot,texe,samarat refa misy message lasa tsy misy n'inn de aza tezitra,iza mou no tratr'izay foana i peugeot ?de aon efa misy ve?sa mbola...?mpandefa Biz sy mpandefa hafatra ireo.ireto kosa ireo namana rehetra hita any @ dinika any:kwasi,tynah,endrika01,simplex,veloo,kallie,descartes,booboo,mannou,ikaretsaka,sakaizakely,kelly13,diamondra27,menalamba,pissoa,vale,vitsikakely,stretch,tsoupou,ari.malala,achrafhanna,xxx,jemimah,ratonga,belle,bitrokel,pika,heidi,melody,meva2,marcocofa,tianao,arialy,ayle,sarobidy,reve,koffman,tsiafoi1,colar,hassinah,2timlemenakely,ds,fijo,pitchou,tess,karinah,Aino,raphmada,KIMBERLY,Ralay,valala,kolyh,Rabaz
Manaova fety sambatra daholo dia samy ho tratrin'ny farany eeeee,dia avy eo vao hoe ,Dia samy ho tratrin'ny taona vaovao 2008!!!!!tandremo ny zava-pisotro maha-mamo,rehefa fety moa dia tsy fety raha tsy mikasika kely indrindra @ 31,na izany aza ataovy @ antoniny eeeee.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
répondu par Vitsikakely le 24/12/2007 13:57
2. pissoa ( 23/12/2007 13:45)
saotsa ooo

dia manaova fety tsara koa tsiambaratelo :-*
sy ny olona rehetra :-D:-D:-D
3. tsiambaratelo ( 23/12/2007 13:50)
hoantsika rehetra eeee
4. tsiambaratelo ( 23/12/2007 13:52)
saika hadino iSamoana,fety sambatra eeee:oops::oops::oops:
5. tendry77 ( 23/12/2007 19:05)
Msotra oh!
maninona ra miaraka manao fety eh!:D:D
6. Veloo ( 24/12/2007 00:52)
Misaotra betsaka tsiambaratelo an:-*:-*
Dia mirary so ho anao sy ny fianakavianao ko dia manova krisimasy sambatra an.

Ao ny anarako hihihihiih
7. ratonga ( 24/12/2007 08:22)
misaotra é!!! dia mirary fety sambatra ho an'ny pokon'ny serasera rehetra ko:-*
8. sylvoalias ( 24/12/2007 09:45)
Salamanga lahy nareo iaby nama ndraky longo,
ndra antitsy ndra tanora,ndra lahy ndra vavy,ndra be ndra kely,ndra tale ndra nahoda ndra rakemba,ndra njarahy ndra ampelam-batotsy vandraky moa nareo mpikarakara ato @ serasera .org arahabaina soa lahy tratsin'ny NOELY 2007,arahabaina tsara koa tratsin'ny
Banane 2008.
Handay soa be vata ho antsika iaby lahy reto fety reto,mba ho salama soa iaby tsika ka ho tratsin'ny tao 100 maro magnaraky mba ho kizahin-jafy.
Ka la manaova krismasy ndraky taombaovao sambatsy feno hafalia ndraky haravoa,fisinisinia tsy misy farany.
Ka la fitsinjaha bevata lavitsy gn'arety ro hameno gny fiainantsika iaby....
Salamanga rolahy e.Banane longoko e !
Sylvestre
9. sylvoalias ( 24/12/2007 09:49)
ratonga:

misaotra é!!! dia mirary fety sambatra ho an'ny pokon'ny serasera rehetra ko:-*


_____________________________________________________
De torak'zany daolo e.!
Sylvoalias
10. doria ( 24/12/2007 11:19)
Mirary fety sambatra ho antsika rehatra é!:-*
11. Vitsikakely ( 24/12/2007 13:57)
Nahoa jiaby atsika aty,Eka,manaova fety sosoa fetitsika,m
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2362