Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Ampidiro aloha ny tenimiafina
arabaina
1. tiffanie2410
( 23/12/2007 00:44)
mirary soa anareo rehetra de manaova fety mahafianritra daolo de samy ho tratry ny taona2008 daolo e
:@:@:@:@:@:@:@:@:snif::snif::snif:
Répondre
répondu par
tsoupou
le
02/01/2008 13:40
2. yuka
( 23/12/2007 07:20)
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e!Arahaba ry raiamandreny,arahaba ry zoky sy ry zandry:-*:-*:-*
Enga anie ho samy hanao fety sambatra daholo isika mianakavy,de misaotra an'i tiffanie nanomboka ny firarintsoa:lol::lol::lol:
Répondre
3. booboo
( 23/12/2007 12:05)
manepotra bee zany firariantsoa an'i Tiffanie2410 zany klé
na izany na tsy izany misaotra e
Répondre
4. kallie
( 23/12/2007 12:27)
booboo> efa tsy hisy setroka tsony zam 2008 e 8)
Mirary soa ô
Répondre
5. tsoupou
( 02/01/2008 13:40)
Arahabaina daholo ary nahatratra ity taona 2008 ity e.
Dé samy hahatratra ny taona maro hifanesy ihany ko tsika, raha sitrapon'i Tompo.
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5416