Hery Rafalimanana mamim-bahoaka??

1. Mantella ( 20/12/2007 14:54)
Mahazo mieritreritra ve Andriamatoa Hery Rafalimanana fa mamin'ny Vahoaka tanteraka. Izy ilay tsy manan-tsiny no niharan'ny hatezeran'ny Vahoaka noho ny tsy mety ataon'ny mpitondra ankehitriny.
répondu par xxx le 11/12/2008 13:41
2. xxx ( 11/12/2008 13:41)
tena niharan'ny hatezerambahoaka marina alou i rahery kely fa ra ohatra aza ka tsy nangala bato kou ny TIM tamininy eleksio maire iny de tena milaza aminareo aho fa 80% tsy latsaka no tena vokatra teo !fa ny tena nampalaelo marina de le izy marina oe lasa sacrifice tsy ffidiny tao iHery kely,nefa tany amin'i le (faha8 n gasy) no ni cibler n vahoaka ho palana de izy ndray no niboridana be teo,mafy ny nanjo azy alou nefa de zay no fiarovana natao ho an'i patron ka tsy maintsy natao fa tsy nety ary mo ko!!80% kay!! asa mety mba notolorana seza misy coussin tsaratsara angamba izy zao mba hiainoany marary be!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4363