BIO
1. meva2
(
20/12/2007 08:55)
Manao ahoana ny hevitrareo amin'ireo "produits bio" et frantsa? Somary préciser-ko kely satria ny any mada moa mazava loatra fa paradisan'izy io eny antsena.
répondu par xxx le 20/12/2007 12:33
2. xxx
(
20/12/2007 09:10)
Manao ahoana ny hevitrareo amin'ireo "produits bio" et frantsa?
Lafo !
Somary préciser-ko kely satria ny any mada moa mazava loatra fa paradisan'izy io eny antsena.
Preciser-na ahoana ?
3. sakaizakely
(
20/12/2007 09:22)
tsy azo antoka ho tena bio 100% satria ny pollens non bio ihany no mi polliniser azy ireo mattka, raha tsy hoe sous serre angaha, nefa :lol::lol::lol: satria ny tantely tsy mahalala hoe bio ito na tsia dia itangoasany foana ny pollens
zany hoe fanohanana ireo mpamokatra sy resaka ideolojia dia mividy ihany

4. meva2
(
20/12/2007 09:53)
preciser ko hoe eto frantsa satria ny any mada.......
Marina aloha fa lafo fa raha ampitahaina ny produit eo amboniny sy jerena ny traitement chimique hoan'ireo produits hafa dia hita ihany ny mampiavaka azy sady ny tsirony koa tsy mitovy mihitsy.
Tsy vitan'ny sakafo ihany fa na ireo fampiasa amin'ny vatana, ao antrano, na koa hoan'ny zaza, lingettes, petits pots dia efa maro. Izaho aloha manomboka mirona any, bon misy ny milaza hoe effet de mode koa ilay izy nefa izaho mahita hoe sain kokoa hoan'ny fahasalamana sy ny vatana ilay izy......

5. xxx
(
20/12/2007 11:23)
sakaizakely > resaka OGM ihany no misy idiran'ny pollen. Kanefa tsy dia tena ny OGM no tsy maha 100% biolojika an'ireny vokatra ireny fa zavatra hafa. Raha tsy diso aho >95% avy amin'ny fambolena biolojika ny logo AB ireny, ary >70% ilay logo eoropeana maitsomaitso (mila hamarinina).
meva2 > Resaka politika na filozofiam-panjifana no tena mitondra an'ireny label bio ireny. Ny antony ara-pahasalamana na ara-tsiro dia misy ihany, ekena, ary exploiter-na mihitsy atao argument hivarotana. Manampy koa ny resaka tontolo iainana etsy andaniny. (ho an'ny sasany aza mbola miampy ny zon'olombelona ho an'ny biby :p)
Fa ny zavatra tena ifotoran'io resaka BIO io (na ny commerce equitable koa) dia filozofia ekonomika "anti-industriel" na ny marimarina kokoa "anti-capitaliste".
Raha za manokana aloha tsy ahoako izay resaka bio sy ny rediredin'ny sasany any (varotra foana ny azy tsinona, bio ou pas bio) fa raisiko araka ny filozofiam-panjifako manokana foana ny zavatra rehetra eny amin'ny tsena. Ilay resaka commerce equitable aza no hitako mandresy lahatra ahy kokoa, ary tsy noho ny resaka kalitao na tontolo iainana amin'izay.

6. fahamarinana
(
20/12/2007 12:09)
:arrow:Mitovy hevitra amin'ny xxx aho ,ny ahy koa dia ilay commerce equitable no tena hitako mampisento ahy.Sinon ilay hoe ny any Mada paradisan'izy io no somary mampiasa kely ny lohako :sur amin'izany ve ianao amin'izao vanin'andro iainantsika izao? Na dia haka ohatra à part ndray :momba ireny akoho varotana mora mivoaka any am la hutte sns ireny aza ohatra.Asa anefa,za koa efa ela no tsy tany ka ajanoko eo sao miteniteny foana ndray.(l)