Rehefa hiantsena @ supermarche hono

1. xxx ( 19/12/2007 15:54)
dia mila manao voky tsara aloha mba tsy hividividy foana any :D
répondu par dailynews le 02/01/2008 17:24
2. xxx ( 19/12/2007 16:26)
:roll::roll::roll:zavatra tsy misy ifansdraisany mitsy izany:-D
3. sitlo ( 19/12/2007 17:15)
marina ihany kosa izany
4. xxx ( 19/12/2007 18:08)
izaho aloha tsy manao an'izany e! na noana tahaka inona aza aho raha hiantsena no ataoko eny amin'ny grande surface! efa hananako ny liste hiantsenaiko fa tsy handeha handroaka an'itsy sy zaroa ho hatao anaty harona ao daholo.....izany hoe efa haiko ny zavatra mank ao antrano ary efa haiko ny zavatra ho vidina, ary efa nanao kalkul amin'ny vola ho laniana.
5. belaza ( 19/12/2007 18:53)
za dray rehefa manao voky tsara de kamo mandeha miantsena fa ilaozako matory kou
6. xxx ( 19/12/2007 19:30)
:-D hatraty io
7. sakaizakely ( 20/12/2007 08:21)
tena marina

zany hoe arakaraky ny tsapanao no iantsenanao. Raha ohatra ka noana noana no miantsena dia somary mivily ary @ rayons sakafo ny saina dia tsy mandanjalanja loatra intsony fa raisina daholo izay mahafinarinaritra ny saina amin'iny fotoana iny.

Ny nutritionistes ireo dia miteny an'izany mihintsy sady efa niainako koa izany ka haiko tsara

Samy xxx aby moa nareo eto ka tsy hita ze iresahana fa ixxx le mahay calcul io tena sambatra zany hoe manao liste de tsy maka afatsy iny

mba ampenaro fa tsa mahay an'izany e

8. sakaizakely ( 20/12/2007 08:34)
ohatra mafana dia mividy rano na jus betsaka, mividy ankanjo na kiraro maivamaivana, ventilo ...

mangatsiaka lasa mividy mafana sns...

zavatra tsapa zany hoe arakaraky ny etat-nao @iny fotoana iantsenanao iny no ividiananao entana matetika
9. kallie ( 20/12/2007 09:13)
ny efa enoko ndray d oe
ra musique classika na milamina ny mande ao amle fivarotana d makeny am rayon lafolafo ny olona sady mijanona elaela ao = mividy zavatra betsaka
fa refa mozika mikorotana na gidragidra ny ao d zay antondiany ihany no vidiany d malaky mivôka ny fivarotana
10. xxx ( 20/12/2007 13:57)
sakaizakely: ilay xxx manao calcul ity an!
izaho tsy dia manampotoana miglabina be hanaovana tsena fa maimaikafoana no manao tsena, sady faran'izay tsy tiko ny manao tsena sakafo io hany ka ataoko liste alohan'ny hiantsenàna ny tsena ataoko ....marina fa misy zvtr manitona indraindray tsy taifiditra anaty liste, afaka alaina iny fa tsena en plus fa tsy midika hoe raoifraofiko dool zé itako ao am magazay ao satria noana be aho...misy fotoana koa ny hihinànana sakafo tsinona.....
raha resaka shopping ndray hafa iny mandany andro aho mizaha magazay dia raha tiko sy manendrika aho tsy misalasala aho mividy azy.
Ny ahy koa ho an'olondroa fotsn ny tsena ataoko ka raha mividy anzao sy izao anefa simba fotsiny ao dia aleo mi calcul ihany no ady eo! tsy midika akory izany hoe miafy fa mba tsy hanapoitpoitka ny vola am tsy antony sady zahay koa tsy de mpihinankanina be ireny ka ahiko tsara ny zvtr tinay ho hanina sy tsy tinay ho hanina....misy fotoana rehefa mba asabotsy miaraka miantsena ndraindray dia amin'iny no manao cours miadana maka zé tiny:-P
fa jamais mitsy hoe noana be de hividividy fahatany
11. ari.malala ( 20/12/2007 14:39)
xxx mahay manao calcul, otran'ny fantatro njy;):-P
12. xxx ( 20/12/2007 15:34)
xxx > ianao izany rehefa manao lisitra no mila manao voky tsara aloha :wink:
13. xxx ( 20/12/2007 16:00)
ari.malala: mila manao calcul aky fa efa sarotra ny fiainana an! hihihitsy misy dikany raha mandroaka mividy an'izao sy izao anefa tsy ho hanina akory fa simba dia ariana anefa mieritreritra hoe any ho any izao misy tsy mahita hani-kohanina akory ...izany hoe izay sakafo vidina ny ahy dia lany dool hihihih

xxx laharana faha11: tsy azoko....na tsy manao voky aza aho na manao voky ny lisitra lisitra ihany:-P
14. Veloo ( 20/12/2007 16:12)
xxx [ Valio ] 19-12-2007 16:54:48
Lohateny : Rehefa hiantsena @ supermarche hono
dia mila manao voky tsara aloha mba tsy hividividy foana any


marina mihitsy io, faly ery mividy ny rehetra satria noana nefa avy eo tsy hanina akory ilay izy anie....:-*
15. ari.malala ( 21/12/2007 07:40)
xxx mahay manao calcul, tiko b ny toe-tsaindry;) kiss ky a!
16. Mannou ( 21/12/2007 08:24)
xxx:

:roll::roll::roll:zavatra tsy misy ifansdraisany mitsy izany:-D


marina kosa ny azy e ! tsssss
17. xxx ( 21/12/2007 14:08)
amiko tsy misy ifandraisany.....samy manana ny fomba fiainany ka amiko tsy misy ifandraisany satria tsy cas ko io
18. Mannou ( 21/12/2007 14:37)
xxx ko refa ts cas anao d ka any ko, izy anie no nanao an'io hevitra io fa tsy ianao e ! Joyeux Noël e !
19. xxx ( 21/12/2007 16:03)
oadray ka samy manome ny heviny eto ra mannou ah! nareo ve tsy maay mi forum e!:lol:
20. dailynews ( 02/01/2008 17:24)
xxx:

dia mila manao voky tsara aloha mba tsy hividividy foana any :D

Marina tokoa izany fa rehefa miditra ireny mpivarotra ireny dia lasa tafividy chocolat ohatra, na gateau ho azy eny na biscuit sns.. izay tsy tao anaty lisitry ny entana...

Izany mihitsy ny planinay atoantrano ato aloha isaky ny ho any amin ireny mpivarotra ireny e.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2486