resultat: erection municipale(maire)
1. salopard
(
19/12/2007 11:25)
faly: 33 cm
andry tgv: 63 cm ;
conclusion: i andry no mitondra (bandy mitondra) ao antananarivo, 63 cm be izao!
tsy apmy dôzy aloha sefo a!
sniff, sniff, tcouff...
répondu par Jeankely le 04/01/2008 10:23
4. sitlo
(
19/12/2007 17:49)
Aleo izy hitondra fa iza koa moa no nahalala tamin'ny taona fito am sivy, valo am sivy
5. xxx
(
19/12/2007 19:10)
de tena ts miy olona mahavita azy mitsy ve eto antanana eto no de i Andry TGV no hitondra ny tanana le aza?? tena tsy zakany sainlery io fa de hoe lanimbahoaka fotsiny de tsy maintsy eo, ampihomehy, za kou anefa tsy tia TIM, fa le faripahaizan-lery(Andry) tena tsy ahavita hitantana vola amina milliard isambolana izay e
8. ari.malala
(
20/12/2007 12:18)
zay le toe-tsaina tonga d manambany b... mbola vao 1andro no nametrahana azy teo d'efa mande ny fanambaniana, tsy aleo ve aloha ho hita ny fiasany e! otran'ny hoe mahita hanina anaty vitrine enao d ts mbola nanandrana akory d'efa hoe masika sakay zao io na be sira zao io...
9. salopard
(
20/12/2007 12:30)
vaovao azo farany:
Ra-8cm, matahotra mafy, satria raha izany 63 cm izany mety hahazaka ny gasy rehetra,
- ny sûr aloha dia mitifitra lavitra izany e
tsy ampy dôzy ramaka a, sao misy any papie ô!
sniff, sniff, tchouff, tcouff...
Ra-8cm, matahotra mafy, satria raha izany 63 cm izany mety hahazaka ny gasy rehetra,
- ny sûr aloha dia mitifitra lavitra izany e
tsy ampy dôzy ramaka a, sao misy any papie ô!
sniff, sniff, tchouff, tcouff...
10. Jeankely
(
04/01/2008 10:23)
Sao mba 80 kosa aza fa tsy haindra-Salopaka. President ve 8cm ary Maire no 63cm dia mifanojo raha ny ho President no tanjona any aoriana? Mihakely izany ny erection -dra-Salopaka=))=))=))
