Mitady tononkira
1. Jaca38
(
17/12/2007 18:46)
Salama e!
Faly manoratra ho anareo. Voalohany ho ahy nanndre ity hira ity ka mba tiako hananana ny tonony: miresaka an'i Marie Sélestine. Indray mandeha isaky ny 10 taona vao mandre io anarana Sélestine io ka hafaliana ho ahy ny naheno azy androany hariva. Ny lohateniny: MARIE SELESTINE. Mpihira azy: ARISON JAHA.
Misatra Tompoko ary manantena vali-teny mahafa-po avy aty aminareo.
Ny namana eto Grenoble.

novalian'i cutie ny 27/12/2007 07:02
3. cutie
(
26/12/2007 20:20)
ty @ zay aza le hira fa mbola misy tsy haiko ihany ny zavatra lazainy sasany :)
Ty hirahira ty
Niaretako tory zao alina zao
ty hira ty atolotro anao zao alina zao
Ho anao no andrandraiko
Ny kintana..............
Ho anao no novoleko............
Marie Selestine
Avia fa tsy manin
Ty hira ty
Soratako ho anao
Marie Selestine
Ty hira ty
Ho revirevy vao
Hanala ny ririnina
Ianao lay mahafinaritra
Mahafatifaty be
Ianao lay mahasalanitra
Ilazako secret
Marie Selestine
Avia fa tsy manin
:):):)
Ty hirahira ty
Niaretako tory zao alina zao
ty hira ty atolotro anao zao alina zao
Ho anao no andrandraiko
Ny kintana..............
Ho anao no novoleko............
Marie Selestine
Avia fa tsy manin
Ty hira ty
Soratako ho anao
Marie Selestine
Ty hira ty
Ho revirevy vao
Hanala ny ririnina
Ianao lay mahafinaritra
Mahafatifaty be
Ianao lay mahasalanitra
Ilazako secret
Marie Selestine
Avia fa tsy manin
:):):)